Fivavahana, finoana
niryna
(
29/01/2013 17:33)
Indray andro izay izany ,sendra nividy mofo ho an-janako aho teny an-dalana ho any am-piangonana io .Variana be aho nahita ilay rangahy mpivarotra namerinbola ahy fa tsy aty amiko ny masony fa any iv...
tohiny
novalian'i mandalomiserana ny 05/02/2013 10:49
toriteny
(
28/01/2013 20:11)
Ny ahy ny tonga ato an-tsaiko amin'izao dia ny zanako vavy. 4 taona izy tamin'ny herintaona fa tena tsy nahay mihitsy, tsy mandray anjara mihitsy izy ao am-pianarana ary efa hanontaniana dia tsy mam...
tohiny
novalian'i toriteny ny 14/02/2013 16:18
tsitialainga
(
27/01/2013 10:39)
Raha tena mpivavaka marina sy manana ny Andriamaniny ny Malagasy, maninona no mbola toy izao ihany ny fiainany kanefa efa t@ 190 taona lasa izay no nampahafantarana azy io Andriamanitra io?
Samia mano...
tohiny
novalian'i Miharena ny 04/02/2013 16:44
Nehemiah
(
26/01/2013 07:54)
[b]MIFANOHITRA @ FAHASOAVANA NY FITANDREMANA LALÀNA.[/b]
Betsaka ny mieritreritra fa ny finoana dia fankatoavana ny Lalàna, nefa tsy marina izany :
[b]Gal. 3:12 : "Ary ny lalàna tsy araka ny fi...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 30/01/2013 13:06
leva2
(
24/01/2013 20:02)
Velona Jesosy!
Ity video fampianarana ity, izay zaraiko aminao androany, sy anasako anao hijery sy hihaino hatramin'ny farany, dia mifandraika indrindra amin'ny lohahevitra naroson'ny namana niryna m...
tohiny
novalian'i smileyah ny 30/01/2013 13:22
Andry2013
(
24/01/2013 06:18)
Ny Fiainana ao amin'i Kristy
Ry kristianina, fantaro ny fahamendrehanao. Satria mandray anjara amin’ny fomba aman-toetran’Andriamanitra ianao ankehitriny, ka aza miverina mikororosy fahana indray...
tohiny
novalian'i andry2013 ny 04/02/2013 19:54
rabefou
(
23/01/2013 17:40)
misy karazany firy wa ny karazana antoko-pinoana eto madagasikara ankaoatra ny Slamo sy ny ao anatin'ny ffkm? izay mahalala mba valio. misaotra tompoko....
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/02/2013 06:05
Andry2013
(
23/01/2013 06:25)
Ho an'ny Kristianina indrindra indrindra: Ahoana ny hevitrareo momba ireto toko sy andininy ao amin'ny Baiboly ireto : ny zavatra ambarany sy ny fifandraisany (niady hevitra tamin'olona momba ireo ah...
tohiny
novalian'i andry2013 ny 04/02/2013 18:15
didi10
(
21/01/2013 12:41)
Yeshoa, Yeshoua, Yehu'a, Yehoshoua, Yahoshowah, Yehoshowah, Ieshoa, Jesoa, Jesosy
Mahagaga fa samy manana ny anarana mahavonjy azy ny olona, iza amin'ireo no mahavonjy anao?...
tohiny
novalian'i totoavina ny 13/02/2013 15:43
niryna
(
19/01/2013 07:42)
Raha azoko atao no nisambotra olona dia nataoko izany kanefa amin'ny fomba ahoana?
Nahita ity tantara iray ity aho nilaza hoe : Inona moa no ho raharahiko raha ho any amin'ny afobe aho na tsia?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/01/2013 17:12
Nehemiah
(
18/01/2013 14:40)
"Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin’ izany no nitsaharan’ Andriamanitra tamin’ ny asany rehetra izay noforoniny tamin’ ny nanaovany azy." (Gen. 2:3) Rah...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/02/2013 14:29
tsitialainga
(
18/01/2013 12:11)
Betsaka ny misalasala @ tena andro marina natokana hivavahana @ ilay MPAHARY ny Lanitra sy ny tany fa inona no tena azo antoka fa ahatongavana any @ Fanajakan'ny Lanitra?...
tohiny
novalian'i ireneseta ny 14/05/2015 14:23
tsitialainga
(
14/01/2013 07:45)
Salama daholo.
Efa fotoana tokony hiomanan-tsika rehetra izay mpandala ny fankalazana ny Taom-baovao voalaza ao anaty Baiboly indray izao na ny volana VOALOHANY @ Taona, koa manentana ny fikambanana ...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 18/01/2013 13:20
tsitialainga
(
13/01/2013 10:05)
Fa dia naninona loatra ny malagasy no tsy navela hanoratra ny tantaran'ny fireneny? Fangah tsy misy nahay nanoratra taloha sa fa naninona loatra ny malagasy no tsy navela hanoratra sy hahalala tantera...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/01/2013 05:51
Nehemiah
(
11/01/2013 14:58)
Tadido fa mpanao sonia ny Fanekena Vaovao antsika kristianina t@tsika nandray an'i Kristy ho Tompo.
[i][b]Efa maty ho antsika i Jesoa[/b][/i]. Aza mivelona ny fiainanao tahaky ny tsy misy dikany ny Ha...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/01/2013 13:35
toriteny
(
11/01/2013 14:07)
Nefa anie ka tori-teny izay efa natao izay é. fa tsy ahitam-bokatsoa. Ilay olona mitondra ny Teny ve no tsy nangataka tsara ny FAnahy MAsina mba hiasany eo amin'izay manatrika?
Sa ny olona mihitsy a...
tohiny
novalian'i tsitialainga ny 20/01/2013 10:08
Nehemiah
(
09/01/2013 14:24)
"Mandeha any @ Paradisa ny tsara fanahy, mandeha any @ helo ny ratsy fanahy". Diso izany. "Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/01/2013 12:12
didi10
(
09/01/2013 09:36)
Tsara ny Tompo
Ny Genesisy toko voalohany dia tokony ahatakarantsika ny momba ny fahariana rehetra, ny momba an'Andriamanitra sy ny olona ary ny calendrier arakan'Andriamanitra.
[b][u]Ny andro[/u][/...
tohiny
novalian'i didi10 ny 11/01/2013 15:32
toriteny
(
08/01/2013 13:18)
[b][u]Ny FAHATERAHAM-BAOVAO[/u][/b]
Ito zavatra zaraiko aminao ito no abd, ny 1er pas tsy maintsy diavintsika amin’ny finoana Kristianina ary « clé » homena anao manokana anio hanokafana ny l...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/06/2013 14:52
YDIFAS
(
07/01/2013 21:33)
Faly miarahaba antsika rehetra mamaky izao hafatra izao indray. Manonona ny Fahasoavan'Ilay Ray Tsitoha sy ny Fiadanana avy amin'i Kristy Zanany ho amintsika rehetra.
Amin'ity anio ity dia hifampizà...
tohiny
novalian'i leva2 ny 08/01/2013 11:22
