Betsaka ny maniry ho mopera indrindra ny avy any aminay any Manalalondo, satria mba te hitaingina sy hitondra fiara ohatran'ny mopera... Ka raha angady kosa no fitana ary vary sosoa aman'ovy no fihinana, tsy aleo ve mba mitiritirina ambony vaola sy mihinana akoho isaky ny mitsidika fiangonana...