Fivavahana, finoana
RBNIR
(
15/10/2012 10:04)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,
Ara ny nambara dia hezahina zaraina eto ny zava-miafina rehetra,
Misaotra Azy lehibe noho izany,
Androany dia mikasika ny Evenements eschatologiques (ireo zava...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:55
manoasoa
(
15/10/2012 07:35)
Asio presentation kely aloha ny finoanao sy fivavahanao e!...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/11/2012 12:02
Miharena
(
14/10/2012 10:09)
Ny olombelona mivavaka am-piangonana dia miantso an'Andriamanitra mpamorona izao rehetra izao avokoa.
Ny vavaka iray ohatra dia milaza hoe Rainay izay any an-danitra..., rehefa adika teny frantsay i...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/11/2012 11:55
moustaraf
(
11/10/2012 03:22)
Adihevitra tokoa io "3 andro sy 3 alina "io eo amin'ny samy mpitoriteny sy mpampianatra baiboly, inona marina no dikan'io teny io? sy ny tiany lazaina?
-Maro ireo leo adihevitra ka milaza hoe: Importa...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 10/11/2012 17:29
Lars
(
29/09/2012 07:59)
Kaiz dôly rreto a! Ty mba mis zvtr mahalasa saina kely ahy iany momba io fiangonana apokalipsy io e! nareo v ts maita oe fanambakana avo lenta io ataon'i mailhol ny mpino ao @ny io? Ry mpino kou mou ...
tohiny
novalian'i methode ny 08/11/2012 12:21
niryna
(
27/09/2012 04:20)
Sendra tafaresaka tamin'ity rangahy iray ity hono ity manamboninahitra iray ka nitaraina mafy fa ny zanany nalefany tany Israely ary rehefa niverina nody dia lasa nivadika ho kristiana
Ny ahy koa hoy ...
tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 05:17
niryna
(
27/09/2012 00:58)
Vavaka
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy sai...
tohiny
novalian'i zetsarazony ny 21/01/2013 10:19
niryna
(
26/09/2012 23:36)
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy...
tohiny
didi10
(
24/09/2012 13:38)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=6VDrTggX6IY[/youtube]...
tohiny
novalian'i leva2 ny 30/09/2012 09:23
ari.malala
(
24/09/2012 07:02)
Miarahaba ny rehetra indray!
Fanontaniana manitikitika kely mba ilàna valiny azafady! hoanareo mivavaka amin'ireny antokom-pivavahana milaza fa hoe misy fahagagana maro rehefa mandeha mankany hoa, s...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 27/09/2012 11:11
Miharena
(
24/09/2012 05:29)
Miarahaba antsika rehetra indray amin'ity lohahevitra ity. Fanontaniana tsy voavaly tamin'ny lohahevitra iray izy ity nefa raha tena dinihina dia lohahevitra vaovao mihitsy.
Nosokafana ilay izy mba h...
tohiny
novalian'i arist ny 28/09/2012 06:38
didi10
(
20/09/2012 11:06)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=2GKUOCj25nw[/youtube]...
tohiny
ledala
(
18/09/2012 18:46)
Tsara ilay adihevitra ary dia tena mahalina tokoa fa izao no mba tiako ho ambara: rehefa mamakafaka teny ao amin' ny baiboly toy ireny dia misy fepetra tokony ho fantatra sy arahina aloha:
1- iza ilay...
tohiny
novalian'i methode ny 30/09/2012 20:32
didi10
(
17/09/2012 13:57)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=8KEPqCRH1KA[/youtube]
...
tohiny
novalian'i didi10 ny 21/09/2012 07:04
RBNIR
(
14/09/2012 09:45)
« Ny olon-kendry tsy mba mampideradera fahalalana foana*; Fa ny fon'ny adala mamoaka fahadalana.» (Oha.12:23)
Samia ho tahin'ny Tompo daholo,...
tohiny
novalian'i Miharena ny 01/10/2012 16:39
niryna
(
13/09/2012 04:10)
Rehefa dinihina ny serasera mikasika ny finoana dia lasa tena mivoana tanteraka ilay izy.
Tano ny finoantsika.Averiko indray,averiko indray fa tsy ny fiangonana no mahavonjy fa kristy.
Ny famonjena di...
tohiny
novalian'i bichette ny 10/10/2012 11:19
didi10
(
10/09/2012 06:43)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=gYHZAesuPYU[/youtube]...
tohiny
novalian'i didi10 ny 13/09/2012 06:09
didi10
(
06/09/2012 06:02)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=DQHFKzER4Es[/youtube]...
tohiny
novalian'i leva2 ny 07/09/2012 19:43
Maranatha
(
05/09/2012 11:19)
Manana ny fiangonany i Avoindrindra izay mifandray amin'ny fiangonany any an-danitra. Misy fepetra maro manaporofo io fiangonany io ka raha tafiditra ao anaty fepetra izany vao azo lazaina fa fiango...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/09/2012 02:36
