Fivavahana, finoana
mizara
(
11/10/2013 07:08)
Tsy misy Athé intsony ao amin'ny NASA Ankehitriny noho ny fahitana tamin'ny
soratra tamin'ny vato teny amin'ny Planeta Mars fa tena misy Andriamanitra (Yahweh)....
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/10/2013 17:58
voromailala
(
07/10/2013 08:29)
Salama daholo indray isika namana.
Ireto ny fijerin'ny mpikaroka spirotoaly hatsoina hoe [b]Osho[/b], izay hiraisako fijery ka zaraiko aminareo.
[b]Religion (1)[/b]
[quote]
Je suis contre toute reli...
tohiny
novalian'i mamonjy1 ny 05/05/2014 22:06
voromailala
(
26/09/2013 08:25)
Inty misy fijerin'ny mpikaroka Spiritoaly Osho, milaza fa ny Fiangonana amin'izao fotoana,izany hoe
fiangonana naorina taorinan'ny konsilin'ny niekea no tena [b]antéchrist[/b].
Hoy izy hoe :
[quot...
tohiny
novalian'i Miharena ny 06/11/2013 16:00
voromailala
(
24/09/2013 12:40)
Nataoko lohateny iray eto satria tsy mbola nahazo valiny mahafampo amin'ireo mpandalina baiboly aho.
Andriamanitra dia tsara, Andriamanitra nanamboatra Anjely Tsara, fa maninona no nisy Anjely lasa n...
tohiny
novalian'i ratsirano ny 22/11/2013 12:15
voromailala
(
23/09/2013 14:50)
Misy mpanankato hatsoina hoe [b]Rainer Maria Rilke[/b] izay nilaza fa boky karazany roa ihany no eo andohampandrinany dia ny Baiboly ary ny boky ny mpanoratra iray danois [b]Jens Peter Jacobsen[/b]
...
tohiny
voromailala
(
19/09/2013 15:25)
I Adama no olona voalohany teto antany, noho izany izy no zanaka voalohany sady tokan''Andriamanitra satria izy ihany no naharian'Andriamanitra.
I Jesoa koa anefa voalaza fa zanaka lahitokan'Andria...
tohiny
novalian'i jajajaly ny 02/10/2013 11:04
Nehemiah
(
17/09/2013 13:40)
[size=16][b][color=deepskyblue]Ahoana no hiverenan'i [color=dimgrey]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size]
Araky ny efa hitantsika dia nilaza [color=dimgrey]Izy[/color] fa hiverina @ hery sy vonin...
tohiny
novalian'i Miharena ny 02/10/2013 14:22
voromailala
(
16/09/2013 14:44)
Salama daholo ry Namana.
Nahita oronampeo an'ilay boky "[b]Le Pouvoir Du Moment Présent[/b]" aho, ka hozaraiko anareo.
Arakaraka ny hamerenana ny fihenoana azy vao maika azo ny tian'ny mpanoratra la...
tohiny
novalian'i voromailala ny 20/09/2013 08:25
Nehemiah
(
13/09/2013 06:52)
[size=16][b][color=deepskyblue]Azo atokisana ve ny fampanantenan'i [color=dimgrey]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size]
Ahoana hoy aho no hamaliantsika ny mpaniratsira tahakan'i [color=dodgerblue...
tohiny
novalian'i Miharena ny 22/09/2013 04:03
moustaraf
(
13/09/2013 03:27)
[u]N°1[/u]
Ny teny hebreo hoe "ledabère" dia infinitif, ary rehefa conjuquer-na dia:
Ani medabère,ata....
AU temps participe présent (à la mode encienne): m'dabôr =miresaka, miteny
Hoy ny malaga...
tohiny
novalian'i tsitialainga ny 24/10/2013 14:13
voromailala
(
12/09/2013 11:36)
Raha ilay holaharana faharoa ny vatican no henoina dia azo dinihana hoy izy satria
tsy ao anaty domga izany.
[url=http://www.franceinfo.fr/societe/le-debat-sur-le-celibat-des-pretres-relance-1139245...
tohiny
novalian'i voromailala ny 19/09/2013 14:04
voromailala
(
12/09/2013 09:27)
"Jésus déclarait à la foule: « Je vous le dis, à vous qui m'écoutez : Aimez vos ennemis, faites du bien à ceux qui vous haïssent.
Souhaitez du bien à ceux qui vous maudissent, priez pour ceux...
tohiny
novalian'i Miharena ny 22/09/2013 03:39
voromailala
(
11/09/2013 14:04)
Andriamanitra hoy isika no nahary izao tontolo izao.
Fa maninona no tsy tonga dia nataon'Andriamanitra tonga lafatra daholo izao tontolo izao, fa lasa misy ny fijaliana sy ny adiady erak'izao tontolo...
tohiny
novalian'i narynjato ny 05/10/2013 19:57
voromailala
(
11/09/2013 07:13)
Misy tononkalo iray inty nosoratako hozaraiko aminareo
"[b]Ny Ankehitriny Ihany[/b]"
Aza mamiza-tena mitodika mijery ny lasa
Mahatsiaro ireo jaly maloto tsy voasasa
Na koa mamisavisa ny ampitso ho...
tohiny
novalian'i voromailala ny 16/09/2013 14:01
Miharena
(
10/09/2013 15:48)
Mpanota ny olombelona vs manana otri-pahatanterahana ny olombelona
Mbola ho avy i Jesoa vs efa ao anaty Jesoa
Lavitra ny Ray isika vs miaina ao amin'ny Ray isika
Mety misy betsaka azonareo tsikafonin...
tohiny
novalian'i Miharena ny 16/09/2013 16:14
mosheh
(
10/09/2013 08:29)
Ratsy ve raha miverina @ ny fombandrazany malagasy ny malagasy raha Hebreu izy?
Jereo ny boky ny lalana "torahtova"...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/10/2013 12:34
RBNIR
(
10/09/2013 02:44)
Faly miarahaba an-tsika rehetra indray,
Ho famonjena ny fanahinao ary mba hanananao fanantenana ny amin'ny fiainana mandrakizay (vie eternel) dia araho ny fandaharana Vitao ny Asan'ny Fahamarinana ao...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 12/03/2014 02:02
Nehemiah
(
09/09/2013 08:16)
[size=16][b][color=deepskyblue]Efa hiverina ve i [color=dimgrey]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size]
Angamba mbola tadidin'ny namana @ serasera ny tabataba nataon'i [color=dodgerblue]Mailhol[/co...
tohiny
novalian'i Miharena ny 16/09/2013 08:39
voromailala
(
06/09/2013 11:29)
Ahoana indray ny hevitrareo amin'ity tsiambaratelo ity. Hoe misy lalana izao tontolo izao, ka izay mahafantatra sy mahay mampiasa azy dia ahazo izay hiriany amin'ny fianana.
Inty ny rohy: [url=http:...
tohiny
novalian'i voromailala ny 16/09/2013 08:33
maranatha
(
06/09/2013 08:21)
Ao amin'ny bokin'ny Daniela 12:11 Ary hatramin'ny andro hampitsaharana ny fanatitra isan'andro sy hampidirana ny fahavetavetana mahatonga fandravana dia hisy andro sivifolo sy roan-jato amby arivo.12 ...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/09/2013 15:37
