Tena marina ve fa tsy matimbala rehefa manana odimbala mahery?
1. badboy
(
17/10/2012 07:09)
Ramenabila, rehefa notafihin'ny mpitandro ny filaminana, dia tsy voakasiky ny balan'izireo. 10 ny miaramila maty t@ ireo 20 nanandrana ny hisambotra andRamenabila. Nisy ny matin'ireo miaramila fa Ramenabila noho ny odimbala mahery nanany dia tsy nety voatifitra. 20 metatra ny elanelana nisy teo @ miaramila sy Ramenabila.
Ka manotany tena aho hoe : tsy matimbala ve rehefa manana odimbala mahery?
Tsy vao izao akory ny ody mamadika bala ho rano no heno ny fisiany. Efa nisy izany t@ 1947 saingy 100 000 no matin'ny bala! Fa eto kosa dia ireo miaramila nanafika andRamenabila ary tafatsoaka rehefa nodidinin'ny akolitandRamenabila, no mitantara fa tsy voakitikin'ny balan'izireo Ramenabila. Nahitana ody miady @ bala teny ambozon'ireo malaso 2 lahy voasambotry ny mpitandro ny filaminana.

novalian'i bichette ny 25/10/2012 11:45
2. didi10
(
17/10/2012 08:14)
Fantaro fa ny andriamanitr'ireo dahalo ireo (satana) dia miaro sy mamonjy azy, ny ankamaroantsika kristiana milaza fa mpivavaka aza dia tsy manampinoana mihoatra ny finoana sy ny fahatokisany ny andriamaniny.
Tsy vitan'ny basy namana ny ady amin'ny herin'ny maizina fa mazotoa mangataka ny ran'i Jesosy hiaro ireo miaramilantsika ireny.

3. badboy
(
17/10/2012 13:05)
mazotoa mangataka ny ran'i Jesosy hiaro ireo miaramilantsika ireny
Raha azoko tsara ny tian'i didi10 ambara dia tsy ampy fisotron-divay "rani jesoa" izany ireo miaramila no nahatonga azireo tsy nahatifitra andRamenabila? loool
Raha izay fotsiny no tsy ampy dia afaka omena divay @ barika voatsodranon'i mopera ireo miaramila mba ahafahany mitifitra andRamenabila!
4. RBNIR
(
17/10/2012 13:43)
badboy:

:-) tena tsy tanako ry badboy a! hi5
5. Miharena
(
17/10/2012 15:36)
Ankandasitra fa tsy tena izy loatra ilay ady amin'i Remenabila. Ny antony dia raha toa ka tsy tena mandalina tanteraka ireo ody ampiasain'ny dahalo ny miaramila dia tsy hahazo vokatra mihitsy. Asa hoe misy ve ny fampiofanana ny miaramila Malagasy momba ny fomba sy ny fahefan'ny finoana misy eo amin'ny jiolahy?
Raha tsy misy izay fampiofanana izay, sao dia tsy miaramila mitondra basy no tokony hiady amin-DRemenabila fa Fanahy Fahamarinana fotsiny (Ohattra iray, sao dia ny tarik'i Maitre Avoko no hanao ny asa fanadiovana any na ireo mahery ara-panahy tsy ananan'ny herin'ny maizina fahefana) ?
Io dia tokony hatao fiaraha-miasa amin'ny fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana raha tsy manana fahafaha-manao ampy ny fanjakana.
Fa raha resaka ody bala dia misy izy io fa misy fetrany. Fa ny fanontaniana dia hoe tokony hovonoina ve izay manao ody bala sa hafa no fomba tokony hisamborana azy?

6. badboy
(
17/10/2012 16:15)
Miharena:

Manana ekipa manokana matanjaka noho ny basin'ny miaramila zany Avoko? Ekipan'ny tigra sa famakiloha sa bibilava sa ..... Sao dia mba lasa dessin animé @ zany!!
Sa izy koa tsy laitrandefona sy basy satria manana odibasy koa? Dia ny samy mpilalao ody indray izany no andrasana hifandripaka?? Mila milalao ody sy manitsapasana @ sasakalina koa ve izany ny miaramila alohan'ny hanafihany ny dahalo?
Ary tadidio fa ny vatan'itompokolahy dadan'i Avoko "matin'ny bala" t@ 1982 nampideraderain'ny miaramamilandRatsiraka teo @ gara!
7. sitlo
(
17/10/2012 19:36)
Araka ny voalazan-drapika sy nyrina tao amin'ny politika io hoe akamanny miaramila ihany Remenambila. Raha ohatra an'iny ny endrik'i Remenambika, ahoana no ananany AK47 sy ny karazany?
Raha tsy hoe ody koa dia mivadika AK47 ny basy hazo.
Ohatra ny tamin'ny andron'i Bob sy Carter io. Trano iray, voahodidina miaramila. Dia tampotampoka teo dia hoe nanjavona ry zareo, dia nisy lolo nanidina nivoaka ny varavarakely.
Dia efa gadra tany Nosilava indray ry zareo, dia avy eo hoe nanjavona fa nivadika setroka...
Izao indray Remenambila lazaina fa tsy mety voatifitra fa manao ody bala. ha

8. Miharena
(
18/10/2012 03:13)
Nampidirinareo tato amin'ny lohahevitra finoana ity moa ity resaka ity matoa aho nampitsidika ny resaka Avoko sy ny hafa teo. Resaka ara-panahy izy ity ka izay malemy no laitran'ody mandripaka. Fa ody bala moa ilay izy ary tsy ny fifamonoana no mety haharesy azy io fa ny mitady lalana hafa hamahana azy raha toa ka misy ny fifandrohizan'ny fahadisoana izay samy manana ny azy na ny andiany dahalo na ny andiany miaramila (ireo basy ampiasain'ny andaniny sy ny ankilany ohatra avyaiza marina?). Ka ady ankandasitra ve matoa samy manana fitaovana mahery vaika avy sa tena izy? Sao da tsy misy ody bala izany akory ao fa ny fahaizan'ny tsirairay mihitsy no milalao ao anatiny ao?
9. badboy
(
18/10/2012 09:07)
Stilo >> Raha dinihina ireo voambaranao dia tsy mpiray tsikombakomba izany Ramenabila sy ny miaramila nanafika azy! Mampalahelo raha izay no tena marina satria matimaty foana t@ tsisy antony izany ireo miaramila 10 lahy! Manarak'izay raha toa ka tsy misy hery ilay odimbala, dia tsy misy hery maizina hifanandrinana!
Ilay hevitra voalohany manosoka ireo miaramila niady, ary ilay hevitra faharoa manamaivana sy manafoana tanteraka ny fisian'ny hery mifanohitra @ A/tra! Aza adino fa miankina @ fisian'ny hery mifanohitra aminy ny finoana ny fisian'A/tra!!!
Mahenitra >> Avoko sy ny ekipany izany aminao no manantalenta kokoa sy manana traikefa @ ady anaty akata isamborana ireo dahalo? Tena manao ny tsy mety raha izany ny fanjakana manome fahatokisana ireo miaramila nohofaniny manokana hisambotra dahalo sy hahay hifanandrina @ ireo malaso any @ toerana iafenanay.

10. andrywui
(
18/10/2012 12:39)
badboy a ___)) efa nazavain'ireo colonel sy general tao amin'ny Cemgam sy ny emmonat anie fa tsy ody basy ho lasa rano no entin'ireo malaso (dahalo) fa manana gilet anti-balle daholo ny ankabeazandry zalahy e , zay no mahatonga ny sasany voatifitra iany , zay miporté anti-balle iany no tsy maty (ireo lohandohany sy matanjaka ) fa ireo kelikely sy tsy havanana firy ireny faty hita ireny !!
ny tanjona manaraka atan'ny miaramila sy gendarme zao de famantarana ny oe iza sy iza no mampitaovana fitaovampiadina lourde andry lerony , fa resaka le oe ady basy

12. badboy
(
18/10/2012 16:24)
andrywui >> Dia izay ve izany no tena marina : satria misy gilet pare-balles no tsy nahafaty andRamenabila? Koa raha izay, maninona no ny EMMONAT mihintsy no nampiseho t@ TV PLUS ireo malaso 2 mitana odibasy? Ary ireo miaramila 3 lahy niaraka t@ mpivarotr'omby notafihan'ny malasondRamenabila, ny 1 namonotena rehefa satria ireo izay notifiriny (2 metatra ny elanelany) tsisy maty na naratra (sa balles à blancs koa hoe no tao anaty basy)?
Ny akanjo aro bala tsy miaro ny loha : ny miaramila sy ny polisy dia hofanina hahay hitifitra ny loha!
Iza no tena mandainga? Iza no milaza ny marina?

13. Miharena
(
19/10/2012 08:43)
Diversion io resaka io hoy ilay rangahy iray nanao fanadihadiana ara-politika tao amin'ny radio Antsiva.
Ka tsy ny ody bala no tokony hojerentsika fa ny mampitombo ny herim-panahintsika tsy ho voarebireby.

14. badboy
(
19/10/2012 08:58)
Miharena:
Ka tsy ny ody bala no tokony hojerentsika fa ny mampitombo ny herim-panahintsika tsy ho voarebireby.
Ilay fomba fijerin'i Miharena ilay raharaha dia mahatalanjona. Indramiko ny tonkiran'i Mahaleo izay mahafehy ilay fomba fijery :
Jamba aho eny jamba
Nilaozana hazavana
Ao anaty haizim-pito aho
Haizina tsy azo ialana
15. andrywui
(
19/10/2012 10:50)
Tena tsy mazava tson marna alou e ,, fa n'y odibasin'ny gasy koa alou nandaitra tamn 47 fa tsy atao ambaninjavatra à , ary n'a hino n'a tsy hino n'y oul vontompinoana de misy ary nisy n'y odibasy fahiny ,, niaro n'y malagasy mihitsy reny tamn fotoanandrony fa nisy n'y malagasy namadika hono ozy rabaininay de natorony tam vazah n'y fanota nle odibasy
Raha lainga zan de rabaininay no mitoraka à , fa zany hony talou . Donc sur mitsy fa manao odibasy ry lerony sady mitondra gilet par balle kou tsy ferana ...

16. badboy
(
19/10/2012 12:37)
andrywui:

Ka eo mihintsy ilay fanotaniana : satria ve nanana gilet pare-balles sy odibala dia tsy voatifitra? na voatifitra fa voaaro indroa : izany hoe izay misy gilet arovan'ny gilet dia ny tsisy gilet arovan'ny odigasy? Raha izay no izy dia tena manana hery tokoa ny odigasy miaro @ bala! Ary raha hitarina dia ireo 100 000 maty t@ 1947 dia maty satria ny vatana tokony harovan'ny gillet pare-balles tsy voaaro, ny odibala niaro ny toerana tsy voaaron'ny odibala!
Lasa manitatra be ilay fandinihina!
Raha jerena koa ilay tanataran'ilay tompon'omby nanankina t@ mpisikidiny ny fanamboarana odibala dia mamapanotani-tena! Satria nahoana : rehefa vita ilay ody, dia natao teo ambozon'ilay tompony ; notsofin'ilay mpisikidy rano hamaranana ny fanamasinana sy ny fiarovana. Rehefa vita izay dia nasainy nandramana notifirina ilay tomponomby mivozona odibala. Loza fa matin'ny bala voatifitra ilay tomponomby. Inona ny lesona : fitaka ilay ody sa tena izy fa tsy mahaaro bala?
Malaza mahay milalao ody ny malagasy. Laza ratsy toerana ve izany io sa tena tsara fototra?
17. andrywui
(
21/10/2012 20:29)
tena mahay milalao ody (ratsy na tsara) mihitsy ny gasy ka !!! tsy azo se moquer na fotsiny amin'ny oe devoly zany sy ny oe asan'ilay ratsy fa tena misy mahay mihitsy !! ao Mahitsy akaikin'ny hopitaly Sinoa Bejofo ao tena misy mahay mandatsa-baratra mihitsy ilay dadamanga izay na dia andro maina be izao aza
18. badboy
(
22/10/2012 14:55)

Lasa misy hery 3 samy hafa izany eto (tsy ho ampidirina ilay hery faha4 herimbatana sy saina):
1 - A/tra
2- Satana
3- Ody
Avy aiza izany no hisotoman'ny ody ny heriny? Hery anaty ve? Izany hoe hery "zavaboahary" na "natoraly" (force inée)?
Koa raha izany inona no mahatonga azy handaitra na tsia? Ary inona no antony ilazana fa "hery maizina ny ody"?
19. bichette
(
25/10/2012 11:45)
badboy:
andrywui:
Tena tsy mazava tson marna alou e ,, fa n'y odibasin'ny gasy koa alou nandaitra tamn 47 fa tsy atao ambaninjavatra à , ary n'a hino n'a tsy hino n'y oul vontompinoana de misy ary nisy n'y odibasy fahiny ,, niaro n'y malagasy mihitsy reny tamn fotoanandrony fa nisy n'y malagasy namadika hono ozy rabaininay de natorony tam vazah n'y fanota nle odibasy
Raha lainga zan de rabaininay no mitoraka à , fa zany hony talou . Donc sur mitsy fa manao odibasy ry lerony sady mitondra gilet par balle kou tsy ferana ...
Ka eo mihintsy ilay fanotaniana : satria ve nanana gilet pare-balles sy odibala dia tsy voatifitra? na voatifitra fa voaaro indroa : izany hoe izay misy gilet arovan'ny gilet dia ny tsisy gilet arovan'ny odigasy? Raha izay no izy dia tena manana hery tokoa ny odigasy miaro @ bala! Ary raha hitarina dia ireo 100 000 maty t@ 1947 dia maty satria ny vatana tokony harovan'ny gillet pare-balles tsy voaaro, ny odibala niaro ny toerana tsy voaaron'ny odibala!
Lasa manitatra be ilay fandinihina!
Raha jerena koa ilay tanataran'ilay tompon'omby nanankina t@ mpisikidiny ny fanamboarana odibala dia mamapanotani-tena! Satria nahoana : rehefa vita ilay ody, dia natao teo ambozon'ilay tompony ; notsofin'ilay mpisikidy rano hamaranana ny fanamasinana sy ny fiarovana. Rehefa vita izay dia nasainy nandramana notifirina ilay tomponomby mivozona odibala. Loza fa matin'ny bala voatifitra ilay tomponomby. Inona ny lesona : fitaka ilay ody sa tena izy fa tsy mahaaro bala?
Malaza mahay milalao ody ny malagasy. Laza ratsy toerana ve izany io sa tena tsara fototra?
satana ao anati'nny ody ve no hinoanao ? satana mpandainga, mpamitaka, mamono, mandrava, na dia manao ny zavatra asainy ataonao aza ianao ka rehefa tiany ho faty dia vonoiny foana.