Ny “Trosième Secret de Fatima” sy ny ho avin’izao tontolo izao tsy ho ela
1. Randri87
(
05/09/2014 07:52)
Ny Trosième secret de Fatima dia voalaza fa anisan’ny hafatra manokana nomen’i Masina Maria ireo ankizy tamin’ny fisehoana tany Fatima tamin’ny taona 1917. Ny 1er sy ny 2e secret dia efa navoaka publique. Ny 2eme secret ohatra dia faminaniana momba ny 2eme guerre mondiale (ampolotaonany mialoha ny seho). Ilay trosième secret dia toa hoe nolazain’i Masina Maria fa tokony navoaka publique tamin’ny 1960 nefa dia tsy navaoakan’ny Vatican ndray lay izy tamin’io taona io ka lasa niteraka resa-be avy eo. Misy ary milaza fa mikasika ny sazy lehibe izay ataon’Andriamanitra tsy ho ela amin'izao tontolo izao izy io ary ao anatin’izany ny filazana ny hisian’ny ady lehibe hifanandrinan’i Rosia sy ireo firenena eropeana ary amerikana izay hitarika fahapotehina sy vono olona mahatsiravina amin’ny firenena rehetra eran-tany. Nahaliana ahy ny namaky ity lohahevitra ity izay hitako tamin’ny internet satria raha ny zava-miseho any Ukraine amin’izao dia angamba ve toa ho tanteraka tsy ho ela tokoa ilay faminaniana? Mba tiako hifampizarana eto raha misy liana sy manana hevitra momba an’izay.
Ity misy lien mikasika an’ilay izy
http://edifice.over-blog.com/pages/Fatima_Le_troisieme_secret_Le_vrai-3288131.html

novalian'i endriny ny 10/09/2014 06:31
2. rhaj0
(
05/09/2014 11:34)
Eto koa misy antsipiriany...
http://fr.wikipedia.org/wiki/Secrets_de_F%C3%A1tima
na koa eto
http://en.wikipedia.org/wiki/Three_Secrets_of_F%C3%A1tima
[size=8]Raha izaho manokana aloha no hanontanianao, dia ... fiction e... fiction portiogezy... cool... fa tsy ahavery ny torimasoko izany...[/size]

4. Randri87
(
08/09/2014 09:29)
Ny hoe nanoratra boky manokana momba an'izay aloha izy tsy dia tena fantatro. Fa efa imbetsaka kosa angamba izy no niresaka an'io ohatra ny voalaza ao am lay lien teo ity interview tia izay hoe nataon'ny revue "« Stimme des Glaubens »" azy tany allemagne:
SdG - Qu'en est-il du troisième secret de Fatima ? Ne devait-il pas être divulgué en 1960 ?
J.P. II - Etant donné la gravité de son contenu, pour ne pas encourager la puissance mondiale du communisme à accomplir certains gestes, mes prédécesseurs dans l'office de Pierre ont diplomatiquement préféré surseoir à sa révélation.
D'autre part, à tous les chrétiens, il peut suffire de savoir ceci : s'il existe un message où il est écrit que les océans inonderont des régions entières de la Terre et que, d'un moment à l'autre, périront des millions d'hommes, est-ce le cas de tant désirer la divulgation d'un tel secret ?
Beaucoup veulent savoir simplement par curiosité, ce qui est périlleux si, en même temps, l'on n'est pas disposé à agir, si l'on est persuadé que l'on ne peut rien contre le Mal.
C'est alors que le Pape saisit son chapelet et dit :
" Voici le remède contre le Mal. Priez ! Priez ! et ne demandez rien d'autre. Confiez tout le reste à la Mère de Dieu."
"
SdG - Qu'adviendra-t-il au sein de l'Eglise ?
J.P. II - Nous devons nous préparer à subir, dans un temps qui est proche, de grandes épreuves, lesquelles exigeront de nous une disposition qui pourrait nous conduire jusqu'au mépris de la vie et à un dévouement total au Christ et par le Christ. Avec vos prières et les miennes, il est possible de mitiger cette tribulation, mais il n'est plus possible de la détourner, car c'est seulement ainsi que l'Eglise peut être définitivement rénovée.
Combien de fois, dans le sang, s'est accompli le renouvellement de l'Eglise ! Cette fois encore, il n'en sera pas diversement. Nous devons être forts, nous préparer, avoir confiance dans le Christ et dans sa Très Sainte Mère…
"
Arak'io voalaza io dia ny ttena anisan'ny nampiteraka resa-be dia hoe naninona ary no tsy navoakan'ny Vatican tam 1960 lay izy nefa dia toe hoe "ordre avy amin'ny Masina Maria" izay. Tam 2000 koa dia nisy texte navoakan'ny vatican nolazaina hoe ilay izy kanefa dia maro no milaza fa tsy io texte navoaka io lay tena izy araka ny voalaza ato amin'ity lien tia ohatra:
http://www.fatima.be/fr/fatima/secret/
Misy ary moa miteny fa ny pape jean paul 1er no saika hamoaka ilay tena version marina ka izay no anisan'ny antony hoe namonoan'olona izy (izy moa 33 andro monja no Papa dia maty, misy milaza hoe nisy namono fa tsy fantatra...). Resabe lay izay mety mahaliana ihany amin'ny lafiny iray.

5. rhaj0
(
08/09/2014 18:36)
Raha izaho manokana aloha no anontanianao hoe fa "naninona ary no tsy navoakan'ny Vatican", dia ... hoy aho hoe, satria fiction ilay izy, nefany tena mety misy vokany lalina eo @ fiaraha-monina (na @izay mino izany) .. ary hainao ihany fa i Vatican dia "control freak"..