Fivavahana, finoana
jajajaly
(
10/02/2014 11:33)
Olona an-tapitrisany eran-tany no mianatra Baiboly ka mahita ny valin’ireo fanontaniana lehibe eo amin’ny fiainana. Te hahazo ny valin’ireo fanontanianao koa ve ianao?
Ho gaga ianao raha mahita...
tohiny
novalian'i endriny ny 23/02/2014 01:08
jajajaly
(
10/02/2014 10:06)
Efa 100 taona mahery izao ny Vavolombelon’i Jehovah no voalamina mba hitory ny vaovao tsara. Mitory any amin’ny tany 235 mahery izy ireo, amin’ny fiteny an-jatony. Nahoana io asa io no tena ilai...
tohiny
novalian'i Nahs ny 06/04/2015 14:59
tah2
(
07/02/2014 07:09)
Miala tsiny raha efa nisy nametraka ity fanontaniana ity.
Misy mahalala ny tena momba ilay Marka 16:9-20 io ve? Tena niaraka tamin'i bokin'i Marka io sa olon-kafa no nanoratra azy? Ahoana ny hevitra...
tohiny
novalian'i jajajaly ny 10/02/2014 09:51
hery
(
05/02/2014 21:45)
Nahafinaritra ny nanaraka ilay adihevitra nataon'i Bill Nye izay siantifika sy i Ken Ham izay mpandala ny resaka fahariana tao amin'ny Youtube. Mbola azo arahina ilay izy (amin'ny teny anglisy)
[youtu...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/02/2014 14:21
christ777
(
02/02/2014 17:41)
Betsaka ieo karazana mpaminany sandoka misy eto amintsika eto madagasikara.
Ohatra isaky ny fiangonana.
- TJ Hoe hiakatra ho any andanitra dia tsy tanteraka t@ 18..Ho avy hony Jesosy
- Advent hoe 1844...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/02/2014 21:09
vonynive
(
30/01/2014 09:09)
2014 zao isika, aiza ny faminanian' ny Maihol ?...
tohiny
novalian'i vonynive ny 19/02/2014 10:00
leva2
(
17/01/2014 18:58)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/205113fab3221342f4da1d5d83959096.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/205113fab3221342f4da1d5d83959096.jpg[/img][/url]
Velona mandrakizay Je...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 24/01/2014 12:06
endriny
(
14/01/2014 20:22)
Ny olona mitondra tehina dia ny olon-dehibe na ny olona antitra na ny manamboninahitra. Angira hoy ny fiteny sasany.
Ny tehina dia tsy entin'olona tanora eo amin'ny fiarahamonina Malagasy. Ny olona m...
tohiny
novalian'i endriny ny 23/02/2014 00:44
rekinbelo
(
14/01/2014 18:59)
Salama namana isany,
Io no niadianay hevitra ka nisy ireo namana sasany milaza fa mitovy ireo, ny sasany miteny fa tsy mitovy dikan'ireo.
Raha amiko manokana aloha dia tsy mitovy mihitsy ny dikan'ireo...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 16/01/2014 19:58
toriteny
(
10/01/2014 12:04)
Mba heritrereto kely anie ity e:
7 milliards ny isan'ny olona amin'izao. Ny atsasak'io mponina asiatique ( chinois, indiana, indonesia, Pakistan) izay firenena tsy kristianina avokoa. Araka ny stat fa...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 03/02/2014 15:41
moi
(
09/01/2014 05:17)
[i]Mba misy tonga saina amin'ity zavatra tantaraiko ity ve, sa izaho no taraiky ?[/i]
Indray andro, nisy niantso ahy mba hi-réinstaller ordi. Mpanompon'Andriamanitra izy io, fa raha tsoriko ny resaka...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 15/01/2014 15:42
endriny
(
06/01/2014 19:25)
Nalaza be io teo aloha saingy ankehitriny lasa mampisy disadisa eo amin'ny samy mpitondra fiangonana Katolika. Fa naninona ary...?...
tohiny
novalian'i endriny ny 23/02/2014 00:55
Maranatha
(
03/01/2014 11:30)
Tsy sanatria manedri-dresy na te hanamafy fa tsy faminaniana avy any an-danitra ny an'ilay milaza ny tenany fa hiakatra ho president ny taona 2013. Fa tena te hampisokatra ny sain'ireo membre rehetra...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 14/01/2014 18:49
toriteny
(
28/12/2013 14:34)
Miarahaba antsika mpinamana mpiserasera rehetra tsy ankanavaka amin'izao nahatratrarana ny andro nahaterahan'ny Tompo izao.
Enga anie ka tena ho teraka tao am-pontsika Jesosy tamin'iny andro iny fa ts...
tohiny
Noue
(
27/12/2013 13:58)
Miarahaba,
Tsy hoe mitsara akory aho raha mandefa ity dinika ity fa somary sahirana kely ny saiko raha nahita an'izao toe-javatra izao.
Tany antananarivo aho vao tsy ela zay. Ny tena moa dia katolik...
tohiny
novalian'i toriteny ny 22/03/2014 16:13
leva2
(
18/12/2013 17:47)
Velona Jesosy !
Hazo noely : fahita eny an-tsena, any an-tokatrano sasany, eny an-dalambe fa fahita any amin'ny fiangonana sasany ihany koa. Fa nahoana ? Fa angaha voalazan'ny baiboly ? Sa sao dia te...
tohiny
novalian'i toriteny ny 22/03/2014 16:47
sitlo
(
17/12/2013 09:50)
Nisy rangaha maty izay vao haingana dia nanontany ny olona aho. Hoe fa naninona fa toa olona tomady ihany. Dia hoe feno rano nanodidina ny fony. Ahoana koa ary izany hoy aho an'eritreritra. Tahaka an'...
tohiny
novalian'i rainisalama ny 29/01/2014 13:53
leva2
(
01/12/2013 10:33)
Velona Jesosy !
Mba zaraiko amintsika mpisera ity lohahevitra ity ka ento ny hevitrao :
[i]" Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin’ny finoana hianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy ...
tohiny
novalian'i toriteny ny 09/01/2014 06:18
bor2lais
(
29/11/2013 13:55)
Rehefa avy namaky ny lohahevitra iray tatsy ambadika tatsy mikasika ny fanalan-jaza aho dia nahatsiaro ity lohateny iray ity :
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m4b5ffd33cf005/]tsindrio eto...
tohiny
novalian'i 5laody ny 28/12/2013 17:56
Nehemiah
(
28/11/2013 08:44)
[size=16][color=red][b]IV - NY FANARAHA-DAMAODY[/b][/color][/size]
[color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : Fiantsoantsoana hoe : "Efa izay no lamaody fanaraky ny olona ka manaova koa ianao raha tsy t...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 30/11/2013 05:28
