Sao dia tena Jiosy ny Malagasy e?
1. tsitialainga
(
07/01/2013 18:19)
Efa lasa iny le fafy lainga momba ny 21 Decembre 2012 nataon'ny mpaminany sandoka fa izaho kosa asdepique mbola te hanamafy ny zavatra nolazainao ilay hoe jiosy ny Malagasy ka avy aminy ny famonjena.
Koa inona àry no tokony handrasan-tsika tsy hamonjena ny tenan-tsika aloha vao ny hafa indray?
Raha azoko tsara zany dia tokony hiteny foana @ zay isika rehefa mivavaka isan'andro hoe : Isaorana anie izay avy @ Anaran' i Jehovah! Raha tsy izany dia tsy hahita AZY intsony isika. Ary sao dia tsaratsara mihitsy aza @ teny jiosy manao hoe : Barukh haba beshem Haschem ?
Ary maninona mihitsy aloha raha atao izay hahafantaran'ny Malagasy fa tena jiosy izy e?
Mety ho betsaka ny tombony hoazon-tsika @ zany ankoatra ny Fanjakan'ny lanitra dia ny zavatra rehetra araka ny Mat 6/33. Amin' izay anie sady azo ny valala manatody sy ny fandria-mafana e!!!!!!! Mifoaza ry jiosy e!e!e!e!e!e!e!e!e!e!e!e!e!e!!!!!!!!!!!

répondu par moustaraf le 16/01/2013 06:03
2. Miharena
(
08/01/2013 09:12)
Raha mifoaha tokoa ny Malagasy dia tsy io vavaka fisaorana io no ataony fa ny fampiraisana amin'ny RAY iraisan'ny olombelona.
Raha atao fanindrahindrana, na atao finoana ny fivavahana dia tsy hisy vokany fa toy ny lazain'i Kristy hoe : "tsy izay manao amiko hoe Tompoko Tompko no tena mpianatro"
Ka aza mihevitra antsika hoe Jiosy dia hanambony tena na te-hiavaka amin'y hafa. Raha mbola manana tombony afaka manana zaina matsilo sy fanahy mazava dia misaora ny RAY fa miasa ao anatintsika IZY. Izay tototry ny fiainana andavanandro no mety tsy mahatsapa AZY miasa. Ka IZY aza miasa hatrany na fantatrao na tsy fantatrao ny momba AZY. Ka aza dia variana manindrahindra firazanana fa manjary tsy mahatsapa AZY e!

3. didi10
(
08/01/2013 11:42)
Titosy 3;9
Fa halaviro ny tantaram-pirazanana ...fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.
Tsy lavina fa manana firazanana Jiosy tokoa ny malagasy fa ny fanindraindrana izany miteraka ny atao hoe fihemorana amin'ny finoana ka mahatonga:
- Fiverenana amin'ny fanandevozan'ny lalàna na dia efa zanak'Andriamanitra aza
- Fanindraindrana tena ka manilikilika ny jentilisa izay mbola mila famonjena.

5. tsitialainga
(
08/01/2013 13:02)
didi10:
Titosy 3;9
Fa halaviro ny tantaram-pirazanana ...fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.
Tsy lavina fa manana firazanana Jiosy tokoa ny malagasy fa ny fanindraindrana izany miteraka ny atao hoe fihemorana amin'ny finoana ka mahatonga:
- Fiverenana amin'ny fanandevozan'ny lalàna na dia efa zanak'Andriamanitra aza
- Fanindraindrana tena ka manilikilika ny jentilisa izay mbola mila famonjena.
didi10 sy Miharena a! Tsy isika mihitsy no manindraindra ra jiosy no firazanan-tsika fa ilay nanavaka an-tsika t@ olombelona rehetra tety an-tany ihany mihitsy no efa nanindraindra azy ireo. Vakio Salamo 147/19-20; Rom 3/1-2; Eksodosy 4/22; ISAIA 2/2-3.
Amiko zany dia toa tsy mety kosa angamba raha tsy considerena na tsy valorisena fa sousestimena ny maha-jiosy ny malagasy satria na ny vavahadin' ilay Jerosalema vaovao aza anie dia misy ny anaran'ny foko Israelita 12, ary ny fanorenana ny manda dia ny an'ny apostoly 12 e! Ka hono hoaho tsy tokony hahafaly ary ve izany fa samihafa kosa ange ny motivé sy ny complexé e! Nuance!
Mazotoa e!
6. vony501
(
08/01/2013 13:07)
"...tsy misy intsony jiosy na grika, na andevo na tsy andevo, na lahy na vavy..."
Tsy hahavotra ny malagasy ny maha tena jiosy na metisy jiosy azy, fa ny fananany na tsia an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy mpamonjy azy no erany

7. tsitialainga
(
08/01/2013 14:09)
vony501:
"...tsy misy intsony jiosy na grika, na andevo na tsy andevo, na lahy na vavy..."
Tsy hahavotra ny malagasy ny maha tena jiosy na metisy jiosy azy, fa ny fananany na tsia an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy mpamonjy azy no erany
Faly mifanoratra sy midinidinika @nao vony501.
Zao a! Tena marina tokoa anie ilay teny fa mety ho ringana isika olony noho ny tsy fahalalàna satria ianao io moa izao vony501 mba te hiditra any @ ilay Jerosalema vaovao sa Jerosalema hafa no safidinao? Ny anton'ny fanontaniana dia izao : na dia ianao io aza dia tsy ho tafiditra any @ ilay Jerosalema vaovao voalaza ao @ Apok 21/12-14 satria misy anarana foko 12 n'ny Zanak' Israel anie ny vavahady 12 ary ny fanorenana ny manda dia misy ny anarana 12 n'ny Apostôly izay JIOSY DAHOLO IZY 12 ire e!
Anjaranao ny mieritreritra fa tsy azo atao ny mampandainga ny teny voalaza sy voasoratra satria mbola vao tany @ Eks 4/22 dia efa navahana ny Jiosy, toy izany koa ao @ Rom 3:1-2, ary manampy an' izany ny Sal 147:19-20. Ary farany dia ny Rom 1/16-17.
Ny dikan' io tsy misy intsony jiosy sy andevo sns... ( Galat 3/27-29) io araka ny fahalalàko dia mikasika ny batisa fa tsy manafoana akory ny maha-jiosy raha tsy izany dia foana avokoa ny fanekena rehetra nataony t@ taranak' i Abrahama.
Dia mazotoa indray ary e!
8. Miharena
(
08/01/2013 15:36)
Ary ahoana hoy ianao raha niteny i Kristy hoe : indro ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo? Mipetraka ve ilay Jerosalea vaovao misy anarana?
Raha ny fahafantarako io teny io manko dia tsy tadiavina any an-danitra na any amin'izany Jerosalema vaovao izany Andriamanitra fa ao anatintsika tsirairay avy ao.
Rehefa mahay miaina tsara io teny io dia tsy hanavaka na iza na iza intsony ny olombelona ary hanary ireo izay hevitra tsy mampiray rehetra.

9. bor2lais
(
08/01/2013 17:21)
tsitialainga:
Efa lasa iny le fafy lainga momba ny 21 Decembre 2012 nataon'ny mpaminany sandoka fa izaho kosa asdepique mbola te hanamafy ny zavatra nolazainao ilay hoe jiosy ny Malagasy ka avy aminy ny famonjena.
Ahitan-javatra hoy aho itony internet itony a ! :-)
10. tsitialainga
(
08/01/2013 21:25)
Miharena:
Ary ahoana hoy ianao raha niteny i Kristy hoe : indro ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo? Mipetraka ve ilay Jerosalea vaovao misy anarana?
Raha ny fahafantarako io teny io manko dia tsy tadiavina any an-danitra na any amin'izany Jerosalema vaovao izany Andriamanitra fa ao anatintsika tsirairay avy ao.
Rehefa mahay miaina tsara io teny io dia tsy hanavaka na iza na iza intsony ny olombelona ary hanary ireo izay hevitra tsy mampiray rehetra.
Ary raha azoko tsara izany dia tsy misy mihitsy @nao ilay Jerosalema vaovao ve? Raha ny filazanao sy ny fanehoan-kevitrao mantsy dia tokony esorina ao anaty baiboly izany ny bokin'ny Apokalipsy kanefa dia tena misy soratra mazava tsara ao hoe izay manampy na manala izay voasotara ao dia (....).
Averiko aminao ireo fanontaniana ireo dia anampiko azy ny voasoratra ao amin'ny Kolosiana 3/1-3 ka ambony aiza moa izany io ambony voalaza io? Ny nofo aman-drà anie namana Miharena tsy mahazo mandova ny Fanjkan' ny Lanitra e! Noho izany ra ao anatinao ny Fanjakan 'ny Lanitra dia rehefa maty isika dia very aiza ilay izy? Mijanona ety ambany ve?
Valiny : fanoharana nataon' i Mashiah iny fa raha mbola velona ety an-tany ny olona dia azo oharina ho ao am-pontsika IZY raha mandray ny teniny sy mampandroso azy matetika isika. Izany hoe lasa fonenany ny fon-tsika satria ny Teny dia Andriamanitra, ka ao am-po no iraiketana ny Teniny, noho izany dia toy ny fanjakan' Andriamanitra ny fon-tsika satria manaiky hanjakany isika fa tsy ho mandrakizay io satria vovoka isika.
Izaho anie namana Miharena tsy manavakavaka fa mandray sy manaraka ny làlana efa nosoritan' Andriamanitra hoan-tsika fotsiny e. Matoa izy nifidy an-tsika raha Jiosy isika dia manana tanjona amin-tsika izany izy dia tsy ny hanavakavahana sanatria fa ny hanamafisana kosa fa manana tombony isika @ fanaovana ny asany satria avy amin-tsika ny FAMONJENA.
Tafandria mandry indray àry dia ny SHALOM ho amin-tsika e!
11. Nehemiah
(
09/01/2013 05:54)
Tiako marihina fa ny Lk. 17:21 dia "le Royaume de Dieu est au milieu de vous" (version Darby) no fandikan-teny marimarina kokoa.
12. tsitialainga
(
09/01/2013 08:20)
Nehemiah:
Tiako marihina fa ny Lk. 17:21 dia "le Royaume de Dieu est au milieu de vous" (version Darby) no fandikan-teny marimarina kokoa.
Mialatsiny ry zareo mpahafantatra toko sy andininy fa ny fihaviana no resahin'ny baiboly na version darby na Louis second na Tob sns..fa tsy ilay Jerosalema vaovao.
Tsy miova mihitsy ny Teniny ao @ Jao 3/5 fa idirana ny Fanjakany dia ilay Mandrakizay alaovolo fa tsy ilay nolazaina raha mbola velona ety an-tany.
Hidirana ny Fanjakan 'ny Lanitra ry havako fa tsy tafiditra na tafidina hoazy ao anatinao.
Vakio Mat 7/21. Tandremo ary karohy àry inona ny SITRAPON'NY RAY izay ANY AN-DANITRA.
Fehiny : Ny fanapahana no atao hoe FANJAKANA ao anatinao na eo anivonao, izany hoe IZY no manapaka izay rehetra mbola maha-olombelona anao fa tsy ilay Jerosalema Vaovao tsy akory satria tsy misy olombelona tsy ho faty dia aorian' izay vao mitady làlana ny fanahiny na hiakatra na hidina.
Tokony hanao fijery miakatra izany fa tsy midina fa ny fihavian' ny Zanak' olona no ambara fa hiseho sy hidina ary ho hita eny @ rahona fa tsy ilay Fonenana mandrakizay misy ilay lalan-tsara tena volamena sns...
Mahereza mikaroka ihany ô!!!!!!!!
13. tsitialainga
(
09/01/2013 08:22)

14. nilex
(
09/01/2013 12:50)
Izaho aloha na ahoana na ahoana dia minoa aho fa jiosy ny gasy fa tsy natao hitarina be fotsiny izany fa izay fotsiny ary tiako izany.Nisy dokotera vazaha nanao analyse ADN gasy no tena gaga fa manana structure ADN jiosy ny gasy .Raha jerena koa ny gasy dia mitovy amin'ny sain'ny jiosy ary tena maranitra noho ny vazaha nge ny gasy e.Fa io anefa dia resaka razambe tany aloha tany fotsiny amiko ka mahafinaritra ahy fa tsy hoe hamoronana antonkom-pivavahana toy ny ataon'ny olona sasany indray.Fa efa gasy isika izao e
15. Miharena
(
09/01/2013 13:09)
Tsitialainga:
Ary raha azoko tsara izany dia tsy misy mihitsy @nao ilay Jerosalema vaovao ve? Raha ny filazanao sy ny fanehoan-kevitrao mantsy dia tokony esorina ao anaty baiboly izany ny bokin'ny Apokalipsy kanefa dia tena misy soratra mazava tsara ao hoe izay manampy na manala izay voasotara ao dia (....).
Ny Jerosalema vaovao dia tsy tanàna vaovao.
Raha niteny i Krsity hoe : ity tempoly ity dia tsy hisy vato hifanongoa na ny iray aza fa ho rava ary ny Zanak'olona dia afaka hanangana azy ao anatin'ny telo andro, dia ny Tenany no notondroiny izay ho faty ary hitsangana amim-boninahitra lehibe.
Aoka tsy hiteny mihitsy ianao hoe mitsipaka io Apokalypsy io aho fa ny fomba fijery azy io no tsy itovizantsika.
Conception na famoronana miotrika no aseho ao amin'ny Apokalyspsy. Ary ny voalohany tena aseho ao dia fiovana miorim-paka ao anaty ilai'n'ny Tompo ho hita eo amin'ny Mpino rehetra sy ny olombelona rehetra. Ny Bibidia dia izay fahadisoam-piheverana rehetra mikasika ny fitondran-tena ara-nofo napetrak'y ny olombeona ho fitsipika hiainany (anisan'izany ny politika sy ny fifanafihana samy fiangonana mba handrombahana fahefana noho ny fahatahorana ny fiangonam-baovao izay tsy misy mpahita satria ao anatin'ny olona). Ny tena Fiangonam-baovao, na Jerosalema Vaovao izany dia isika tsirairay avy lasa Tempolin'Andriamanitra, Mazava, IRAY ao AMINY ary miara-manana fahefana miaraka AMINY hanorina fiainam-baovao amin'ny fotoana rehetra mandrakizay.
rehefa mifoha ny olona ka mahalala io zavamiafina io, dia tsy ho voarebirebin'ny mptiondra fiangoanna isan-karazany intsony ary fahatahorana lehibe no mahazo ny fiangonana satria ho rava tanteraka ilay Babylona lehibe (lainga sy fitaka isan-lkarazany) niankinany sy namoky azy ary niankinany tokoa.
Rehefa tsy toy izay no hitanao ampianarina ao amin'ny fiangonanao dia Bibidia izy izay fa tandremo tsara. Aza manaiky ny ho laniny isika fa sao voafingana fanidroany satria ny fampanompoana ny olona no notoherin'i kristy teto ambonin'ny tany 2000 taona lasa ary ela ihany IZY vao afaka nampiditra ny tena fahamarinana hmahana ny olona satria lasa supposition daholo no nataon'ny Krsitianina aty aoriana (Indrindra ireo izay mampianantra fa firenena ny Bibidia, dia diso, ny Bibidia dia io fampianarany io mihitsy izay mampivilivily ny mazava tsy hiditra ao ampon'ny olona). I Kristy ny fahazavàna ary IZY no afaka miteny amintsika izay tokony ho fantatsika. Rehefa tena mangataka AMINy dia omeny ary omeny be dia be n y FAHALALANA FOTOTRA. Anisan'izany io lazaiko aminareo io ary mety tsy ho fantatrareo tsy mandinika tsara fa ny manana ny MAZAVA ihany no mahalaza ny toy izany.
16. tsitialainga
(
10/01/2013 17:19)

Amiko tsy voalahatra ny hovonjena angamba ianao araka ny AA 13/46 sy ny 2 Kor 4/3-4 rehefa io fahitana ao @ Apokalipsy io no tsinontsinoavinao satria @nao dia manatona anao ny Fanjakan'ny Lanitra fa tsy ianao no mitady sy mikatsaka azy. Fanampin' izany dia tsy mikatsaka ny any ambony mihitsy ianao fa fitoerana hafa angamba koa aleoko faranana @ ity teny farany ity ny dinidinika araka ny Mat 7/6.
Tsy maintsy hohita eo izay an'ny bibidia @ fiangonan-tsika fa ny atahorako mbola hitady anay ianao rapisto kanefa @ izany fotoana izany dia hampalahelo ianao.
17. Miharena
(
10/01/2013 22:27)

Izy ity namana Tsitialainga dia fampahalalàna ihany fa ny fanahy ao anatintsika izay iraisantsika ao amin'ny RAY no mandinika na marina na diso izay nambarako. Rehefa (iriko indrindra) mihatra aminao ny Fifohazana marina dia hahatsapa ihany ianao fa diso fomba fijery hatrizay.
18. bor2lais
(
11/01/2013 09:26)
Ahatsiarovako ilay article nolazaiko tamin'ny lohateny hafa tany aloha ny zava-miseho eto amin'ity lohateny ity. Averiko eto ambany ny sombiny tamin'izany article izany (copier/coller) :
-----------
"ET TOUJOURS ISRAËL
Dernière facette mais peut-étre pas la moindre, le paysage cultuel malgache « new look » possède aussi ses extrémistes. Ils sont surtout deux que tout semble opposer, mais qui ont des points communs comme le rejet du nom de Jésus-Christ remplacé par celui d’ Iaoshua. L’Association de « l’Episkopo » Samüelson Edouard est basée quelque part à Ambohidrapeto mais ne se marginalise pas pour autant. Bien au contraire, puisqu’elle estime détenir LA Vérité. Elle possède sa propre station radio, résolument provocatrice. Son fondement, non négociable, est le refus total des Dix Commandements et de toutes les lois de l’Ancien Testament, lesquels ont été rendus caducs par la Nouvelle Alliance. Les préches de l’Episkopo sont diffusés en boucle avec un immuable appel à ceux qui croient étre chrétiens : « Sortez de là où vous étes et où on continue à vous induire en erreur ! Quittez ces églises de la perdition et venez rejoindre les vrais Fils de Dieu ( Zanak’Andriamanitra) ! » Aux antipodes de ces thèses mais partageant leur rigidité, une Synagogue prônant le Judaïsme Messianique a pignon sur rue à Itaosy. On y enseigne inlassablement que la seule vraie religion est l’originelle et non celle revue et dénaturée par les grecs et les romains. Et le Cohen local que ne dérange pas l’étiquette « d’Anti-Christ » de la rapprocher de la pensée religieuse malgache d’avant l’introduction du christianisme. Conviction ou argumentaire clientéliste ? Il est vrai que certains idéalistes persistent à trouver aux Malgaches de lointaines racines sémites…"
Extrait de l'article "Le nouveau paysage cultuel Malgache"
:-)

20. Miharena
(
12/01/2013 16:33)
Ary raha toa moa ka ireo olona ireo no milaza ny marina fa tsy izay nampianarin'ny vahiny na izay nianatra Baiboly nandalina mafy dia mafy?
Raha Jiosy tokoa ny wMalagasy dia tsy nalahatra hovonjena fa efa voavonjy rahateo.Tsy mandalo fitsaràna fa tonga dia miditra miaraka amin'i Kristy.
Jereo ny fijoroan'y Dahalo Tsaratsara ohatra. Misy famitahana ihany ao amin'ny fampianarana ny Kristianisma raha toa ka misy ireo olona mpimasy maro izay tsy mandalo fitsaràna (Nenilava, Datdatoa Rakotozandry, Dada RAinisoalambo, sy ny ankehitriny maro tsy voatanisa).