Fivavahana, finoana

moustaraf ( 05/09/2013 12:45)
Ny hebreo tranainy sy ny teny Malagasy: Aba….Ab Abobo…Sobebou Adala….Adal Adana….’ednah Adaoro….Adar Adina….din Ady…..din Adona…..doun Afaka….Afaq Afara…akhar Afa tsy…éfès Af... tohiny
novalian'i moustaraf ny 12/09/2013 17:58
Nehemiah ( 05/09/2013 08:48)
[size=16][b][color=firebrick]Nisy nahita tokoa ve ny taolan'i [color=forestgreen]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size] T@ 2007, namokatra horonan-tsary i [color=goldenrod]James Cameron[/color], i... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/09/2013 12:44
aldira ( 04/09/2013 13:16)
Marobe ankehitriny ireo antokompivavahana kristiana misy ankehitriny ary samy manao batisa avokoa! misy ny manao batisa zazakely, misy ny manao batisa asitrika anaty rano, fa misy koa ny anarana tonon... tohiny
novalian'i didi10 ny 09/09/2013 09:00
Nehemiah ( 02/09/2013 07:03)
[size=16][b][color=darkviolet]Misy asa soratra miafina momba an'i [color=deeppink]Jesoa Kristy[/color] ve ?[/color][/b][/size] T@ 1945, tany akaikin'ny tananan'i Nag Hammadi, tany Ejipta Ambony, nahi... tohiny
voromailala ( 01/09/2013 18:05)
Inty misy oronan-tsara mitantara an'ireo mpikaroka izay nilaza fa nahita ny fasan'i Jesoa. ahoana ny hevitrao? mety ho izy ve? sa olona mitovy anarana fotsiny? sa inona? [youtube]https://www.youtube.... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/09/2013 08:49
Nehemiah ( 28/08/2013 06:30)
[size=16][b][color=darkslategrey]Ny fanadinana bibliôgrafika[/color][/b][/size] Fampitahàna ny antontan-taratasy 1 @ antontan-taratasy hafa nosoratana t@ vanim-potoanany ilay izy. Ireto avy ny fano... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 28/08/2013 06:31
pisoonja ( 26/08/2013 13:24)
Nahita fanadihadiana iray mahakasika an' I Hitler aho omaly nilaza fa ny antony namonoany ny jiosy dia ny fitadiavana ilay kapoaka nisotroan'i Jesoa farany alohan'ny namonoana azy satria io kapoaka io... tohiny
novalian'i toriteny ny 10/09/2013 14:00
Nehemiah ( 26/08/2013 08:55)
[size=16][b][color=darkslategrey]Marina ve ny evanjely[/color][/b][/size] Tena fitantaran'ny vavolombelona ny tantaran'i [color=darkturquoise]Jesoa Kristy[/color] ve ny Evanjely @ Testamenta Vaovao, ... tohiny
voromailala ( 25/08/2013 09:27)
Inty ny fijery iray momba ny Kristianina. [quote] Avant tout, il est nécessaire de comprendre qu'un Chrétien n'est pas un homme qui se dit Chrétien, ou que d'autres disent Chrétien. Un Chrétien ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:49
voromailala ( 23/08/2013 14:17)
Anisany tena mafonja ito frapin'i Jeso ito: [quote] Ka tsy misy Jody na jentily intsony; tsy misy andevo na tsy andevo, [b]tsy misy lahy na vavy intsony[/b], fa tena iray ihany hianareo rehetra ao ami... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 04/09/2013 12:36
Nehemiah ( 22/08/2013 13:23)
[size=16][color=darkgoldenrod][b]Nanonofy antoandro ve ny mpianatra?[/b][/color][/size] Ao ny olona izay mieritreritra fa mbola mahita zazavavindrano any anaty ala any. Ao koa ny olona izay mieritrer... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/09/2013 14:09
Nehemiah ( 22/08/2013 13:21)
[size=150][color=darkgoldenrod][b]Nanonofy antoandro ve ny mpianatra?[/b][/color][/size] Ao ny olona izay mieritreritra fa mbola mahita zazavavindrano any anaty ala any. Ao koa ny olona izay mieritre... tohiny
voromailala ( 20/08/2013 15:30)
salama daholo izay indray vao niverina fa noho ny adidy aman'andraikitra. Inty indray azany ny lohahevitra vaovao: Inona no mahatonga ny Malagasy ankehitriny mijaly andro aman'alina kanefany mivavaka... tohiny
novalian'i Miharena ny 02/09/2013 08:41
Miharena ( 20/08/2013 07:35)
Ity lohahevitra ity dia sokafana satria misy ireo zava-miseho samihafa isaky ny fiangonana ary ao ireo tantara izay tokony harahana tsara momba ny firoboroboan'ny finoana sy ny fihemorany arakaraka ny... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/09/2013 10:25
saho ( 18/08/2013 15:35)
Fanambarana na Apokalypsy toko faha 5 andininy 1 milaza fanambarana tombokase voalohany fa ho Tonga ny fara andro Tombokase faharoa,Fanambarana na Apokalypsy toko faha 6 andininy 2, milaza fa hisy so... tohiny
novalian'i Miharena ny 23/08/2013 08:45
Tefigasy ( 16/08/2013 14:25)
[color=blue] Rom.13:14 "Fa itafio Jesosy Kristy Tompo , ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany." [/color] Tsy azo hiodivirana ny fitafiana an'i Jesoa Kristy mba ho isan'ny olom-boanjena... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:50
100tinl ( 16/08/2013 12:57)
Voamarika mantsy fa rehefa sahirana ny firenena iray dia miroborobo be mihitsy ny karazana antokom-pivavahana izay ahiana ho fampiasambola maloto no ao ambadika, azo porofoina ve anefa izany satria to... tohiny
novalian'i pisoonja ny 23/08/2013 13:29
RBNIR ( 14/08/2013 09:14)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=3vneVgrMdUg&feature=share[/youtube]... tohiny
novalian'i pisoonja ny 14/08/2013 13:48
Nehemiah ( 13/08/2013 13:02)
[color=darkgoldenrod][b]Maty ambony hazofijaliana tokoa ve [color=darkblue]Jesoa[/color] ?[/b][/color] Mety efa fantatry ny sasany ny "A Christmas Carol" nosoratan'i [color=darkcyan]Charles Dickens[/... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/08/2013 13:25
Nehemiah ( 10/08/2013 06:47)
Iza amintsika no tsy manontany tena hoe inona no ho aviko aorian'ny fahafatesako ? Fanontaniana efa fametraka taloha lavitry ny nahatongavan'ny misiônera kristiana izany, efa fametraky ny razambe tal... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/08/2013 13:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5197