Fivavahana, finoana

didi10 ( 20/11/2012 07:22)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Q70jJKmRpvs[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 27/11/2012 10:07
niryna ( 19/11/2012 17:35)
Anjarantsika hoe no manao fanakafankana araka io youtube io . http://www.youtube.com/watch?v=T0Ak9aYD1Mo&NR=1 Ary ity iray ambany ity indray dia manambara fa nahita an'i Messiah izy http://www.yo... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 07/12/2012 07:03
didi10 ( 19/11/2012 08:12)
Tsara ny Tompo Ny nahazoan'i D Lain na i Lalaina ny amboara tamin'ny fifaninanan-kira tao Abidjan no malaza izao eto Madagasikara. [b][u]Ny lafy tsara[/u][/b] Nitondra ny lazan'i Madagasikara tokoa... tohiny
novalian'i leva2 ny 10/12/2012 20:43
niryna ( 17/11/2012 06:06)
Ity misy fanontaniana kely,raha sendra nijery ireo youtube aho dia nnikaroka ireto olona ireto izay jiosy Mpitondra fivavahana ireo (Rabbi) izay samy hafa no misy azy ireo (amerika,canada ary pa... tohiny
novalian'i moustaraf ny 30/11/2012 18:51
moustaraf ( 15/11/2012 03:56)
Salama namana isany, "Ny baiboly (ny fivavahana kristiana) sy ny maha olom-pirenena" ... tohiny
novalian'i leva2 ny 21/11/2012 20:55
jajajaly ( 09/11/2012 07:11)
Fomba tsara sy mety hahatonga antsika hahomby amin'ny fitazainjanaka ity. Amin'ny teny Sakalava izy ity fa misy koa ny teny Merina, Tandroy ary Vezo. http://youtu.be/dhDjuN3s9Hc [youtube]http://youtu... tohiny
novalian'i niryna ny 10/11/2012 21:29
sitlo ( 08/11/2012 13:34)
Dinika momba ny fivavahana sy finoana no eto fa tsy fiderana na tory teny tsy valiana. Raha niteny aho hoe ridicule ny filazana hoe: ikarakarana ny fiainana rehefa tapitra ny aina ny fiainana. Dia mi... tohiny
novalian'i niryna ny 17/11/2012 04:54
didi10 ( 08/11/2012 12:08)
Fiz 01 [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=jUE3ffiKT_0[/youtube] Fiz 02 [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=uBeGL4Ec-Nc[/youtube]... tohiny
novalian'i niryna ny 10/11/2012 21:57
jajajaly ( 07/11/2012 12:52)
Raha maditra ny zanakao, olon-kafa no asainao anasazy azy? Ary raha fahavalonao io olon-kafa io, vitanao ve ny mametraka ny zanakao any mba hampijaliany noho ny ditrany? Marina fa resaka momba ny fit... tohiny
novalian'i niryna ny 17/11/2012 05:08
mahafantara ( 07/11/2012 12:46)
Fiz 1[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=qB9qCASzwlA&feature=relmfu[/youtube] Fiz 2 [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=YIMbXUSd2Lk&feature=relmfu[/youtube] Fiz 3 [youtube]http://www.youtube... tohiny
novalian'i niryna ny 17/11/2012 05:15
moustaraf ( 06/11/2012 14:13)
Salama namana, Araka ny fangatahan'ireo mpisera dia ity ny version video azo jerena, raha mahaliana anao http://www.youtube.com/watch?v=CROl_LggYlk... tohiny
novalian'i yohanan ny 19/11/2012 13:27
Maranatha ( 05/11/2012 11:07)
Ny Mpamorona dia tsy nanao karazana tempoly samy hafa endrika fa hoy Izy t@ Mosesy Ekse25:9 Araka izay rehetra asehoko aminao, dia ny endriky ny tabernakely sy ny endriky ny fanaka rehetra momba azy,... tohiny
novalian'i sitlo ny 14/11/2012 22:08
moustaraf ( 01/11/2012 05:40)
Salama namana, Mety mahaliana anao ny hihaino ireto manaraka ireto; (misy ersion audio téléchargeable) http://nosimiavaka.wifeo.com/fampianarana.php ... tohiny
novalian'i moustaraf ny 15/11/2012 04:09
niryna ( 31/10/2012 03:44)
Mahalasa saina ihany indraindray ny mijery ireto olona mandefa kisarisary sy ny sasany manome toro-marika amin'ny fampianaraha hafahafa ka izay nolazain'ny baiboly rehetra dia toheriny sy laviny ary... tohiny
novalian'i niryna ny 24/11/2012 05:38
Maranatha ( 24/10/2012 10:10)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/f555df61a7d3bdc635be669601fb86c4.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/f555df61a7d3bdc635be669601fb86c4.jpg[/img][/url] Toy izao ny sary mikas... tohiny
novalian'i Maranatha ny 29/10/2012 05:40
leva2 ( 23/10/2012 15:52)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/166c74278f5a1d37f72da89454b094f2.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/166c74278f5a1d37f72da89454b094f2.jpg[/img][/url] Velona Jesosy! Tehir... tohiny
badboy ( 23/10/2012 09:53)
Angano : tsy misy Moizy ao anatin'ny testamenta taloha! Ny tena marina : tantara heno tetsy sy teroa no natambatra ka lasa tantaran'i Moizy! Ny porofo : ireo loza 9 voalohany dia niankina t@ fipoahan'... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/09/2015 09:34
leva2 ( 20/10/2012 20:08)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/8f92395deec23f69e04353fca61b0e04.JPG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/8f92395deec23f69e04353fca61b0e04.JPG[/img][/url] Levitikosy 11/02-08 :... tohiny
novalian'i tiavanafi ny 28/11/2012 16:02
badboy ( 17/10/2012 07:09)
Ramenabila, rehefa notafihin'ny mpitandro ny filaminana, dia tsy voakasiky ny balan'izireo. 10 ny miaramila maty t@ ireo 20 nanandrana ny hisambotra andRamenabila. Nisy ny matin'ireo miaramila fa Rame... tohiny
novalian'i bichette ny 25/10/2012 11:45
mahafantara ( 15/10/2012 10:18)
Resahany ato ny momba: - Ny fahazazany - Ny tsiambarantelon'ny tarika Mahaleo - Ny amin'ireo zaza tsy hita na very - Ny amin'i Pasteur Mailhol sy ny 2013 - Ny amin'ny Secte Satanique - Ny amin'ny Voya... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8235