FIDIRAN'ILAY MPISORONABE AO AMIN'NY EFITRA MASINA INDRINDRA

1. Maranatha ( 18/08/2014 10:38)
« …Tamin’ny fanompoam-pivavahana tandidona, rehefa niditra ny fitoerana masina indrindra ny mpisoronabe, dia nasaina nanodidina ny fitoerana masina ny Isiraely rehetra ary nampietry ny fanahiny teo anatrehan’Andriamanitra tamin’ny fomba manetriketrika indrindra mba hahazoany famelana ny fahotany ka tsy ho voafongotra tsy ho amin’ny fikambanana izy. Manao ahoana ny maha-zava-dehibe kokoa ny ahafantarantsika ny asan’ny Mpisoronabentsika amin’izao tena Andro Fanavotana marina izao ka hahalalantsika ny adidy takina amintsika ! » – Hery Mifanandrina p. 445. ARAHO NY TOHINY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1501