Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fivavahana, finoana
endriny
(
20/05/2013 17:28)
Nahoana no ny firenena tandrefana, izay toerana tsy niavian'i Kristy Tompo Jesosy irery ihany no mino fa nitsangana tamin'ny maty izy? Nahoana ny silamo sy ny jiosy no samy milaza daholo fa tsy I Kris...
tohiny
novalian'i endriny ny 06/06/2013 10:26
toriteny
(
17/05/2013 23:48)
Fa maninona kay ianareo no mivavaka? par obligation ve? mangataka zavatra amin'Andriamanitra ve? te handova fiainanan mandrakizay ve? SA antony hafa tsy ao anaty baiboly?
Na raha avadika ny fanontani...
tohiny
novalian'i voromailala ny 12/06/2013 12:48
bazylou
(
13/05/2013 14:11)
iray ihany tokoa ve ireo ??...
tohiny
novalian'i azara ny 14/07/2017 08:58
didi10
(
10/05/2013 13:47)
Sendra nandalo tao ambadika tao aho indray andro, satria Chat-libre ny karajia dia maro ireo olona mpiditra ao mba hiresadresaka sy hitafatafa.
Maro ireo resy lahatra ao fa raha virtuel hono no mifan...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/06/2013 12:28
hery
(
09/05/2013 21:28)
Asa ianareo raha mahatsapa fa ny ankamaroan'ny fiangonana madinika isakarazany dia izay efa mino no tena ataony lasibatra itoriany fa tsy izay mbola tsy mino mihitsy. Mety hoe lafiny pratika vitsivits...
tohiny
novalian'i sitlo ny 18/05/2013 08:12
moustaraf
(
09/05/2013 09:58)
Salama namana,
Misy mba tiana hozaina amintsika !
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Uu4HZbk3pvs[/youtube]...
tohiny
novalian'i zazamarolahy ny 20/03/2018 11:41
Tefigasy
(
03/05/2013 11:17)
Manomboka ny ririnina eto Mada(Aprily --> Aogositra). Manomboka miaraka amin'izany ihany koa ny fomba maro toa ny famadihana sy ny didi-poitra. Ny tiana marihina amin'ity lohahevitra ity dia ny mikasi...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/05/2013 09:23
Nehemiah
(
02/05/2013 07:32)
Rehefa misy adi-hevitra momba ny hoe firy taona izao tontolo izao dia antitranterin'ny mpomba ny tapitrisa taona matetika ny fôsily sy ny sosona vato ambanin'ny tany izay lazainy fa manambara ny nisi...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/06/2013 08:37
Nehemiah
(
01/05/2013 06:34)
Hatr@ nampalaza ny fotopisainan'i Darwin sy ny resaka tapitrisa taona dia nisy niezaka ny hanatsofoka tapitrisa taona ao anaty Baiboly ny kristiana. Ka inona moa fa tsy ny Gen. 1 ihany no niezahana an...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/05/2013 08:59
Nehemiah
(
30/04/2013 06:33)
"Ny voany no ahafantarana ny hazo" (Mt. 12:33b)
Inona, hoy ianareo, no vokatry ny fampianarana ny néo-darwinisme @ sekoly sy toeram-pampianarana ? Ireto misy vitsivitsy.
Mety efa henohenonareo ny m...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 01/05/2013 06:35
Nehemiah
(
29/04/2013 06:04)
Mampalahelo sy mahonena fa hatr@ nivoahan'ny "Origin of Species" dia nanaiky ny evôlisiona ho zavatra narindran'Andriamanitra ([i]évolutionnisme théiste[/i]) ny ankabetsahan'ny fiangonana. Efa hita...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 30/04/2013 06:37
didi10
(
28/04/2013 11:28)
Ity misy kilalao kely ity izay afaka entina tsara ampianarina any amin'ny sekoly Sabata na sekoly Alahady na fampianarana tsotra.
[b][u]Misy sary iray ity ka apetraka ny fanontaniana hoe sary inona n...
tohiny
novalian'i sitlo ny 29/04/2013 06:44
Nehemiah
(
27/04/2013 14:00)
T@ 1859, nivoaka ilay boky fanta-daza dia fanta-daza (tsy maintsy misy toerana iray @'izao tontolo izao anaovana printy an'io boky io, indray mandeha isan-taona) mitondra ny lohateny hoe "On the Origi...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/04/2013 06:08
leva2
(
27/04/2013 12:06)
Velona Jesosy!
[i][b]Mat 10/34-37 :
Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin’ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra.
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin’ny rainy...
tohiny
novalian'i leva2 ny 28/04/2013 19:38
Nehemiah
(
26/04/2013 15:18)
Mankafy an'i Bruce Willis ve ianareo ? Izaho aloha dia miaiky fa mahay milalao sarimihetsika lavitra nohon'i Tsarafara izy, ary aleoko lavitra mijery anankiray @'ireny sarimihetsika "Un jour en enfer"...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/04/2013 07:45
Naou-mi
(
24/04/2013 16:25)
Misy olona mpivarotra zany manao ireny ody varotra ireny izany hoe mampiasa fanafody izy zany apetrany ao an-tsenany sy afafiny @ entana amidiny isamaraina rehefa anokatra tsena izy. Tsy fantatra maza...
tohiny
novalian'i bichette ny 02/05/2013 15:40
leva2
(
24/04/2013 05:07)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/ae5e60d52adb96bb0b18f1d3011911c3.PNG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/ae5e60d52adb96bb0b18f1d3011911c3.PNG[/img][/url]
Velona Jesosy!
"Ary ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/05/2013 13:07
Miharena
(
23/04/2013 14:54)
Mba te-hampandray anjara ireo izay mpamaky fa tsy mandray anjara amin'ny adihevitra momba ny fivavahana sy finoana aho.
Inona no mety hitan'izy ireo fa mandringa, inona no mampahery ary inona no tena...
tohiny
novalian'i Miharena ny 25/04/2013 14:59
smileyah
(
23/04/2013 08:05)
Moa ve ilaina ny manao asa fivalozana ny fahotana?
...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 05/05/2013 17:00
