Tany Israël ny filoha

1. tsitialainga ( 07/01/2013 18:30)
Tany Israël hoe ny filohan-tsika?
Azo inoana ve zany fa mba mety hanana fivoarana sy fanantenana @ zay ny Malagasy satria tsy ho pélérinage fotsiny no nalehany tany angamba fa mba "hanara-penitra" @zay mihitsy koa hatramin'ny ara-panahy?
Inona no tian-tsika : Hoela velona Madagasikara sa hotonga haingana ny ZANAK' OLONA avy eny @ rahon'ny lanitra ?
Mazotoa mandinika tsara dia katsaho haingana ny FIAINANA MANDRAKIZAY!
répondu par didi10 le 09/01/2013 10:28
2. Nehemiah ( 08/01/2013 08:14)
Fihatsarambelatsihy re ny an'i Jean kely fa hita miharihary @ fiainany fa tsy mba matahotra an'Andriamanitra izy.
3. Miharena ( 08/01/2013 09:16)

Fihatsarambelatsihy re ny an'i Jean kely fa hita miharihary @ fiainany fa tsy mba matahotra an'Andriamanitra izy


Haintsika mihitsy io fihatsarambelatsihy io ary lasa zary hitsarana ny hafa an!

Hoy i Kristy hoe : izay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato azy.

Mahay mampihatra izay voalaza ve isika sa vakiana fotsiny io Baiboly io namana?
4. Nehemiah ( 08/01/2013 12:15)

Miharena:

Haintsika mihitsy io fihatsarambelatsihy io ary lasa zary hitsarana ny hafa an!

Marina izany.

Maninona kay izy no tsy mba maneho an'izay @ fiainany ?
5. Tefigasy ( 08/01/2013 12:29)
izy ary hono (mpanao gazety) vao tonga teny ivato dia nanao fialan'ny jiosy ko
6. Nehemiah ( 08/01/2013 15:19)
Raha manana sincérité izy, maninona no mbola nalaina sary t@ izy "nivavaka" t@ Mur des Lamentations" ?
7. Maranatha ( 09/01/2013 05:40)
tany Israely ny Filoha haninona tany???

Mazava be nanao sorona tao Sinay toy ny fanaon'ilay iray teo alohany,(tsy nahavita io ara-potoana ity farany dia noesorina taminy ny fanjakana) Ny andrinan'izao tontolo izao no nanaovany sorona tany . Tsisy intsony mantsy ny fanaovana fanatitra zanak'ondry na osilahy izao fa ry azazela sy ry beliala no mitaky izany .

FAnotaniana no naleha tany na tokony hilatsaka na tsia??? Tsy hanaonao foana mantsy izy??? fa rehefa tena OK fa ho lany vao milatsaka, raha tsia mody manaja tena miala sy tsy mirotsaka.
8. didi10 ( 09/01/2013 10:28)

tsitialainga:

Tany Israël hoe ny filohan-tsika?
Azo inoana ve zany fa mba mety hanana fivoarana sy fanantenana @ zay ny Malagasy satria tsy ho pélérinage fotsiny no nalehany tany angamba fa mba "hanara-penitra" @zay mihitsy koa hatramin'ny ara-panahy?
Inona no tian-tsika : Hoela velona Madagasikara sa hotonga haingana ny ZANAK' OLONA avy eny @ rahon'ny lanitra ?
Mazotoa mandinika tsara dia katsaho haingana ny FIAINANA MANDRAKIZAY!


Isika vahoaka no miantoka ny laniny rehetra koa inona moa no antony tsy handehanany any, raha izaho koa aloha indray andro any tsy maintsy mba hijery izany rindrina fitoamaniana izany na dia tsy hitomany aza e! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1312