Anosivolakely Ahoana Zavamisy?

1. ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:56)
To Miteraka Disadisa Anosivolakely Izao Fotoana Izao Fa Nahoana?
novalian'i endriny ny 29/05/2014 05:12
2. hery ( 25/05/2014 20:59)
Fa inona izany Anosivolakely? Aferanareo? :-)

Mba tantarao fa sady tsy hitanay izany no tsy fantatray.
3. shannie ( 26/05/2014 08:17)
Ka ianao zany mahafantatra lay disadisa ka maninona ra tantaraina iaraha mahafantatra?
To Miteraka Disadisa Anosivolakely Izao Fotoana Izao Fa Nahoana?
4. endriny ( 29/05/2014 05:12)
Izaho koa aza mba gaga koa
Mety hoe izy efa lasa Anosivola be mihintsy izao fa tsy vola kely intsony.
Ny reko fotsiny dia samy miady te hintanana an'io ny fikambanana rejiosy misy satria tena lasan'ingahy. Patrice daholo hono saran'ny fiantranoana sy ny famatitra omen'ny olona. Nefa ny samy rejiosy samy te haka. Saingy toa nisy nanoro i Patrice hanao baorina ny tany sy hamefy ny toerana dia tsy afaka nanao na inona na inona ireto fikambanana relijiosy. Dia lasa misy izao ny feo alefa amin'ny mpiangona hoe: "mbola tsy voamarin'ny fikambanana ny maha marina ny fisehoana tany Anosivolakely". Nefa ny fikambanana relijiosy sasany efa niaiky an'io hatramin'ny taona maromaro.
Ohatran'izay aloha no fantatro a.
Toa hoe nangatahin' i Odon tamin'ny Hajo mihintsy fa tsy tafa satria ireo mpitsara ambony sy mpisolovava ary mpanarivo sy zandary avy any Anjozorobe no tonga dia nitsovalana raha vao nahare ilay resaka tany amin'ny domaine.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.0194