toko saplet
1. sipagasy
(
13/11/2013 10:56)
miarahaba
hono hoa e! ahoana tsara moa ny fampiasa iny saplet iny rehefa mivavaka? arahaba ry Maria in 10 dia Rainay izay any an-danitra in 1 dia inona ihany koa?
misaotra mialoha e!

novalian'i Nehemiah ny 22/11/2013 14:55
2. RBNIR
(
13/11/2013 12:02)
sipagasy:
miarahaba
hono hoa e! ahoana tsara moa ny fampiasa iny saplet iny rehefa mivavaka? arahaba ry Maria in 10 dia Rainay izay any an-danitra in 1 dia inona ihany koa?
misaotra mialoha e!
Faly miarahaba namana,
Tsy haiko fa izaho tsy manao fa tandremo fa tsy mety ny mivavaka amin'i Maria renin'i Jesosy an,
Andriamanitra irery ihany no azo hivavahana sy hiankohofana,
Ity nisy anjely iray nirahan'i Jesosy hiseho tamin'i apostoly Jaona. Niankohoka taminy ny apostoly jaona dia izao no nolazainy.
« Dia niankohoka teo amin'ny tongony aho mba hivavaka aminy. Ary hoy izy tamiko: Tandremo. aza manao izao; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman'ireo rahalahinao izay mitana ny filazana an'i Jesosy; Andriamanitra ihany no ivavaho; fa ny filazana an'i Jesosy no fanahin'ny faminaniana. » (Apok.19:10)
« Dia hoy izy tamiko: Tandremo, aza manao izao; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman'ny mpaminany rahalahinao sy izay mitandrina ny teny amin'ity boky ity; Andriamanitra ihany no ivavaho. » (Apok.22:9)
Mila mianatra soratra masina isika namana hahafantarana izay mety sy tsy mety atao eo anatrehan'Andriamanitra.
Koa raha sitrakao dia mijereva kolo tv isa-maraina (alatsinainy ka @ zoma) amin'ny 05 ora sy fahefany maraina) fa misy mampianatra soratra masina ao.
« Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Mat.22:29)
« Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. .....» (Hos.4:6a)
Samia ho tahin'ny Tompo namana.
4. hery
(
13/11/2013 13:27)
sipagasy> Ny Raozery dia fibanjinana ny tantaram-pamonjena tontosa teo amin'i Jesoa Kristy. Misy mistery 5 izay dinihina mandritra izany. http://katolika.org/vavaka/masina-maria/ny-raozery
Ny mistery iray dia mizara dimy ka isaky ny fizaràna dia toa izao no atao.
- Tenenina ilay fizaràna (ohatra: I Jesoa Kristy atao Batemy ao Jordany)
- Raha manam-potoana lavalava dia vakiana ny tenin'Andriamanitra mikasika ilay fizaràna
- Mandritra ny fizaràna manontolo dia atao ao antsaina io tantara io.
- Manao Rainay any an-danitra 1
- Manao Fiarahaban'ny anjely 10
- Manao voninahitra 1
dia mifindra amin'ny fizaràna manaraka indray.

6. hery
(
14/11/2013 10:06)
Efa nisy resaka lavalava momba an'io ihany ato telo taona lasa izay :-)
http://forum.serasera.org/forum/message/m52835aeede194

7. voromailala
(
14/11/2013 10:45)
Inty indray no fomba fijeriko manomakana.
Ny fanaovana toko saplet dia mitovy tanjona amin'ny fanaovana mantra amin'ny fivavahana hindoa.
Rehefa manao toko saplet ianao dia mitony ny sainao satria lasa mifantoka manokana amin'ilay fanaovana saplet ny saina.
Ary rehefa mitony ny saina dia mivoka ny fanahy koa rehefa mivoka ny fanahy dia lasa miray amin'Andriamanitra ianao.
Rehefa manao toko saplet ianao izany tsy tokony hieritreritra zavatra hafa mihintsy afatsy ny fanaovana toko saplet.
Fitaovana fotsiny ny saplet sy ny fanononana arahaba ry Maria fa ny fitonian'ny sainao no tena tanjona.

8. Nehemiah
(
14/11/2013 13:58)
voromailala:
Ny fanaovana toko saplet dia mitovy tanjona amin'ny fanaovana mantra amin'ny fivavahana hindoa.
Voa mainka mahaliana, tena hitako marina mihitsy izay
10. hery
(
14/11/2013 14:21)
Tsy haiko aloha ny mantra fa misy lafiny marina ihany ny voalazan'i voromailala.
Lafiny tsara hafa amin'ny fanaovana saplé na ny vavaka miverimberina hafa ilay fialàna amin'ny eritreri-dratsy. Betsaka ny olona nanao izany (sy mbola manao izany koa). Sarotra ny mifantoka amin'ny vavaka tora-po ela, indrindra raha sady manao zavatra hafa, dia ny vavaka miverimberina no ampiasaina amin'izay tsy misy zavatra ratsy afaka mipetraka ao an-tsaina.
Betsaka ny olona mbola manao izany. Tsy dia mila mifantoka be loatra mantsy ilay vavaka miverimberina kanefa occupé ihany ny saina.

12. Miharena
(
14/11/2013 16:46)
Mba efa nanao adihevitra lavabe tokoa ny momba io raozery io ny mpisera rehetra isan'antokony avy.
Fa raha ny marina ny fivavahana rehetra dia tokony hifantoka amin'ny fiantsoana ny Fanahy Masina na ny Fanahy izay antsoina ankoatry ny Fanahy Masina. Mila miaiky ny mpino fa velona izay antsoiny.
Ilay izy amin'ny olona manao fiheverana fa tsy misy olona masina velona izany amin"izao fotoana izao fa miandry ny fitsanganana amin'ny maty dia tsy manaiky io fisian'ny Fanahy hafa ankoatran'i Jesoa ho velona eo anatrehan'Andriamanitra izany fa miandry ny fitsaràna farany ihany.
Ny olana fotsiny dia mifanohitra amin'ny fanekem-pinoana ny fisian'i Masina Maria velona ara-panahy. Satria raha zohina ilay teny farany ao amin'ny fanekem-pinoana dia hoe : mino ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty ary ny fiainana mandrakizay. Ilay fisian'ny teny hoe maty ao ain'ny fanekam-pinoana no mampifanohitra ilay finoana fa manana anjara asa i Masina Maria.
NOho izany dia mila fiheverana na fiverenana mihitsy ny fanekem-pinoana izay apetraky ny Kristianina.
Ny antony dia rehefa ao amin'ny Apokalypsy dia misy mahita fa misy olona marobe mitondra ankanjo fotsy miara-miaina amin'Andriamanitra ao andanitra nefa maro be no mandà fa velona mitohy ny fanahy ary manana ny toerana izay misy azy ao an-danitra raha vao mandao ny nofony. Ny fanitrkitrihan'ny maro dia hoe rehefa maty dia tokony tsy misy fanahy mahatsiaro intsony fa miandry ilay fitsanganana
Ka ahoan hoy ianareo ny momba izay?

13. sipagasy
(
14/11/2013 21:04)
Miharena:

misaotra anareo rehetra fa rehefa manao ny toko saple tokoa dia tony ery nys aina mifantoka àio ihany fa tsy mivezivezy ny fanahy moa izany e!
14. voromailala
(
15/11/2013 09:00)
booboo:
Voromailala > ngaha tsy OOOMMMMMM ? :-D :-D.
Ilana tsiny fa somary mivona kely am lohahevitra.Ohatra samihafa le OM sy AUM. ty misy fanazavana tamin'ny aterineto
1. Le A.U.M. (notez que je sépare chaque aspect de ce triple son) fait descendre l'aspect âme-esprit sur le plan physique et l'y ancre par la force de sa vibration rayonnante. J'utilise un symbole pour être plus clair : c'est comme si "un vent violent plaquait un homme contre un mur et rendait difficile toute liberté de mouvement". Il vivifie la forme ; il intensifie l'emprise de la matière sur l'âme ; il construit autour de l'âme une prison limitative – la prison des sens. C'est le "son de l'enchantement", le son qui est la source du mirage et de maya ; c'est la grande énergie trompeuse et séduisante, la note de l'arc involutif. Il contient le secret du mal ou de la matière, l'emploi de la forme, d'abord comme prison, puis comme terrain d'entraînement, puis comme champ d'expérience et, finalement, comme expression de la manifestation d'un fils de Dieu.
2. Le O.M. correctement énoncé, libère l'âme du domaine du mirage et de l'enchantement. C'est le son de la libération, la grande note de résurrection et d'élévation de l'humanité jusqu'au Lieu Secret du Très Haut, après que tous les autres Mots ou sons aient échoué. Ce n'est pas un son triple comme le A.U.M. mais un son double, indiquant la relation de l'esprit et de l'âme, de la vie et de la conscience. Ce Mot perdu, symbole de la perte dans les trois mondes (représentés par les degrés des Loges Bleues dans la maçonnerie), doit être retrouvé et est en voie d'être découvert aujourd'hui. Les mystiques l'ont cherché ; les maçons ont conservé la tradition de son existence ; les disciples et les initiés doivent prouver qu'ils le possèdent.
15. voromailala
(
15/11/2013 09:03)
sipagasy> sady maro ihany ny fivavahana mampiasa saplet na toy ny silamo. Chapelet Musulman.
16. ravatorano
(
17/11/2013 07:49)
za aloha dia isan ireo mpikirakira ny saplé na amin ny fanaovana ny raozery izany na amin ny fanaovana ny saplen"ny Famindrampon'Andriamanitra.
Efa voalaza teo ambony ny fanaovana azy fa aza hadino koa ny manao ny "Izaho mino..." izay atao amin ny fanombohna ny raozery !

17. RBNIR
(
19/11/2013 09:08)
ravatorano:
za aloha dia isan ireo mpikirakira ny saplé na amin ny fanaovana ny raozery izany na amin ny fanaovana ny saplen"ny Famindrampon'Andriamanitra.
Efa voalaza teo ambony ny fanaovana azy fa aza hadino koa ny manao ny "Izaho mino..." izay atao amin ny fanombohna ny raozery !
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Alohan'ny hanaovana toko saplet, dia diniho tsara aloha hoe sitrapon'Andriamanitra v sa tsia ny fanaovana izany,
Inona avy no atao ao, ankasitrahan'Andriamanitra marina v sa tsia?
Izy marina v no nitaky izany sa ny olona ihany?
« Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy (Isa. 29. 13). » (Mat.15:9)
Efa tamin'ny andron'i Isaia mpaminany no naverimberin'Andriamanitra io teny io.
Fiainana mandrakizay (sy fandosirana ny Afobe) no tanjona, ary tokana ny antoka fidirana ao:
« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Mat.7:21)
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
20. Nehemiah
(
22/11/2013 06:00)
margrity:
fa ze tianareo aloha atao koa, malalaka ny lalana
Izay indrindra ry Margrity (Lk. 13:24-25) ;)