Nitsangana tamin'ny maty tokoa ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna fahatelo : ny tsoa-kevitra
1. Nehemiah
(
22/08/2013 13:23)
[size=16]Nanonofy antoandro ve ny mpianatra?[/size]
Ao ny olona izay mieritreritra fa mbola mahita zazavavindrano any anaty ala any. Ao koa ny olona izay mieritreritra fa nokidnappen'ny extraterrestres anaovana fanandramana maharikoriko. Tsy azo lavina fa indraindray dia tena mahita ny zavatra tiany ho hita ny olona, na dia tsy izy aza. Izay no nahtonga ny sasany hilaza fa "choqués" loatra t@ fahafatesan'ny Mpitariny ny mpianatra ka nanjary niara-nanofy antoandro izy ireo. Azo inoana ihany ve izany ?
Torak'izay koa, rehefa ny psikôlôjian'ny nofinofy antoandro no resahina, tsy maintsy ao anatin'ny toe-tsaina izay aniriany mafy dia mafy hahita an'ilay olona tiany ho hita izay voa manosika azy hahita azy ny sainy. Kanefa nilaza mazava tsara i Jakôba sy i Paoly, izay samy anisan'ny andrarezin'ny Fiangonana kristiana voa niorina, fa nahita an'i Jesoa nitsangana t@ maty, kanefa tsy nanantena na nanampo an'izay aza izy ireo. I Paoly ary no nitarika ny fanenjehana kristiana t@ voalohany, ka tsy azo azavaina mihitsy ny antony nahatonga azy hiova fo raha tsy ny fijoroany vavolombelony hoe nahita Azy nitsangana t@ maty izy.
Tapi-dalan-kaleha koa ny teôrian'ny nofinofy antoandro.
[size=16]
Lazam-balala ve ?[/size]
Misy tsi-mpino tsy mety resy lahatra ka milaza fa angano nanomboka rehefa nisy olona vitsivitsy nandainga nilaza fa nahita an'i Jesoa nitsangana tamin'ny maty ilay izy. Nihitatra ilay lainga rehefa nandeha ny fotoana ka nanjary angano mihitsy.
Toa azo inoana ity teôria ity, kanefa izao avy ny olany :
- Voalohany, tsy afaka mihitatra ny angano 1 rehefa misy vavolombelona betsaka mbola velona ka afaka mandiso azy. Nilaza i A. N. Sherwin-White, izay mpahay tantaran'i Rôma sy Gresy, fa nalaky nipoitra sy nihitatra loatra ny tantaran'ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ka tsy angano ilay izy.
- Faha2, lovantsofina no ihitaran'ny angano ary tsy tafaraka @ antontan-taratasy ara-tantara azo akàna toky ilay izy. Kanefa nosoratana sahabo ho 30 taona taorianan'ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ny Evanjely.
- Faha3, tsy mahazava zavatra tahaky ny fasana foana na ny finoana tsy mety voahozongozon'ny Apôstôly izany teôria izany.
Tsy adino koa fa nanova ny tantaran'izao tontolo izao, manomboka @'ilay Ampira Rômana, ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty. Aiza koa no hisy angano hanana fianjadiana goavana dia goavana tahak'izao @ tantaran'ny olombelona ? Ka inty izany mbola misy teôria manambara ny tenany ho fôpla.
[size=16]
Nahoana no naharesy ny finoana kristiana ?[/size]
Tsy azo ihodivirana fa raha tsy nisy ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty dia maty tsy tra-drano ny finoana kristiana rehefa nandositra hamonjy ny ainy ny mpianatra. Kanefa niely t@ fomba tsy mety ajanona ny hetsika kristiana naposaky ny Apôstôly.
[size=16]Tsoa-kevitra mahatalanjona[/size]
Rehefa voadisony ireo teôrian'ny angano sy ny nofinofy antoandro ary ny autopsie fôpla, rehefa nahita fa tsy azo ihodivirana ny porofo momba ny fasana foana, mb@ vavolombelona betsabetsaka ihany momba an'ilay izy isika, ary indrindrindrindra rehefa nanjohy ny fianjadian'ireo olona vitsivitsy ireo t@ tantaran'izao tontolo izao nohon'ny finoany tsy mety voahozongozona (izay mbola hitantsika isan'andro isan'andro ny vokany ankehitriny), resy lahatra i Morison fa diso ny heviny raiki-tapisaka fa tsy nisy ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty. Boky hafa tanteraka no nosoratany, ary nomeny lohateny hoe " Who Moved the Stone?" mba hamelabelatra ny tsoa-keviny. Tsy nanao afa-tsy ny nanaraka ny lalana nitondran'ny zava-misy azy hatr@ fibaribarian'ny hamarinan'ny resaka i Morison.
Tsy tambo isaina ny tsi-mpino tahakan'i Morisonizay namototra ny porofo manohana ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ka niaiky an'ilay izy ho ilay zava-misy mahatalanjona indrindra @ tantaran'ny olombelona.
Hamaranantsika azy, andeha isika hanjohy ny mombamomba ny tsi-mpino anank1 hafa izay resy lahatra nohon'ny porofo.
[size=16]Ilay mpampianatra vaky vava[/size]
Anisan'ny nieritreritra fa angano fotsiny ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ary niova fo tahakan'i Morison dia ilay manam-pahaizana ara-pitsaràna ngezalahy Simon Greenleaf. Izy no anisan'ny nampalaza ny Sekoly Fianarana Lalàna any Harvard. Nanoratra asa soratra mizara 3 mitondra ny lohateny hoe "A Treatise on the Law of Evidence" izay nolazaina ho "ilay fahefàna goavana indrindra @ literatioran'ny fitsaràna 1 manontolo". Mbola mifototra @ fitsipiky ny fikarohana porofo novolavolain'i Greenleaf ankehitriny ny fitsaràna amerikana.
T@'izy mbola nampianatra tany Harvard dia nilaza t@ mpianany izy fa angano fotsiny ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty. @ maha-mpandà an'Andriamanitra azy dia nieritreritra izy fa tsy misy ny fahagagàna. Nanentana azy ny 3 @ mpianany mba hampihatra ny fitsipiky ny porofo novolavolainy @ [/color]
Nanaiky ihany i Greenleaf t@ farany, ka nampifantoka ny sainy kinga @ zava-pitsaràna hamototra ny zava-misy ara-tantara mba hanaporofo fa tsy izy ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty.
Kanefa arakaraky ny nanaovany an'izay no tolagaga t@ hafonjan'ny porofo nanohana ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty. Voahozongozon'ny tranga 1 monja izay nanova ny tantaran'izao tontolo izao ny tsi-finoany.
Tsy hain'i Greenleaf ny nanazava zavatra maro izay nitranga taoriana kelin'ny nahafatesan'i Jesoa , indrindrindrindra ny fiovàna toe-tsaina tampoky ny mpianatra. Tsy mpianatra 1 na 2 no nanizingizina fa nitsangana t@ maty i Jesoa Kristy fa izy rehetra. Nampihatra ny fitsipiny izy ka namoaka ny "didy fitsaràna", izay nahavariana, satria niova fo tanteraka ka nanaiky fa ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty no tena tsara anazavàna ny zavatra nitranga taoriana kelin'ny fihombohany t@ hazofijaliana. Hitan'ity manam-pahaizana ara-pitsaràna matsilo saina sady mpandà an'Andriamanitra fahiny ity fa tsy nahavita nifikitra t@ finoany momba ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ny mpianatra raha tsy tena nifanena t@'i Kristy mihitsy izy ireo.
Novelabelarin'i Greenleaf tamin'ny bokiny The Testimony of the Evangelists Examined by the Rules of Evidence Administered in Courts of Justice ny porofo nahatonga azy hiova hevitra. Manentana ny olona izay mitady ny fahamarinana momba ny ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty izy mba hanjohy ny zava-misy am-pahatsoram-po @ teny famaranana.
Resy lahatra fantatra t@ famotorana nataony izy ka lasa kristiana mafana fo. Mino izy fa raha misy olona tso-po mizaha ny porofo tahaky ny fanao @ fitsaràna dia tsy maintsy mitovy tsoa-kevitra @, izany hoe tafatsangana tokoa Izy.
Zava-misy izany ny naharesen'i Jesoa Kristy ny fahafatesana. Inona no fiantraikan'izay @ fiainanao ?

Gary Collins, izay filohan'ny Fikambanana Amerikanin'ny Mpanolotsaina Kristiana taloha:
Hallucinations are individual occurrences. By their very nature, only one person can see a given hallucination at a time. They certainly aren’t something which can be seen by a group of people.
Thomas James Thorburn, izay psikôlôga, @ "The Resurrection Narratives and Modern Criticism", p. 158-159:
It is absolutely inconceivable that … five hundred persons, of average soundness of mind … should experience all kinds of sensuous impressions – visual, auditory, tactual – and that all these … experiences should rest entirely upon … hallucination
Torak'izay koa, rehefa ny psikôlôjian'ny nofinofy antoandro no resahina, tsy maintsy ao anatin'ny toe-tsaina izay aniriany mafy dia mafy hahita an'ilay olona tiany ho hita izay voa manosika azy hahita azy ny sainy. Kanefa nilaza mazava tsara i Jakôba sy i Paoly, izay samy anisan'ny andrarezin'ny Fiangonana kristiana voa niorina, fa nahita an'i Jesoa nitsangana t@ maty, kanefa tsy nanantena na nanampo an'izay aza izy ireo. I Paoly ary no nitarika ny fanenjehana kristiana t@ voalohany, ka tsy azo azavaina mihitsy ny antony nahatonga azy hiova fo raha tsy ny fijoroany vavolombelony hoe nahita Azy nitsangana t@ maty izy.
Tapi-dalan-kaleha koa ny teôrian'ny nofinofy antoandro.
[size=16]
Lazam-balala ve ?[/size]
Misy tsi-mpino tsy mety resy lahatra ka milaza fa angano nanomboka rehefa nisy olona vitsivitsy nandainga nilaza fa nahita an'i Jesoa nitsangana tamin'ny maty ilay izy. Nihitatra ilay lainga rehefa nandeha ny fotoana ka nanjary angano mihitsy.
Toa azo inoana ity teôria ity, kanefa izao avy ny olany :
- Voalohany, tsy afaka mihitatra ny angano 1 rehefa misy vavolombelona betsaka mbola velona ka afaka mandiso azy. Nilaza i A. N. Sherwin-White, izay mpahay tantaran'i Rôma sy Gresy, fa nalaky nipoitra sy nihitatra loatra ny tantaran'ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ka tsy angano ilay izy.
- Faha2, lovantsofina no ihitaran'ny angano ary tsy tafaraka @ antontan-taratasy ara-tantara azo akàna toky ilay izy. Kanefa nosoratana sahabo ho 30 taona taorianan'ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ny Evanjely.
- Faha3, tsy mahazava zavatra tahaky ny fasana foana na ny finoana tsy mety voahozongozon'ny Apôstôly izany teôria izany.
Tsy adino koa fa nanova ny tantaran'izao tontolo izao, manomboka @'ilay Ampira Rômana, ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty. Aiza koa no hisy angano hanana fianjadiana goavana dia goavana tahak'izao @ tantaran'ny olombelona ? Ka inty izany mbola misy teôria manambara ny tenany ho fôpla.
[size=16]
Nahoana no naharesy ny finoana kristiana ?[/size]
Frank Morison, @ "Who Moved the Stone?", p. 115:
a tiny insignificant movement was able to prevail over the cunning grip of the Jewish establishment, as well as the might of Rome[...]Within twenty years, the claim of these Galilean peasants had disrupted the Jewish church … In less than fifty years it had begun to threaten the peace of the Roman Empire. When we have said everything that can be said … we stand confronted with the greatest mystery of all. Why did it win?
Tsy azo ihodivirana fa raha tsy nisy ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty dia maty tsy tra-drano ny finoana kristiana rehefa nandositra hamonjy ny ainy ny mpianatra. Kanefa niely t@ fomba tsy mety ajanona ny hetsika kristiana naposaky ny Apôstôly.
J. N. D. Anderson, @ lahatsoratra "The Resurrection of Jesus Christ" @ "Christianity Today", laharan'ny 12/4/1968:
Think of the psychological absurdity of picturing a little band of defeated cowards cowering in an upper room one day and a few days later transformed into a company that no persecution could silence – and then attempting to attribute this dramatic change to nothing more convincing than a miserable fabrication … That simply wouldn’t make sense.
[size=16]Tsoa-kevitra mahatalanjona[/size]
Rehefa voadisony ireo teôrian'ny angano sy ny nofinofy antoandro ary ny autopsie fôpla, rehefa nahita fa tsy azo ihodivirana ny porofo momba ny fasana foana, mb@ vavolombelona betsabetsaka ihany momba an'ilay izy isika, ary indrindrindrindra rehefa nanjohy ny fianjadian'ireo olona vitsivitsy ireo t@ tantaran'izao tontolo izao nohon'ny finoany tsy mety voahozongozona (izay mbola hitantsika isan'andro isan'andro ny vokany ankehitriny), resy lahatra i Morison fa diso ny heviny raiki-tapisaka fa tsy nisy ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty. Boky hafa tanteraka no nosoratany, ary nomeny lohateny hoe " Who Moved the Stone?" mba hamelabelatra ny tsoa-keviny. Tsy nanao afa-tsy ny nanaraka ny lalana nitondran'ny zava-misy azy hatr@ fibaribarian'ny hamarinan'ny resaka i Morison.
Morison, op. cit., p. 9:
It was as though a man set out to cross a forest by a familiar and well-beaten track and came out suddenly where he did not expect to come out.
Tsy tambo isaina ny tsi-mpino tahakan'i Morisonizay namototra ny porofo manohana ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ka niaiky an'ilay izy ho ilay zava-misy mahatalanjona indrindra @ tantaran'ny olombelona.
C. S. Lewis @ "God in the Dock", p. 159:
Something perfectly new in the history of the Universe had happened. Christ had defeated death. The door which had always been locked had for the very first time been forced open
Hamaranantsika azy, andeha isika hanjohy ny mombamomba ny tsi-mpino anank1 hafa izay resy lahatra nohon'ny porofo.
[size=16]Ilay mpampianatra vaky vava[/size]
Anisan'ny nieritreritra fa angano fotsiny ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ary niova fo tahakan'i Morison dia ilay manam-pahaizana ara-pitsaràna ngezalahy Simon Greenleaf. Izy no anisan'ny nampalaza ny Sekoly Fianarana Lalàna any Harvard. Nanoratra asa soratra mizara 3 mitondra ny lohateny hoe "A Treatise on the Law of Evidence" izay nolazaina ho "ilay fahefàna goavana indrindra @ literatioran'ny fitsaràna 1 manontolo". Mbola mifototra @ fitsipiky ny fikarohana porofo novolavolain'i Greenleaf ankehitriny ny fitsaràna amerikana.
T@'izy mbola nampianatra tany Harvard dia nilaza t@ mpianany izy fa angano fotsiny ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty. @ maha-mpandà an'Andriamanitra azy dia nieritreritra izy fa tsy misy ny fahagagàna. Nanentana azy ny 3 @ mpianany mba hampihatra ny fitsipiky ny porofo novolavolainy @ [/color]
Nanaiky ihany i Greenleaf t@ farany, ka nampifantoka ny sainy kinga @ zava-pitsaràna hamototra ny zava-misy ara-tantara mba hanaporofo fa tsy izy ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty.
Kanefa arakaraky ny nanaovany an'izay no tolagaga t@ hafonjan'ny porofo nanohana ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty. Voahozongozon'ny tranga 1 monja izay nanova ny tantaran'izao tontolo izao ny tsi-finoany.
Tsy hain'i Greenleaf ny nanazava zavatra maro izay nitranga taoriana kelin'ny nahafatesan'i Jesoa , indrindrindrindra ny fiovàna toe-tsaina tampoky ny mpianatra. Tsy mpianatra 1 na 2 no nanizingizina fa nitsangana t@ maty i Jesoa Kristy fa izy rehetra. Nampihatra ny fitsipiny izy ka namoaka ny "didy fitsaràna", izay nahavariana, satria niova fo tanteraka ka nanaiky fa ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty no tena tsara anazavàna ny zavatra nitranga taoriana kelin'ny fihombohany t@ hazofijaliana. Hitan'ity manam-pahaizana ara-pitsaràna matsilo saina sady mpandà an'Andriamanitra fahiny ity fa tsy nahavita nifikitra t@ finoany momba ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty ny mpianatra raha tsy tena nifanena t@'i Kristy mihitsy izy ireo.
Novelabelarin'i Greenleaf tamin'ny bokiny The Testimony of the Evangelists Examined by the Rules of Evidence Administered in Courts of Justice ny porofo nahatonga azy hiova hevitra. Manentana ny olona izay mitady ny fahamarinana momba ny ny fitsanganan'i Jesoa Kristy t@ maty izy mba hanjohy ny zava-misy am-pahatsoram-po @ teny famaranana.
Resy lahatra fantatra t@ famotorana nataony izy ka lasa kristiana mafana fo. Mino izy fa raha misy olona tso-po mizaha ny porofo tahaky ny fanao @ fitsaràna dia tsy maintsy mitovy tsoa-kevitra @, izany hoe tafatsangana tokoa Izy.
Zava-misy izany ny naharesen'i Jesoa Kristy ny fahafatesana. Inona no fiantraikan'izay @ fiainanao ?
novalian'i Nehemiah ny 11/09/2013 14:09
2. Nehemiah
(
22/08/2013 13:24)
Ity ny rohy mankany @ fizaràna taloha ho an'izay liana :
http://forum.serasera.org/forum/message/m520a2e69158cc

3. moustaraf
(
23/08/2013 08:22)
Salama namana,
TSIA no valiny!
ilay Jésus Christ, jesosy Kristy, ....dia tsy nitsangana t@ maty, fa nijanona ao ampasana ary efa nody vovoka! Ny fanahiny dia mamitaka ny maro ary manao fahagagana isan_karazany!
io ilay Yeshu'a hafa efa voalaza fa ho avy ao aoriana!
fa ilay YESHU'A HAMASYAH no nitsangana ary Izy irery ihany no manome ny Shalom (fiadanana, famonjena, fiarovana, fanasitranana...)
ary @ alalany irery ihany no ahazahoanao miditra ao @ ilay Yérushalaym Khadasha!
Isika ve dia mbola ho zaza fanahy foana ka tsy afaka mamantatra izay tena izy? efa voalaza fa mitovitovy ny:
-Vary sy ny tsivarivary
-Tsy azo ihinanana ny hazo eo afovoan'ny saha / Azo hanina ny hazo eo afovoan'ny saha
-Yeshu'a / Jesosy
-Sabata (andro7°) / alahady (andro1°)
-sns....
I satana dia expert @ halatahaka hatramin'ny voalohany, fa i Yeshu'a dia efa nampitandrina ny momba azy, fa tsy maintsy ho avy ao aoriana izy hamitaka ny maro @ halatahaka sy anarana mitovitovy!

4. Miharena
(
23/08/2013 08:56)
Izaho raha mamaky ireo resaka roa ataonareo ireo namana dia mahita hoe misy ny fanadihadiana izay ataon'ireo olona maro izay tsy niaina tamin'ny andron'i Jesoa dia milaza izay mba fantany ary azo antoka fa petra(kevitra avokoa izany.
Misy koa anefa ireo izay tena nitady ary nahita ary nomena teny mazava momba ny fahafatesana sy fitsanganan'i Jesoa izay IZY tenany no manambara ny zava-nitranga.
Ilay resaky ny namana Moustaraf moa hoe misy fangalaran-tahaka dia mila porofoina. Ny olana manko izao dia heverintsika ho toa antsika afaka manao ankiafina izany Satana sy Jehovah ary Jesoa izany ka tsy hahalala hoe izatsy mody mitonona ho Jesoa Kristy mamitaka fa izatsy no tena IZY ary afaka manome ohatra mazava hoe izao sy izao avy no tena tiaKO hotenenina momba ny tantara nitranga tao amin'ny Baiboly ka tsy hisy olombelona hofitahina insony.
Asa na efa misy manana fampianarana momba ny rafitra marina ara-panahy eo amin'ny olombelona izay milaza ho mitana ny Anarana tena izy na tsia.

5. Nehemiah
(
23/08/2013 08:57)
Raha nanamarika ianao dia lohahevitra matotra omban'ny fandinihana lalindalina ity, ka inona no porofo (antontan-taratasy ara-tantara) anananao momba ny teôrianao ?
7. voromailala
(
23/08/2013 10:04)
Ary sao ary dia Corps Astral na koa hoe corps Glorieux hoy Paoly izay no nitsangana tamin'ny maty?
Hoy indrindra i Matio toko 17
Hoy indrindra i Matio toko 17
1Rahefa afaka henemana taorian'izany, nalain'i Jeso Piera sy Jakoba ary Joany rahalahiny, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo. 2Dia niova tarehy teo anatrehany izy; ka ny tavany nampirapiratra tahaka ny masoandro, ny fitafiany tonga fotsy mangatsakatsaka tahaka ny fahazavana.
8. Nehemiah
(
23/08/2013 12:20)
Ny corps glorieux resahan'i Paoly dia ara-batana sy azo tsapain-tanana tokoa fa tsy 'ara-panahy' manjavozavo tahaky ny corps astral-nareo.
9. voromailala
(
23/08/2013 13:12)
Inona azany no nahatonga ny vatan'i Jesoa nazava be tamin'izy nanao transfiguration?
Efa manomboka voaporofo tsikelikely ara-tsiantifika anhekitriny ny fisian'ny vatana hafa ivelan'ny tena vatana aranofo toy ny Effet Kirian izany.

11. Nehemiah
(
23/08/2013 15:30)
ny rohy nomenao ihany:
Des études scientifiques ont démontré que l'effet corona était à l'origine des halos. Dans une pièce sombre, cet effet est visible comme une faible lueur. Dans le cas de la photographie Kirlian, du fait de la tension élevée, le film photographique est affecté plus profondément que dans un cas d'utilisation normale, donnant naissance aux volutes colorées observées.
...
13. voromailala
(
26/08/2013 07:23)
Hozaraiko kely anareo ny fijeriko.
Azo zaraina 4 izany ny vatana: Corps physique, Corps astral, Corps mental ,Corps causal
Ny Corps Physique izany dia eto antany ihany no afaka mihaina, izany hoe rehefa maty i Jeso dia lasa vovoka ny vatany fa ny Corps astral misaraka amin'ny vatany.
Io Corps astral io no ahafanan'ny velona mifandray amin'ny olona maty, izay no nahatonga an'i Jeso alohan'ny ahafantesany dia nizarana ny nofony sy ny rany (lasa nivadika zavatra hafa taty aoriana mofo sy divay) tamin'ireo mpianany, amin'izay lasa mifandray ny Corps astral an'i Jeso sy ireo mpianany.
Io no mahatonga ny malagasy taloha manao fatidra.
I Maria rery no efa nanana sy nahatsapa ny fisian'ny Corps astral ka izay no nahatonga any hoe i Maria irery no nahita voalohany an'ny Corps Astral an'i Jeso nitsangana tamin'ny maty.
Mety ho faty ihany koa ny Corps Astral, sy ny corps mental, fa rehefa tonga amin'ny corps causal ianao dia miray amin'Andriamanitra toa an'i Jeso dia asa immortel.

14. moustaraf
(
26/08/2013 07:47)
Salama namana,
Mahagaga ny fiezahana hanazava ara-teoria ny momba ny famonjena!
Raha mahatsaikaritra ianareo dia tsy mankaiza ankory ireny fikarohana ireny fa dia "manenji-drivotra "hoy ny baiboly!
Raha hanazava ny momba an'io Fitsanganan'i Yeshu'a t@ maty io dia vakio ny Torah fa dia mipetrapetraka ny fanazavana; efa voasaoratra t@ andron'ny mpaminany izany rehetra izany!
Inona moa ny mission'Yeshu'a:
-Raha nanota ny olom-belona voalohany dia very ilay tena tsy mety maty!
marihina anefa fa nisy ireo olona izay voalaza fa TSY MATY T@ Safo-drano , ireo ny Nefylym: ireo zaza nateraka talohan'ny nidiran'ny fahotana = zanaky ny Avoindrindra (hoy ny baiboly)=Tsy mety maty
IZA ARY ITY MESIA IZAY NITSANGANA T@ MATY?

15. Nehemiah
(
26/08/2013 08:21)
voromailala:
Nehemiah> ary aza mora misendoatra ianao fa resaka no hatao eo. Izay no fijeriko ary izaho manaja ny fijerinao.
Raha jerena ao amin'ny wikipedia koa misy hoe Jesoa Andriamanitra Olona, aminao izany ve midika hoe tsy Andriamanitra izany Jesoa jereo eto nefa ao miresaka ny fisian'i Jesoa?
Ny tiako iaviana dia ny rohy nomenao ihany no manohitra ny hevitrao, ka midika fa na tsy novakianao tsara akory ilay izy na tsy noraharahianao.
16. Nehemiah
(
26/08/2013 08:30)
moustaraf:
Salama namana,
Mahagaga ny fiezahana hanazava ara-teoria ny momba ny famonjena!
Raha mahatsaikaritra ianareo dia tsy mankaiza ankory ireny fikarohana ireny fa dia "manenji-drivotra "hoy ny baiboly!
Raha hanazava ny momba an'io Fitsanganan'i Yeshu'a t@ maty io dia vakio ny Torah fa dia mipetrapetraka ny fanazavana; efa voasaoratra t@ andron'ny mpaminany izany rehetra izany!
Inona moa ny mission'Yeshu'a:
-Raha nanota ny olom-belona voalohany dia very ilay tena tsy mety maty!
Iny dia manambara fisainana maharikoriko ahy @ gasy ankehitriny, ary heveriko ho anisan'ny anton-dehibe mahatonga ny vahoaka ho mora taomin'ny sekta isan-karazany sy ny promesses d'ivrogne ataon'ny mpanao pôlitika, dia ny finiavana tsy hivaky loha.
Ahoana indray ny 1 Pet. 3:15 sy ny 2 Kor. 10:5 ary ny Mt. 22:37 ?
moustaraf:
marihina anefa fa nisy ireo olona izay voalaza fa TSY MATY T@ Safo-drano , ireo ny Nefylym: ireo zaza nateraka talohan'ny nidiran'ny fahotana = zanaky ny Avoindrindra (hoy ny baiboly)=Tsy mety maty
IZA ARY ITY MESIA IZAY NITSANGANA T@ MATY?
Tsy misy an'izao ny Baiboly fa dia maty ny nofo rehetra izay nihetsiketsika tambonin’ ny tany, dia ny vorona sy ny biby fiompy sy ny bibi-dia sy ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany ary ny olona rehetra (Gen. 7:21) ary ao anatin'izay koa ny Nefilima.
17. moustaraf
(
26/08/2013 08:48)
Salama namana,
1°Averiko foana, fa na hanao teoria be ohatra ny aohana isika, na hikaroka manerana an'izao tontolo izao momba ny famonjena dia TSY HAHITA fa vao maika ny mifanohitra @ baiboly aza no
hivoaka!
Raha miteny an'izany anefa aho tsy milaza akory hoe tsy tokony hkaroka isika satria ny habadoana sy ny tsy fahalalana no fahaverezana voalohany "Ringana ny oloko noho ny tsy fahalalana"!
Ohatra, raha milaza izahay fa hebreo ny Malagasy dia nisy fikarohana lalina sy maharitra ela natao, indrindra fa ao @ baiboly!
Failay fikarohana hoe Nitsangana t@ maty ve ilay Mesia, sns....????
2°MISY tokoa ireo olona tsy maty t@ safo-drano, araka ny baiboly! ary misy ireo zaza nateraka talohan'ny fahotana! araka ny baiboly!
ka tena mahagaga ny tsy ahitan'ireo gaigy lahy @ famakiana baiboly an'ireo teny milaza an'izy ireo???

18. voromailala
(
26/08/2013 10:06)
Nehemiah:
voromailala:
Nehemiah> ary aza mora misendoatra ianao fa resaka no hatao eo. Izay no fijeriko ary izaho manaja ny fijerinao.
Raha jerena ao amin'ny wikipedia koa misy hoe Jesoa Andriamanitra Olona, aminao izany ve midika hoe tsy Andriamanitra izany Jesoa jereo eto nefa ao miresaka ny fisian'i Jesoa?
Ny tiako iaviana dia ny rohy nomenao ihany no manohitra ny hevitrao, ka midika fa na tsy novakianao tsara akory ilay izy na tsy noraharahianao.
Tsy azonao izany no tiako lazaina na izaho no tsy nahay nanazava tsara.
Ny zavatra voasoratra anaty wikipedia dia tsy voatery ho marina daholo. Ohatra misy resaka hoe Jeso ve olombelona sa Andriamanitra. Kanefa misy resaka marina ihany koa tao ohatra hoe resaka momba an'i Jeso.
Toa izany le resaka Krilian tery ambony natoroko, amiko dia misy zavatra marina voasoratra ao ary misy zavatra diso. Io no nahatonga ahy niteny hoe na ireo sientifika azany dia manomboka manaiky satria mbola maro ireo tsy manaiky.
19. moustaraf
(
26/08/2013 11:02)
Hoy Nehemia:
Tsy misy an'izao ny Baiboly fa dia maty ny nofo rehetra izay nihetsiketsika tambonin’ ny tany, dia ny vorona sy ny biby fiompy sy ny bibi-dia sy ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany ary ny olona rehetra (Gen. 7:21) ary ao anatin'izay koa ny Nefilima.
Hoy aho(Moustaraf):
2°MISY tokoa ireo olona tsy maty t@ safo-drano, araka ny baiboly! ary misy ireo zaza nateraka talohan'ny fahotana! araka ny baiboly!
ka tena mahagaga ny tsy ahitan'ireo gaigy lahy @ famakiana baiboly an'ireo teny milaza an'izy ireo???
Izay milaza lainga dia tokony tsy hanokatra hevitra eto intsony satria mitory fahaverezana! sa ahoana???

20. Nehemiah
(
26/08/2013 12:31)
voromailala:
Tsy azonao izany no tiako lazaina na izaho no tsy nahay nanazava tsara.
Ny zavatra voasoratra anaty wikipedia dia tsy voatery ho marina daholo. Ohatra misy resaka hoe Jeso ve olombelona sa Andriamanitra. Kanefa misy resaka marina ihany koa tao ohatra hoe resaka momba an'i Jeso.
Toa izany le resaka Krilian tery ambony natoroko, amiko dia misy zavatra marina voasoratra ao ary misy zavatra diso. Io no nahatonga ahy niteny hoe na ireo sientifika azany dia manomboka manaiky satria mbola maro ireo tsy manaiky.
Eny ary, kanefa tokony nofaritanao hatr@ voalohany izany izay satria lasa miteraka malentendu.
Sady mampieritreritra ihany ilay filazan'i Wikipedia voatanisa etsy ambony fa tokony afaka mamaly an'izay ianao nanome an'ilay rohy farafaharatsiny satria manjary mipetra-panontaniana araky ny nataoko ny olona mitsidika azy ka raha tsy hainao ny mamaly an'ireny fanontaniana ireny dia ho voa ny crédibilité-nao.