ILAY BIBI-DIA NIAKATRA AVY TAMIN'NY TANY

1. Maranatha ( 04/09/2014 08:50)
Ilay teo aloha niakatra avy amin'ny ranomasina (olona na vahoaka be) ity kosa niakatra avy @ tany. « Aoka ny Zanak’ Andriamanitra mpitandrina ny lalàna, tsy hijanona am-pahanginana fotsiny ankehitriny toy ny hoe isika dia tokony hifanaraka amin’ny toe-javatra miseho. Ny zavatra miandry antsika dia ady mitohy izay mety hampidi-doza antsika, amin’ny fanagadrana, fahaverezam-pananana, eny fa na dia ny aintsika mihitsy aza mba ho fiarovana ny lalàn’ Andriamanitra izay efa eo andàlan-panafoanana amin’ny alalan’ny lalàn’ olombelona » – (Review and Herald, 1er janvier 1889) Commentaires bibliques, p. 403 ARAHO ATO INDRAY Aza kivikivy izany fa mahereza daholo
novalian'i rhaj0 ny 12/09/2014 20:09
2. rhaj0 ( 04/09/2014 13:44)
Maranatha:
... ny lalàn’ Andriamanitra izay efa eo andàlan-panafoanana amin’ny alalan’ny lalàn’ olombelona » – (Review and Herald, 1er janvier 1889)[/color] Commentaires bibliques, p. 403

Ka inona aby azany izany "lalàn’ Andriamanitra" nofoanan'ny "lalàn’ olombelona" izany e... Mba ameo ohatra iray hanombohana ny fifanakalozana.
3. bor2lais ( 05/09/2014 12:28)
[size=8]Te-hiditra mafy mihitsy ny namana RBNIR izao e ! :-)[/size]
4. endriny ( 08/09/2014 04:57)

rhaj0:

Maranatha:
... ny lalàn’ Andriamanitra izay efa eo andàlan-panafoanana amin’ny alalan’ny lalàn’ olombelona » – (Review and Herald, 1er janvier 1889)[/color] Commentaires bibliques, p. 403

Ka inona aby azany izany "lalàn’ Andriamanitra" nofoanan'ny "lalàn’ olombelona" izany e... Mba ameo ohatra iray hanombohana ny fifanakalozana.

Ohatra hoe: "aza mijangajanga", dia ny anay ny mpitarika mihintsy, tsy mijangajanga a, fa manolana ankizy.
"Aza manonom-poana ny anaran'Atra", fa izaho rehefa tafitohy dia hoy aho e : Atra o!
"Aza mandainga", dia ny anay asiana olona mody malemy mihintsy dia asaina mitsangana rehefa hoe alana devoly, dia ny mpianatra ny anay omenay sujet mialohan'ny fanadianana amin'izay mba 100% ny fahafahana amin'ny sekolinay, dia mivavaka izahay mba tsy hiteniteny foana izy mandritry ny fanadinana...
5. Maranatha ( 12/09/2014 05:06)

Tsy teto antoerana fa tany @ tany tsy tratry ny fifandraisana ka izao vao afaka mamaly.

Ohatra: Ny Didy faharoa Exod 20: 4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay et? amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Ray Tsitoha , dia Ny Avo-indrindra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;6 nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko. Io dia nofoanana tanteraka mba hahafahana mampiditra ireo sary vongana(marie, josefa, masindahy rakoto sns...) ao anaty ny fivavahana.
Faharoa: Exod 20:8 Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasi­na azy.9 Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra.10 Fa Sabatan'i Ray Tsitoha ny andro fahafito; koa aza manao raharaha akory ianao amin'izany, na ny zanakao-lahy, na ny zanakao-vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am-bavahadinao.11 Fa henemana no nanaovan'i Tsitoha ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra Izy tamin'ny andro fahafito; izany no nitahian'i Tsitoha ny andro Sabata sy nanamasinany azy Io dia nosoloina ny andro volohany @ herinandro ka lasa Alahady.

6. rhaj0 ( 12/09/2014 19:59)
io ary ilay sary vongana fa mihetsika :)
7. rhaj0 ( 12/09/2014 20:09)
endriny:
Ohatra hoe: "aza mijangajanga", dia ny anay ny mpitarika mihintsy, tsy mijangajanga a, fa manolana ankizy.
"Aza manonom-poana ny anaran'Atra", fa izaho rehefa tafitohy dia hoy aho e : Atra o!
"Aza mandainga", dia ny anay asiana olona mody malemy mihintsy dia asaina mitsangana rehefa hoe alana devoly, dia ny mpianatra ny anay omenay sujet mialohan'ny fanadianana amin'izay mba 100% ny fahafahana amin'ny sekolinay, dia mivavaka izahay mba tsy hiteniteny foana izy mandritry ny fanadinana...

Fa ireo izany ilay "Didy" tsy notandremana fa dia nodikaina tsotra fotsiny.

Misy koa ilay "Didy" dia tsy nohajaina intsony (f'efa lany andro).. ohatra hoe
Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra. Fa Sabatan'i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito;

Fa "Didy" ireo, fa ny lalAna no manitikitika ahy (inona moa no maha-samy hafa an'ireo?), dia ilay nosoritana fa ireo "lalAna dia nofoanan'ny lalAn'ombelona".

Ka ilay lalAnan'ny momba ny ... Virijiny ve ohatra anisany ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2464