Fivavahana, finoana

endriny ( 09/06/2013 04:49)
Ny antony tsy azo itondrana ny kominio mivoaka ny fiangonana sy ny tokony hanajana azy. "Indray andro (araka ny tantara io a), dia nisy ankizy lahy kely te mba ahafantatra fa vatan'i Kristy tokoa ny ... tohiny
novalian'i endriny ny 12/06/2013 19:36
endriny ( 09/06/2013 03:48)
Maro ireo mitanjozotra manaraka ny arabe, mianjaika tsara fa hidera an'Atra, tsy maintsy atao hono sao dia menatr'olona. Dia tsy maintsy miafy mandoa rakitra na dia tsy ihinanana ilay tapakapoaka aza ... tohiny
novalian'i endriny ny 10/06/2013 13:42
Nehemiah ( 08/06/2013 14:02)
@ fomba ahoana no nahatongavan'ny Tektônikan-Takelaka Mandoza (TTM) ny Safo-drano ? [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/9fbb25858debdea2c849edd97ce7278b.png][img]http://forum.serasera.org/... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/06/2013 15:11
Nehemiah ( 06/06/2013 06:35)
Efa nisy teôria ananki2 momba ny fizotran'ny Safo-drano nohazavaina t@ fizaràna farany, nezahina novaliana ny hoe "Avy taiza ny ranon'ny Safo-drano ary nankaiza?" Misy fomba tsotra amaliana an'izay ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/06/2013 14:04
endriny ( 05/06/2013 17:28)
Fa tiavo sy mihavana amin'ny mpiara-monina aminao, ary mifanaja dia ampy izay. Aza manary vola amin'izay fivavahana, fa Atra sy ny fitiavany tsy misy tambiny rehefa manaja ny mpiara-belona aminao iana... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/06/2013 06:46
Nehemiah ( 05/06/2013 06:01)
Efa hitantsika t@ voalohandohan'ny lohahevitra fa ny olana voalohany rehefa mandinika ny Safo-drano dia ny mahavaly ny fanontaniana hoe : avy taiza ny rano rehetra, ary nankaiza ? Zavatra voalohany, ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/06/2013 06:36
Nehemiah ( 04/06/2013 07:52)
Raha ohatra ka nisy tokoa izany Safo-drano maneran-tany izany, ary raha taranaky ny roroa 4 monja isika, ka nisy fotoana ampy iraketan'ireny tranga ireny @ anganon'ny vahoakan'izao tontolo, tsy tokony... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/06/2013 06:03
endriny ( 04/06/2013 05:58)
Mba ilazao ny kaly hariva teny ny namana e?... tohiny
Nehemiah ( 03/06/2013 13:49)
[url=http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%207:17-19]Gen. 7:17-19[/url] : [color=blue]Ary naharitra efa-polo andro tambonin’ny tany ny safo-drano, dia tonga betsaka ny rano ka nanainga ny samb... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 04/06/2013 07:53
cajiah ( 01/06/2013 16:46)
Tena te hiova b mhts nefa vofehan'ny fahazaran-dratsy, sarotra be ihany ny lalana makany ka. Sady tsy hay intsony hoe iza no tena izy @ lé fiangonana... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/06/2013 12:36
endriny ( 31/05/2013 04:49)
Avy eto Madagasikara ny mpanjakan'ny Jiosy iray dia I Salomona raha ny angano. Isalo Mena (Ilay fanahy tokana Mena) no dikany, izay nahitsin'i Sebah ho Suleiman. Ny naha Mena azy dia izy zarazara ka m... tohiny
Nehemiah ( 30/05/2013 08:23)
1°) Raha tiantsika handeha @ hafaingan'ny c/10 (izany hoe ny ampahafolon'ny hafaingan'ny hazavàna) ny sambon-danitra 1, tsy maintsy manangona angovo kinetika ilay izy, izay omen'ny formule non-relat... tohiny
novalian'i Miharena ny 11/06/2013 18:24
endriny ( 29/05/2013 13:38)
Namana iray mpanamory fiara manidina, mpivavaka izay no nilaza fa nahita an'i Jesosy teny ampanidinana dia nariana ny asa fa lasa mitory eny amin'ny arabe, lasa Jhony Gasy 3. Mampalahelo ny fianakavia... tohiny
novalian'i miarilala ny 01/06/2013 22:00
Nehemiah ( 29/05/2013 06:39)
[b]Fehiny[/b] : Nanana ny fahefàna faratampony @ taranja rehetra noresahiny ny Soratra Masina ho an'ny olomasin'ny Testamenta Taloha sy Kristy ary ny Apôstôly. Indrindrindrindra, ho an'i Kristy, re... tohiny
novalian'i mekana ny 30/01/2015 11:45
Maranatha ( 28/05/2013 11:08)
Somary gaga aho mahita ny lohahevitra eo aloha misintona antsika hitonon-tena fa Hebreo. Efa tapitra t@ 34 AD anefa ny famindram-po ho azy ireo araka ny Dan 9:24 Fito-polo herinandro no voatendry ho ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 07/06/2013 08:29
moustaraf ( 26/05/2013 09:56)
salama namana, ho an'izay liana, satria efa maro ireo fifandresen-dahatra teto @ serasera izay ela izay, ka ho anareo ao Antananarivo, dia misy conférence lehibe sy exposition anehoana ireo porofo ma... tohiny
novalian'i endriny ny 03/06/2013 17:29
Nehemiah ( 22/05/2013 08:45)
Maro ny olona, na kristiana na tsia, izay tsy mety manaiky fa ny Tany irery no plaety misy fiainana @'izao tontolo izao. Raha tsorina, misy fiainana ve ny planety hafa ? Ireo izay mino fa nivoatra et... tohiny
endriny ( 20/05/2013 17:28)
Nahoana no ny firenena tandrefana, izay toerana tsy niavian'i Kristy Tompo Jesosy irery ihany no mino fa nitsangana tamin'ny maty izy? Nahoana ny silamo sy ny jiosy no samy milaza daholo fa tsy I Kris... tohiny
novalian'i endriny ny 06/06/2013 10:26
toriteny ( 17/05/2013 23:48)
Fa maninona kay ianareo no mivavaka? par obligation ve? mangataka zavatra amin'Andriamanitra ve? te handova fiainanan mandrakizay ve? SA antony hafa tsy ao anaty baiboly? Na raha avadika ny fanontani... tohiny
bazylou ( 13/05/2013 14:11)
iray ihany tokoa ve ireo ??... tohiny
novalian'i azara ny 14/07/2017 08:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.8943