Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra

1. Tefigasy ( 24/12/2012 05:06)
Mirary krismasy feno hasambarana ho antsika rehetra. Maniry ny mba hampandrosoantsika an'i Jeso, ilay teraka ho mpanjaka, ao an-trano sy eo amin'ny fiainana manontolo, fa na tranon'omby aza nekeny mba hidirana. Manantena fiderana sy fihobiana an'ilay Andriamanitra tonga nofo , nidina tety an-tany hitondra famonjena noho ny fitiavany antsika ihany !
novalian'i bor2lais ny 28/12/2012 14:10
2. Nehemiah ( 24/12/2012 07:45)
Amena !
3. bor2lais ( 24/12/2012 11:36)
Amen !
4. chantrire ( 26/12/2012 07:31)

Voninahitra ho an' ilay Nahary ary fiadanana ho an' ny olona rehetra ety ambonin' ny tany. Amen
5. Miharena ( 26/12/2012 16:40)
Amen
6. didi10 ( 28/12/2012 12:25)
:-) :-) :-)
7. bor2lais ( 28/12/2012 14:10)
Tefigasy:

Maniry ny mba hampandrosoantsika an'i Jeso, ilay teraka ho mpanjaka, ao an-trano sy eo amin'ny fiainana manontolo

Amen !
Fa tsy mbola andrasana ialohavan'ny loza akory ! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0733