Fivavahana, finoana
tsitialainga
(
07/01/2013 18:30)
Tany Israël hoe ny filohan-tsika?
Azo inoana ve zany fa mba mety hanana fivoarana sy fanantenana @ zay ny Malagasy satria tsy ho pélérinage fotsiny no nalehany tany angamba fa mba "hanara-penitr...
tohiny
novalian'i didi10 ny 09/01/2013 10:28
tsitialainga
(
07/01/2013 18:19)
Efa lasa iny le fafy lainga momba ny 21 Decembre 2012 nataon'ny mpaminany sandoka fa izaho kosa asdepique mbola te hanamafy ny zavatra nolazainao ilay hoe jiosy ny Malagasy ka avy aminy ny famonjena.
...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 16/01/2013 06:03
tsitialainga
(
07/01/2013 14:19)
Efa miha-malaza izao ny TAOM-BAOVAO MALAGASY izay tanterahina isan-taona eto amin-tsika. Mahafaly tokoa izany satria nody ventiny tsikelikely ny rano nantsakaina raha nanomboka mba nanentana izany iza...
tohiny
novalian'i tsitialainga ny 16/01/2013 16:55
tsitialainga
(
07/01/2013 13:39)
Tokony hankalaza ny Paska ve ny Malagasy ary ahoana no tena fankalazana azy? Betsaka mantsy ny miroa saina satria samy manana ny fomba fankalazany azy avy rehefa mety ho fiangonana sy antokom-pivavaha...
tohiny
novalian'i didi10 ny 09/01/2013 08:05
hadji
(
04/01/2013 13:24)
mba mahavariana ihany ity mpivavaka hoe hitokona izahay rehefa miova ny pasitera fa ahona e? tao Tana tao no nisy anio an!...
tohiny
novalian'i nilex ny 07/01/2013 13:52
hadji
(
04/01/2013 13:23)
mba mahavariana ihany ity mpivavaka hoe hitokona izahay rehefa miova ny pasitera fa ahona e? tao Tana tao no nisy anio an!...
tohiny
novalian'i didi10 ny 08/01/2013 06:22
didi10
(
01/01/2013 18:07)
Tsara ny Tompo
Dia mirary soa ho anareo manaraka ny calendrier grégorien mankalaza ny taona vaovao anio fa ny taom-baovao nataon'I Jehovah mbola amin'ny 11 Mars. :-)
Miomana amin'ny mety hisian'ny ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/01/2013 08:24
ydifas
(
01/01/2013 09:13)
Amin-kafaliana lehibe no anaterana ny arahaba ombam-pirarian-tsoa hoa antsika rehetra noho ny nahatrarantsika ity taona vaovao ity. Ny fiadanan'i Kristy anie hamonto antsika sy ny ankohonantsika rehet...
tohiny
novalian'i leva2 ny 07/01/2013 05:40
heirzo
(
28/12/2012 09:43)
Lasa ny eritreritro androany noho ny resaka henoko tetsy tsy teroa ka tonga ato antsaiko ity fanontaniana ity hoe fa tena mandaitra tokoa ve ny [b]"ODY"[/b] e ? Izaho manokana aloha dia tsy misalasala...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 24/01/2013 14:44
asdepique
(
28/12/2012 05:08)
Miarahaba antsika rehetra mpiserasera,
Ho avy ny lozabe (grande tribulation) ka manasa antsika rehetra haka an'ity hafatra ity sy hi-imprime izany ary hizara izany amin'ny Malagasy rehetra fa ho avy ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/01/2013 09:01
Maranatha
(
27/12/2012 08:46)
Misy hafatra ny anjely telo ao amin'ny apokalipsy faha 14.
Ny fahatelo amin'io hafatra io dia manao hoe: Apok 14:9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/02/2013 06:17
Tefigasy
(
24/12/2012 05:06)
Mirary krismasy feno hasambarana ho antsika rehetra. Maniry ny mba hampandrosoantsika an'i Jeso, ilay teraka ho mpanjaka, ao an-trano sy eo amin'ny fiainana manontolo, fa na tranon'omby aza nekeny mba...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 28/12/2012 14:10
niryna
(
23/12/2012 03:17)
Tsy mety mahatoky ahy mihitsy ny rar hoy izy ary misy sarimihetsika izay tiako jerena ilay izy kanefa tsy avelany aho.Inona re no fomba asehoko azy ireo anehoako azy ny fahatokisany ahy e
Ratsy ilay...
tohiny
novalian'i didi10 ny 24/12/2012 06:24
niryna
(
21/12/2012 18:26)
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika mandrakariva . Mirary ny rehetra tratry ny krismasy ny tenako.Velona sy mahery ny tenin'Atra ka na dorana aza dia tsy ho levona !
Ny Testamenta Taloha sy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2013 03:36
miarana
(
21/12/2012 12:36)
"Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika" (Mk 9,40). Maninona no tsy io no entin'ny Kristianina miatrika ny Kristianina tsy mitovy fiangonana aminy? Rehefa mitory an'i Kristy koa izy (miaraka...
tohiny
novalian'i toriteny ny 21/01/2013 10:07
leva2
(
20/12/2012 20:53)
Velona Jesosy!
Nahasoa ahy ity fampianarana ity, ka zaraiko eto sao dia mba hahasoa anao koa namana isany!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=0tK0Lfl9Wmk[/youtube]
...
tohiny
novalian'i leva2 ny 22/12/2012 09:50
indro
(
20/12/2012 10:50)
Remerciements pour faveur obtenu,
"Que le sacré cÅ“ur de Jésus sois loué, adoré et glorifié, pour des siècles et des siècles. Amen !"
Dites cette prière 06 fois par jour pendant 09 jours ...
tohiny
novalian'i toriteny ny 25/01/2013 12:15
andrywui
(
17/12/2012 12:48)
LOZA ! .. LOZA..! LOZA
efa hita maso le NIBIRU ka ze manana jumelle defa afaka mahita azy mirimorimo be manatona ny tany !!
k'inona mou zany fa de efa hamaraparana ny resadresaka eto isika fa de ve...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/01/2013 17:15
Miharena
(
14/12/2012 16:42)
Mandeha hatrany moa ny adihevitra momba ny fivavahana syfinoana eto.
Inona no fandraisantsika ny hoe tsy misy intsony Jiosy na Grika ... fa iray ihany ao amin'i Krsity? Tokony hiady hevitra finoana t...
tohiny
novalian'i Miharena ny 22/12/2012 04:37
jajajaly
(
14/12/2012 08:33)
Mampiseho mazava ny Baiboly fa tsy fikasan’Andriamanitra hatramin’ny voalohany akory ny hahafatesan’ny olombelona. Rehefa noforoniny izy mivady olombelona voalohany, Adama sy Eva, dia nampitoeri...
tohiny
novalian'i maximinfos ny 27/02/2018 18:29
