Fivavahana, finoana
5laody
(
13/03/2013 18:12)
Salama daholo,
Miandry mafy ny Kristiana katolika sy ny mpanao gazety hoe Iza no Papa manaraka. mbola motera diesel be nefa izao ilay trano fifidianana ka mamaoaka setroka mainty ilay cheminée,
Iana...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/03/2013 05:10
Nehemiah
(
13/03/2013 13:37)
[color=forestgreen]
[url=http://www.smartbaiboly.org/online#Joba%2040:15-24]Job. 40:15-24 (10-19)[/url] : "He! jereo ange ny behemota, izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany : Mihinana ahitra tah...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/03/2013 13:54
Nehemiah
(
12/03/2013 07:04)
[color=lightgoldenrod][url=http://www.smartbaiboly.org/online#1%20Korintiana%2014:22]1 Kor. 14:22[/url] : "Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana amin’ ny tsy mino, fa tsy amin’ ny mino; fa ny...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/03/2013 14:53
Nehemiah
(
12/03/2013 06:51)
[b]Trinite i Zanahary[/b]
Naloakan'ny vavan'ny Ray ny baiko izay nahatonga ny zavatra rehetra hisy t@ famoronana. I Jesoa no enti-manatanteraka an'izay (ilay [i]Logos[/i] resahan'i Jaona @ [url=http:/...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/03/2013 06:52
didi10
(
12/03/2013 06:07)
Tsara ny Tompo
Nigadona omaly tokoa ny taom-baovao.
Ho anao mino an'i Jehovah Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy, dia tononiko ho anao ny FiadanaNY sy ny FitahiaNY,...
tohiny
novalian'i sitlo ny 21/03/2013 09:31
takona
(
07/03/2013 12:21)
Io misy fijoroana vavolombelona ny marimarina kokoa fitadiavana vonjy , aiza daholo ianareo be resaka rehetra eto amin'ny serasera avoty io olona io
...
tohiny
novalian'i baregenaina ny 02/04/2013 08:51
takona
(
07/03/2013 12:13)
Io misy fijorona vavilombelona izany hoe fiantsoana vonjy angaha ny marimarina kokoa,aiza ianareo be lazao eto amin'ny serasera e! avoty io alona io
...
tohiny
novalian'i SIDAICHI ny 08/03/2013 04:44
hery
(
06/03/2013 15:15)
Tao amin'ny Testamenta Taloha dia nametraka lalàna ny mpaminany sy ny mpanjaka, didy avy amin'Andriamanitra, misy 635 ny lalàna hoy ny mpandinika baiboly fa tsy didy folo ihany, ary misy antsipiriha...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 11/03/2013 15:28
manir
(
06/03/2013 10:17)
1- Ny atao hoe "olona masina": Apok. 14:12
-mitandrina ny didin'A/tra
-mino an'i Jesosy (hitohy)...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/03/2013 01:22
toriteny
(
06/03/2013 08:10)
Ianareo ve tsy mbola nahita passage ao amin'ny baiboly hoe tena manahiran-tsaina anareo ny mikaroka ny valiny ary tsy mbola hita hatramin'izao?
Maninona raha andao atao eto sao dia efa nisy nomen'ny...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/03/2013 08:50
toriteny
(
06/03/2013 02:57)
Indray mandeha aho nandeha teny Antanimena teny dia nisy lehilahy izay, nanao fitafiana mihaja (Jean, lobaka, adidas), nipetraka tamin'ny tany teo akaikin'ireo mpangataka eo ampitan'ny EKAr ireo ary n...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/03/2013 04:46
niryna
(
05/03/2013 17:52)
Matetika dia ny fiainana sarotra,ny halatra,ny mpisiloky,ny mpamadika tanindrazana ny hano fa adala tompo ,ny omaly tsy miova fa ny eo ihany no eo.Toa tsy mba hita taratra intsony ny fahatsarana fa fe...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/03/2013 04:33
smileyah
(
05/03/2013 08:21)
Ao amin'ny fiekem-pinoana dia misy koa ny hoe: "MINO NY FIANGONANA IRAY, MASINA, kATOLIKA" : izany hoe manerana izao tontolo izao.
Ahoana ny momba an'io?...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 06/03/2013 14:31
didi10
(
04/03/2013 09:49)
[b]Iray amin'ireo ve ny Jesosinao sa iray ihany ireo aminao?[/b]
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/079ac266ca53005766b8722318a861c4.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/079ac...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 05:29
Nehemiah
(
04/03/2013 08:52)
[b]Andriamanitra ny Ray[/b]
Ity angamba no tsy iadiana hevitra indrindra - ny heresia rehetra t@ tantaran'ny fiangonana dia nanamafy fa Andriamanitra ny Ray, fa diso t@ fijeriny ny fifandraisan'ireo P...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/03/2013 06:51
manir
(
03/03/2013 08:07)
Nyvaha-olana N'1eo@fiainana dia nyfanatonanao an'iJesosy,fa izao noteny nambarany(Matio11:28 >>Apok 3:20)koa manatona re...
tohiny
novalian'i sitlo ny 15/03/2013 08:45
bor2lais
(
02/03/2013 14:34)
Isan'ny boky mahasarika ny saiko io boky iray io ao amin'ny Baiboly raha ny eo amin'ny endriny (forme) no jerena : misy fampidirana saingy tsy misy fiafarany (mazava). Misy heviny ara-panahy ve izay a...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/03/2013 14:48
toriteny
(
01/03/2013 19:25)
Betsaka loatra tato ho ato ny milaza fa diso ny baiboly ampiasain'ny kristianina amin'izao. Ny TT moa izany nefa lasa diso automatique ny TV izay mirakitra ireny passage ao amin'ny testamenta taloha d...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 07:15
Nehemiah
(
01/03/2013 14:00)
[color=goldenrod][b]Ilay Andriamanitra 3 izay 1[/b][/color]
Raha hanompo an'ilay Andriamanitra velona antsika dia tsy maintsy farafaharatsiny mba manana fahalalàna ifotony momba ny maha-Izy Azy. Mar...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 06:58
bor2lais
(
28/02/2013 13:51)
Ao anaty fanekem-pinoana apostolika (ankoatry ny Ray, Zanaka, Fanahy Masina) dia misy hoe :
"mino ny :
- Fiangonana masina manerana izao tontolo izao (Eglise catholique (fa tsy EKAR akory a ) ;-) )
-...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 05/03/2013 16:34
