Ireo fomba fitafy mitovy kanefa samy hafa no misy azy ireo

1. niryna ( 17/11/2012 06:06)
Ity misy fanontaniana kely,raha sendra nijery ireo youtube aho dia nnikaroka ireto olona ireto izay jiosy

Mpitondra fivavahana ireo (Rabbi) izay samy hafa no misy azy ireo (amerika,canada ary palestine ) kanefa dia mitovy ny fitafiany .Nahoana no mitovy ny fitafiany.Raha jiosy no nihavian'ny malagasy,efa nahita olona nanao izao fitafiana izao ve hianareo taty amintsika ka na olona tsotra izy na mpitarika fivavahana dia manao izao fombafomba izao daholo ? Tsy miova ireo fa efa aman'arivony taona dia izao ihany no fitafiny sy ny paozipaoziny an( ny satroka,ny volombava,ny akanjo rebareba na mafana be aza ny andro Na aiza na aiza no misy azy.Rehefa misy maty dia tonga daholo izy rehetra ary mifampilaza na lavitra be aza,feno olona manao akanjo mitovy ,mainty daholo ,tsy misy na iary aza maningana . Na aiza na aiza no misy azy dia miaraka foana ry zareo ary mifanampy sy mifamonjy. Efa nahita toetra na fombafomba mitovy izany ve hianareo ka tazana tao amintsika amin'ny hoe maha jiosy antsika? Tsy miova mantsy ireo,averiko indray fa tsy miova ireo fa ireo no taratra ahafantarana azy hoe jiosy ilay olona . Santionany iray ihany ireo lazaiko ireo
répondu par moustaraf le 30/11/2012 18:51
2. moustaraf ( 18/11/2012 18:45)
Salama namana,
Maivana loatra raha fomba fitafy no entina ilazana na anoherana ny maha Hebreo ny malagasy!
Ny Jiosy dia manana ny fombany manokana araka "ny fampianarana voatolotry ny razana", izay efa nokianin'i Mesia t@ fandalovany tety; maro izy ireo....
>Fombafomba izay apetraka ho ambonin'ny didy sy ny lalàna mihitsy (Torah);

Efa lava be ireo fanazavana nalefa teto izay ka angamba fintinina sisa no azo anaovana azy!

>Tsy jiosy ny malagasy fa HEBREO (Israely)
ny hoe Jiosy manko dia ilay firenenen'i Joda (Yohada) izay babo tany Babylone ary efa Nody(t@ andron'iDaniela sy Ezra) misy foko 3.
Jiosy avy @ teny aglisy Jews!

>Ny Malagasy dia ilay foko 9 babo tany Asyria ary niely sy niparitaka , hatra aty Madagasikara =Nosy lavitra =faran'ny tany araka ny teny faminaniana maro.Ary MBOLA TSY NODY

>Malaza @ izao fotoana izao ny fitadiavana "les tributs perdus d'Israel",Ary ny Malagasy"@ alalan'ny Fikambanana HEBREO MALAGASY" dia efa andalam-pankatoavana,ary mifandray tsy tapaka @ ireo communauté maneran-tany, @ alalan'ny porofo Maro.

>Misy eto Madagasikara ireo fomba rehetra tanisaina ao @ baiboly, ary tsy hoe nindramina, na taorian'ny famakiana ny baiboly akory fa efa hatramin'izay.

>Firy no mahalala fa ilay hoe SORABE anie ka "HEBREO TRANAINY, caractère carré"???Ary voatahiry tsara, misy dika mitovy any amin'ireo Bibliothèque lehibe maneran-tany.

>Manerana ny Nosy ny Hebreo fa tsy hoe Ampovoan-tany ihany akory, araka ireo fanazavana ataon'ny namana eo ambony ireo, ary mbola azo ampiana porofo hafa:
-Midabôra (ledaber-Participe présent) =miteny (any @ faritra)
-Tsadiky (tsadik)= marina
Ata Elohym tsadik=Ianao no Elohym marina / Malkitsédek=Mpanjakan'ny fahamarinana
-Oz =ozatra, hery, tanjaka
-Hariva= érèv
-Eloha (Elohym)= Loha = fara-tampony
-Tsara= fitsarana
-Or= ôra= mazava, fotsy be
-Yesho'a= Isoa (Shoa=soa, tsara)
-Layla =Alina
-Lô (mandà) =lô (tsia)= masiso
-Zaken =zoky
-Rouha =fanahy =Ambiroha
-......maro be....

Tsy ampy anefa ny fahalala fotsiny ny hoe Taranaka Hebreo ny malagasy, fa inona no tokony hatao?
>Vakio ny baiboly manontolo fa ho hitanao ao ny tantaran'ny Raibenao, fa tsy anganonganao akory! Ianao no tompon'io baiboly io fa tsy ny vahiny na ireo izay mihevitra fa afaka manaparitka azy akory:!
>Ny baiboly dia manazava ny tantara tsy voazava talohan'ny hoe: avy ao JAVANA, AfriKA, Indonezia,sns....
3. niryna ( 19/11/2012 16:55)

moustaraf:

4. niryna ( 19/11/2012 17:14)
Azafady fa tsy nisy soratra
ka iza no nahatonga ahy hiteny hoe jiosy ve ny razantsika? satria ny jiosy taty aoriana fa raha hoe razambe tamin'ny andron'i Abrahama dia misy miteny hoe 'ny fasany izay misy ny razambeny dia misy milevina ao.Ny olona malagasy taranany izany io teneniniko io an Araka ny karazana tantara raha izany dia karazana semitika na semitic no lohan'io foko io izay Abraham no lehibeny(leader) ary izy ireo no niala tao Mesopotamia ka izy io (Abrahama ) no lasa rain'ny olona (father of his people) ,izay voasoratra ihany koa ao anaty baiboly fa ataoko ho rain'ny firenena rehetra hianao,ireo no hebreo fa tsy jiosy . Dia mitovy ihany ny fanazavan-tsika hoe ny jiosy dia firenena babo tany babylona fa ny hebreo dia ireo izay babo tamin'ny andron'ny Abrahama
5. niryna ( 19/11/2012 17:31)
Tsy mifanaraka ny sujet-ko izy ity fa asehoko fotsiny hoe toa inona izany fomba fitafy izany

http://www.youtube.com/watch?v=fiSP076_nVI&feature=related
6. niryna ( 19/11/2012 17:32)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Histoire_de_Madagascar
Io misy fanazavana mikasika ny nihavian'ny malagasy
7. moustaraf ( 20/11/2012 20:00)

niryna:

http://fr.wikipedia.org/wiki/Histoire_de_Madagascar
Io misy fanazavana mikasika ny nihavian'ny malagasy

Salama namana,
Io ilay averiko foana eto hoe:
Raha lazain'ny vazah mpikaroka fa gidro ihany koa ny malagasy dia faly dia faly ery, fa raha misy Malagasy mitovy amintsika no mamoaka valim-pikarohana dia esoesoina sy habadoina mihitsy!
satria manahiran antsika foana ilay hoe: ny gasy ve de mba hahalala inona?

Milaza ho mamaky baiboly daholo , kanefa raha itaritana hevita ara-baiboly toa mitady zavatra hafa indray hanoherana,

Tsotra ny teniko, ny any Israely sy ireo mpikaroka jiosy aza efa MANAIKY ny maha HEBREO ny Malagasy, ka isika indray no toa HAFAHAFA sy malailay fonosana!!!!

8. niryna ( 24/11/2012 05:24)
moustaraf:

Salama namana,
Io ilay averiko foana eto hoe:
Raha lazain'ny vazah mpikaroka fa gidro ihany koa ny malagasy dia faly dia faly ery,
dia azy ho azy izany fa na dia hoe tsy nandia fianarana aza ve dia tsy ahalala fa ny gidro dia gidro ihany ,ny saka dia saka ihany fa tsy misy saka lasa voalavo na hiova zavatra hafa eo.Toy hianao nampitaha ny namana koa dia mba asiako mijery ny fanadihadian'ny hafa ny momba ny malagasy koa ny namana. Izany moa o!

fa raha misy Malagasy mitovy amintsika no mamoaka valim-pikarohana dia esoesoina sy habadoina mihitsy![/quote} aiza kosa no dia hoe esoesoina e,mba mizara fotsiny kosa ve dia manesoeso,samy mihaino ny hono hono daholo anie isika e.Ny lohahevitra itako ombieny ombieny dia hoe jiosy ve ny gasy. ka raha jiosy ny gasy hoy aho dia hoe na aiza na aiza toerana misy azy dia ireo akanjo ireo no anaovany .Marina ary ifonako raha tsy misy idiran'ny video ilay izy fa ilay akanjo fotsiny no tiako ampitahaina antsika [quote]
satria manahiran antsika foana ilay hoe: ny gasy ve de mba hahalala inona?
dia izay manao an'izany no tsara ho torahanao voatabia ,ha,ha .Misy manao ny hafa ho tsinotsinona izy izany

Milaza ho mamaky baiboly daholo , kanefa raha itaritana hevita ara-baiboly toa mitady zavatra hafa indray hanoherana,
odrrrryyyy ! io ary ny hianao fa manomboka manao ny olona ho tsinontsinona.Fa angaha kosa raha mamaky baiboly ny olona dia midika fa fantany daholo ny ao anaty .Aza mba manao tsinotsinona ny olona moa e !Manjary manafitohana ny hafa izany fanambaniana sy fanaovana tsinotsinona izany.Indrindra raha mbola tsy mahalala sy tsy mandalina baiboly dia lasa mitsoaka .

Namerina namaky ny baiboly tokoa aho io ary dia lasa saina satria tsara ho fantatrao fa efa nisy olona talohan'i Abrahama an ary tsara ho fantatra koa fa Abrahama dia nanana zanaka anelakelan-trano tamin'ny nanambady an'i Sahara ary samy nolazain'Atra avokoa fa ho maro taranaka avokoa ny zanan'izy roa lahy ireo any aoriana .Ny zanaky tamin'iHaggara -Ismaela - Ny zanany tamin'i Sahara -Isaka_ Ka iza amin'io zanak'i Abrahama ireo ary ny taranakin'ny malagasy? Mba omeo fanazavana hoe izaho azafady e.Ary ireo zaza roa ireo mandraka androany dia tsy mety mifanaraka ny firenana misy azy ireo an

Lasa mitatra indray ny resaka an. Ka efa nahita olondehibe efa nanambady ve hianao ka natao didipoitra niaraka ny zanany? Abrahama mantsy no natao didipoitra niaraka ny zanany ary ny zaza malagasy ve vao teraka valo andro dia atao didipoitra? Tsy efa mandehandeha sy misy aza efa mahay miteny no atao izany -raha efa mahay teny ratsy moa izy dia mivoaka miratiraty ao anatin'ny vavany ny teny ratsy .[quote]
Tsotra ny teniko, ny any Israely sy ireo mpikaroka jiosy aza efa MANAIKY ny maha HEBREO ny Malagasy, ka isika indray no toa HAFAHAFA sy malailay fonosana!!!!
ka averiko foana hoe ,ny malagasy no milaza fa jiosy isika,na ombieny ombieny ny lohateny izay tazana kanefa raha jiosy hoy aho dia manao akanjo mampiavaka an'ny olona misy erak'izao tontolo izao izy ireo ary efa aman'arivo taona ny fitafiny kanefa tsy miova.Fa raha hoe Hebreo dia afa indray izay.Ary maninona kosa moa no tsy atao hoe misy malagasy izay avy any ananona no niaviany satria ny malagasy anie ka manana foko valo ambin'ny folo e .( misy fotsy be ,misy zarazara ,misy karazany maro) noho izany tsy fihaviana iray no niaviany fa firenena marobe ary samy mbola misy taratra ilay firenena niaviany izany.
na amin'ny fomba fiteny na fitafy na ny fombafomba maro izay nihaviany avy sa diso izany
9. moustaraf ( 24/11/2012 17:15)
Salama namana,
Isika izay miresaka eto manko dia toa samy milaza ho dadany avokoa, sady tsy misy gisitra @ toko sy andininy daholo ka izany no nilazako hoe ; ahoana ihany izany? Ilzana porofo ara-baiboly momba ny nihavian'ny Malagasy toa mandà be sy miolan-kolana daholo!

-fomba fitafy miloko maity sns....: tsy misy an'izany ao anatin'ny Torah, fa fombafomba an'i Jiosy izany (nolovaina t@ razana)
Nefa kosa misy ny fomba fitafy izay voasoratra ao @ bokin'ny mpaminany, maro be izy ireo,

-AVERINA eto foana fa ny Malagasy dia isan'ireo foko 9 babo tany Asiria tany @ taona -722, ary niely manerana an'izao tontolo izao;
Ny lalana ho an'nyAmpahany izay lasa aty @ Nosy lavitra (Madagasikara) dia EFA VOASORATRA T@ Andron'ny Mpaminany (ao anaty baiboly), ka io no ezahinay atoro sy ambara antsika ankehitriny. Tsy hisy hafa firenena hanoro antsika an'izany rehetra rehetra, fa tonga izao ny fotoana!

-Samy hafa loko sy endrika ny Malagasy! ekena izany: Firy Reny moa izy 12 zanak'i Jakoba? Misy mainty, zarazara, fotsy, ngita volo,...
FA tsy hoe "Vazaha fotsy be " avokoa ny israely!
Oh: Soloma mpanjaka ao @ tonon-kirany:"Mivalo mainty aho..."
Ny olona fotsy ve azo lazaina fa mivalo-mainty????

Maro ny zavatra azo avoaka raha momba an'io resaka Hebreo io, ka tsy ary ho vita eto daholo; Mihamiroso ny fifanakalozana eo @ Israely sy ny Hebreo eto Madagasikara, noho ireo porofo tsy azo lavina nalefa any Israely.
10. moustaraf ( 24/11/2012 17:15)

11. niryna ( 28/11/2012 17:22)
moustaraf:

Salama namana,
Isika izay miresaka eto manko dia toa samy milaza ho dadany avokoa, sady tsy misy gisitra @ toko sy andininy daholo ka izany no nilazako hoe ; ahoana ihany izany?

izay ve no fieritreretanao azy ? Dia tao am-ponao sy fitsaranao ny hafa izany izay satria nivoaka tao anatinao izany.Izao indray tsy mitsara olona ho miseho toa izao sy toa izao,tsy anjarako izany sady tsy napetraka tamin'izany koa aho oooops

Ilzana porofo ara-baiboly momba ny nihavian'ny Malagasy toa mandà be sy miolan-kolana daholo!
raha vao manao teny isika hoe daholo,tsy tafiditra izany hianao ,dia ny anao irery izany no marina ary ny rehetra izany tongombolo an ,tandremo fa ratsy izay,fafazo fotsiny izay resaka tianao resahina,aleo ny olona hilaza ny heviny,toy ny rar manome fotoana ny zanany hanehoany ny heviny fa tsy hoe rar dia marina foana ok .Raha lazainao fa tsy mety mino sy tsy manaiky izay tianao atao sy teneninao ny olona dia ho reraka sy harary fo eo hianao.Andriamanitra aza mbola manome safidy ny hevitry ny tsirairay na anaraka azy na tsia ka tsy tsy azo atao toy ny tongombolo hoy aho ny olona fa avelao izy hilaza izay mahafaly azy.Izay anie ilay izy e? Jiosy no resahiko eto,jiosy no nazavaiko eto sa mitovy ny jiosy sy ny hebreo?

-fomba fitafy miloko maity sns....: tsy misy an'izany ao anatin'ny Torah, fa fombafomba an'i Jiosy izany (nolovaina t@ razana)
ka nijanona tamin'ny Torah ihany ve ny malagasy sa nanohy ny Testamenta Vaovao e? Eny e,mizara toa anao fotsiny aho ka aza mora tezitra moa e ,izany an

Nefa kosa misy ny fomba fitafy izay voasoratra ao @ bokin'ny mpaminany, maro be izy ireo,

-AVERINA eto foana fa ny Malagasy dia isan'ireo foko 9 babo tany Asiria tany @ taona -722, ary niely manerana an'izao tontolo izao;
Ny lalana ho an'ny Ampahany izay lasa aty @ Nosy lavitra (Madagasikara) dia EFA VOASORATRA T@ Andron'ny Mpaminany (ao anaty baiboly), ka io no ezahinay atoro sy ambara antsika ankehitriny.
misaotra anareo sy ny tarikareo aza e
Tsy hisy hafa firenena hanoro antsika an'izany rehetra rehetra, fa tonga izao ny fotoana!

-Samy hafa loko sy endrika ny Malagasy! ekena izany: Firy Reny moa izy 12 zanak'i Jakoba? Misy mainty, zarazara, fotsy, ngita volo,...
FA tsy hoe "Vazaha fotsy be " avokoa ny israely!
Oh: Soloma mpanjaka ao @ tonon-kirany:"Mivalo mainty aho..."
Ny olona fotsy ve azo lazaina fa mivalo-mainty????
hay novalianao ihany ny teniko tary ambadika tary hoe taranak'Abrahama tamin'Isaika ve isika sa tamin'Ishmael? Raha izaho aloha tsy avy amin'Ishmael izany na ny razambeko an.Aleo aloha anontaniako ny rar sy ny havan'i dadako sy ny mamako raha izany fa sao diso fijery aho an

Maro ny zavatra azo avoaka raha momba an'io resaka Hebreo io, ka tsy ary ho vita eto daholo; Mihamiroso ny fifanakalozana eo @ Israely sy ny Hebreo eto Madagasikara, noho ireo porofo tsy azo lavina nalefa any Israely.
mbola miezaka ny hijery ny national geography aho fa ho hitako eo raha lazainao efa ren'ny lanitra izy izany.
misaotra nizara e,aza kivy amin'ny fizarana fa izay no atao hoe forum
Ary hono hoy aho,ny tany moa tsy boribory sa fisaka. Toa ny fahalalako azy dia hoe borobory ,tsy misy fiafarana an ka nahoana no lazaina fa lasa faran'ny nosy indray gasikara kelintsika ity
12. moustaraf ( 30/11/2012 18:51)

SALAMA NAMANA,
hita fa misy tena liana te hahalala tokoa eto ka ampiako kely ny fanazavana:
-Averina in-1000 fa hafa ny Jiosy sy ny Israely ary ny Hebreo, VAKIO ny tantaran'i Jeroboama sy Rehoboama "Ny nizarazarana ny israely ho firenena ROA"

-T@ andro naha babo ny Israely (-722) dia tsy mbola nisy ny Epistily; fa ny Torah no niainana ary ireo fomba araka ny Torah ireo no mandrafitra ny fomba fiainana malagasy ,( miampy fomba arabo sy aziatika, afrikana) noho izy ireo NAELY SY NAPARITAKA , NEFA dia NAHAONA ETO @ NOSY LAVITRA (lavitra na faran'ny tany=lavitra ny Israely) araka ny faminaniana

-Ilay Fivavahana nentina sy nampidirina taty Madagasikara sy Afrika anie dia averina foana, fa Fivavahana nentina nandemy saina sy fanahy alohan'ny Fambaboana ara-nofo!!!
Voaporofo izany fa tsy honohono akory!
Ohatra:
Toariana aminao foana ny hoe: ratsy ny harena, vola, sns... Nefa ry zareo miaina @ Luxe mandra-pahafatiny!!
NY MALAGASY DIA MANANA TOERANA AMBONY LAVITRA NOHO IZY REHETRA IREO RAHA FANTANY NY IDENTITE-NY MARINA
- Vao manomboka izao ny fitoriana ILAY FILAZANTSARA mamerina ny Ray @ zanaka!
ary tsy AVY @ ROAMANA VELIVELY!

-Izaho tsy nilaza hoe Taranak'Isamael, ekena fa misy ihany koa ny taranak'i Kedara eto Madagasikara (taranak'Isamael),
i JAKOBA (no resahina eto fa tsy Abrahama) dia nanana Vady samy hafa loko= isareliana samy hafa loko,Vakio tsara ny tantara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1148