Fitoriana maneran-tany

21. mamonjy1 ( 08/05/2014 09:04)
Voninahitra any @avo indrindra,fiadanana ety amboniny tany hoan'ny ireo olona ankasitrahina.
Miarahaba ny rehetra aho @anarany jesosy tompo sy mpamonjy.
Tena tiako ny hampahafantarana atsika fa efa avy TJehova Aho.
Ary lasa TJesus,satria Avy @jehova izy ka inoako,satria nomena azy ny fahefana mba hitsarany sy
hananganany ny olona @ maty.Misatra Ray O Amen.
Loza ho an'izay tsy mino,fa tsy misy mankany @Ray afa tsy @alalany.
Izy no fanalahidy @zao ,satria nomena azy izany.
Andriamanitra Zanaka Izy,Ary mipetraka @seza fiandranana be voninahitra @Maha Mpanjaka azy.
Ary nampanantena ny hiverina koa izy,sady efa tonga eto antany ny fanahiny @zao fotoana mampahiratra ny jamba sady mamelona ny maty.
Loza ho anareo zay velona ankehitriny fa tsy maintsy ho faty.
Ary ny maty tsy maintsy ho velona.
Ary izay rehetra mino tsy mba handalo fahafatesana intsony.
Tsy ny 144.000 ihany no tsy handalo fahafatesana fa izay (rehetra mino)
Ary ny finoana de aseho @atao marina izany,mila manamasintena ny rehetra,Mba hitoerany fanahy masina,ka tsy anao intsony no velona fa ny tenin'andriamanitra no velona ao anatinao,Io teny io dia Jesosy kristy,kristy mihitsy no velona ao anatinao,Ranadahy sy Rahavavy
Ary tsy olombelona intsony no hampianatra anao fa ny fanahy pasina izay mitoetra aminao.
Aza de mafy hatoka isika,ka hanao be mokondoha hoe hikaroka fatratra satria manampahaizana.
Manaova toy ny zazakely isika ,ka maneke ny fanahy masina hampianatra ano ny fa tsy tonga de mandray izay fampianarana voavolavolan'olombelona fotsiny.
Fa efa nampanantena ny mpanjakantsika hoe:hanome fanahimasina @ fotoana mety,ary io fanahy io no hampiteny atsika.ka tsy tokony ho lavina izany.
Miresaka atsika hoe fanjakan'adriamanitra,ary miseho mahalala azy ny sasany hoe:Mitovy @fitondra misy eto antany hoy namana jajaja fa ambony karazana kokoa.
Tsy misy itovizany velively ny fitondrampanjakan'Andriamanitra sy an'olombelona na rafitra na lokony.
Fa izay ampahafantarina no haintsika,Fa maro koa ny mbola tsy nampahafantarina.
Aza mihevitra fa hain'olombelona daholo ny Secreny lanitra.
fa maro ny tsy ampahafantarina raha tsy efa maty ny nofo.Ary ny fanahy no mitsanga @maty ka mahita zavatra tsy mbola hitany na reny.
Fa ny fanjakan'andriamanitra dia efa tonga Aminao sahady ,raha manao sitrapon'Andriamanitra anao.Efa anjakany anao Ranadahy sy Rahavavy raha mino sy manaiky ary manao ny marina.
Ho sambatra ny fonao,raha eo akiny Rano velona ianao,tsy hangetahita satria amorondrano.
Tsy ho an'isany zao tontolo zao koa iano,Fa tsy maintsy tafanohitra azy io ary tsy maintsy haharesy tahaka ny nadreseny tompontsika.
Milaza va ianao fa tsy mbola tonga ny fanjakan'Andriamanitra,nefa ny Mpanjaka efa Manjaka.
Aza ataonao hoe Manjaka any andanitra fotsina ny Mpnjaka lehibe,fa eto koa Ankehitriny.
Nampianatra iny vavaka iny jesosy tompo t@izy mbola tsary naty.Hoe Ho tonga anie ny fanjakanao eto antany tahaka ny any andanitra.
Fa rehefa nahazo fahefana izy de Tonga io fanjakana.
Efa maro ny itoerany fanjakan'adriamanitra ao am-pony@zao.
Notolony ny tompony ny tenany manontolo Mba hanjakany,ary lasa tempoly masina ny tempoliny.
Ny fanjakana io no mibaiko azy.ka toheriny zao tontolo zao.
Tsy maintsy handresy izy satria manana ny anarany zanak'ondry eo @handriny.
Maneke,sy Minoa An'jesosy ry Havana,de Hekeny eo anatreny Rainy ianao.
Fa jesosy kristy no tompo sy Mpamonjy.

22. mamonjy1 ( 08/05/2014 09:09)
Bonjour a tous!

Ity misy teny kely atsipy @nao namana jajajaly.

23. Nahs ( 06/04/2015 14:59)
Tsy hoe manda an'i Jesosy tsy ho Andriamanitra ny Vavolombelon'i Jehovah. Fa saingy izy tsy ilay "Andriamanitra FARA TAMPONY". ISAIA9:5,6 manambara fa "Andriamanitra Mahery" sy "Andrian'ny fiadanana" izy satria izy notendren'i Jehovah Andriamanitra TSITOHA fa tsy izy anefa ny Andriamanitra Hery Fara Tampony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1303