02 novembre
1. betsileolahy
(
03/11/2013 12:18)
maro ny diso hevitra ny amin' ny 02 novembre milaza ny hoe fetin' ny maty nefa fahatsiarovana ireo nodimandry no ankalazaina
novalian'i 5laody ny 06/11/2013 12:00
4. vahiny2004
(
04/11/2013 13:28)
hery:
Samihafa ve izany?
fetin' ny maty : ny maty no manao fety
fahatsiarovana ireo nodimandry : ny velona no manao fety
:-)
5. danbal
(
05/11/2013 17:02)
de ny velona mahatsiaro zany no manao fety? hi,hi ary sao de tokony atao hoe fety ho an'ny maty
7. Miharena
(
06/11/2013 02:58)
Ny velona ihany no afaka manao fety fa tsy ny maty raha tena zohina ny hoe maty, izay midika hoe tsy misy intsony. Ahoana no fomba ataon'ny "tsy misy" hanao fety?
