Misy olona mpivarotra zany manao ireny ody varotra...
1. Naou-mi
(
24/04/2013 16:25)
Misy olona mpivarotra zany manao ireny ody varotra ireny izany hoe mampiasa fanafody izy zany apetrany ao an-tsenany sy afafiny @ entana amidiny isamaraina rehefa anokatra tsena izy. Tsy fantatra mazava moa hoe fanafody gasy ve sa vazaha no ampesainy fa ny olona rehetra mpivarotra manodidina azy moa zany dia mahita maso ny zavatra ampesainy sy ny zavatra ataony. Dia tena hita taratra moa zany fa dia tena mandeha be mihintsy ny tsenany ary tena misy olona mividy foana fona tsy tapaka mintsy ao aminy ary ze olona miditra ao an-tsenany dia tsy maintsy voasarika mividy entana avokoa. Ny tena olana moa zany dia mitaraina ireo mpivarotra manodidina azy sy ny eo akaikiny fa oe tena tsy misy tsena mints fa tena maina ary misy fotoana tsy mahalafo ninina mihintsy mandritra ny 3 andro, mitaraina zany ireo olona ireo fa maty ny tsenany.
Ra manana vaha olana ho azy ireo ianareo mpitondra fivavahana na mpanompon'Andriamanitra dia inona no tokony ho ataon'ireo olona mitaraina ireo?
Ra manana vaha olana ho azy ireo ianareo mpitondra fivavahana na mpanompon'Andriamanitra dia inona no tokony ho ataon'ireo olona mitaraina ireo?
novalian'i bichette ny 02/05/2013 15:40
2. ialahy
(
24/04/2013 17:01)
Tena misy io zavatra io ary tena mahagaga mihitsy, torohevitra azo atao ngambany dia hoe aza atao mitovy ny entana amidy e! alatsaho kely ny vidin'entana, dia manaova publicite kely. Rehefa mpivarotra matetika dia manao an'io daholo ny ankabeazany hisarihan'olona... fa ahona mihitsy moa koba mitovy izao ihany no amidy dia nen'ny sasany hilaharana be loool, Aorta mitovy izao ihany nen'ny sasany tediavina be!!!!
3. Naou-mi
(
24/04/2013 17:45)
Ny entana tena tsy mitovy ka! Akanjo sy kiraro no amidin'ireo olona ireo, samy manana ny modèles, samy manana ny vidiny koa anefa satria samy manana ny masokarenany!
mpivarotra folo eo no mifanakaiky, tsy misy entana mitovy na iray aza, ny prix koa mitovitovy daolo . Mety misy fiatraikany hoe tsy mampandeha ny tsena ny hafa ve ny fanaovana io fanafody varotra io? Possible ve zay? satria mitaraina ny sasany hoe atramin'ny nivarotan'ilay olona teo dia nihamaty nihamaty ny tsenany, nisy tsena iray aza tena nikantona mintss! Aona ny hevitrareo @izany?

4. smileyah
(
25/04/2013 07:57)
Misy ny mpivarotra mahay mivarotra. Misy ireo tsy mahay. OH: mety hoe mora ny entana ao @ le iray dia mankao daholo ny olona satria mety tsy mitady tombony firy. Mety mahay mandray olona be izy, sariaka,manambitamby sns.
Ireo tsy mahay kosa raha vao iadiana varotra kely dia teny feno avonavona no avaliny ny mpividy dia tsy hiverina ao intsony ny olona.Na mitady tombony be loatrasns...
Mety ho misy ny mino ireny ody gasy ireny kanefa tsy izay mihitsy ny hampandeha ny varotrany fa noho izy be fitiavana.
Misy ireo milaza fa kristianina nefa tsy mahay mandray olona ka tsy sitrak'Andriamanitra dia tsy omeny.
Vahaolana: ialana ny avonavona;
mahaiza mandray olona;
aza adino ny mivavaka isaky ny alohan'ny manokatra tsena sy mandritra ny andro rehetra.

5. Miharena
(
25/04/2013 14:56)
Amiko indray dia azo antoka fa intimidation ilay ody varotra. Rehefa maty lolo ny eo anilan'izany mpanao fihetsiketsehana izany dia miova ny endrika ary na ny mpividy aza dia lao fa tsy te-hiditra amin'ny tsenan'izay mitazana ilay lazaina fa manao ody varotra.
Iray izay fa ny olona manao ilay ody varotra anie izany dia efa vonona ny hahalafo e! izany hoe efa manana toky.
Dia mila matoky sy mivavaka kosa izany ny olona izay manodidina ilay lazainy fa manao ody varotra.

6. hery
(
26/04/2013 06:44)
Raha lamba fafazana fanafody izany ve tsy ho tasy? :-)
Andramo koa mihodina im-pito amin'ny latabatra fivarotanao, dia ataovy ambany kokoa noho ny an'ny olona ny vidin'entana (fa tsy manao maty antoka), dia mitsikitsiky tsara rehefa mivarotra... fa mandeha be io