Lakana bozaka ve ahatafita ranomasina?

1. endriny ( 02/09/2014 04:21)
Io no fanontaniako ho anareo rehetra mino fa misy rĂ  Jiosy ny Malagasy. Ary ho an'ireo tena mino fa taloha be tany dia nisy Jiosy tonga teto...

Lakana vita tamin'ny bozaka no mba lakana nanan'ny Jiosy taloha, fa efa taty aoriana, ny Raomanina no nitondra ny lakana na sambo hazo tao Mediteranea. Na tamin'ny andron'i Noah aza dia sambo bozaka... Ny hazo anaovana trano sy atao fandrehitra aza tsy ampy any Israel sy Arabia koa hazo atao lakana hono...

Ny arabo, efa taty aoriana nifandray tamin'i Ethiopia vao nanana sambo hazo nentina nitety ny faridranomasin'ny Ranomasim-be Indiana sy Mozambika...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3212