Tsy fantatro ny @ izao, fa anontanio ihany eny @ Chap Mi na eny @ ireny Aumônerie ireny. Ny fihofanana tsy maintsy misy fa afaka mifandamina @ mpitondra ilay fg. Chap. Mi no tena fantatro ^_^
Mampihomehy ihany ilay fiofanana satria olona tsy manambady ary tsy nanana traikefa amin'izany fanambadiana izany ry Mopera sy Masera mampihofana.
Fa na izany aza, mahagaga satria ireo namana mipetraka any an-dafy dia milaza fa tsy misy fiofanana mikasika ny mariazy izany any. Sa diso aho ry zareo any an-dafy?