Sao dia tena Jiosy ny Malagasy e?
21. Nehemiah
(
14/01/2013 05:29)
Miharena >> Heb. 9:12 : "Ary tahaka ny nanendrena ny olona ny ho faty indray mandeha, ary rehefa afaka izany, dia hisy fitsarana". Tsy misy afa-bela @'izao fitsarana izao.
T@ 1998, ny Jahavaay no malaza, izany hoe taranaky ny Javanais ny gasy, izao indray taranaky ny Josy ny gasy (ary na dia ataontsika hoe marina izany, tsy hanana privilège @'izany ny gasy) dia avy eo inona koa ? Taranaka ET ? Lol

22. Miharena
(
14/01/2013 14:39)
Nehemia:

Ny fanazavana ny momba ny fitsarana dia ny fanatrehanao ny fanahinao izay mandrakizay ka io no haneho ny fitohizan'ny fiainan'ny tsirairay. Izay fatra-pitady Mpitsara no ho tsarain'ny entité ivelany.
23. moustaraf
(
16/01/2013 06:02)
Salama namana,
Fanamarihana kely fotsiny;
Raha nisy nanindrahindra fa jAHAVANY ny Malagasy (1998 tany ho any) dia tsy mifanohitra velively @ ilay fihaviana jiosy satria araka ILAY TRAJET BIBLIQUE dia nandalo ary nonina tao JAVANA tokoa ireo razam-ben'ny Gasy (andiany 1), ISA 11:11-12, 21
ary @ izao fotoana iresahantsika izao dia efa NIDITRA ao anatin'ny communauté Juive du Monde i JAVANA.

24. moustaraf
(
16/01/2013 06:03)