Malagasy , Madagasikara araka ny Baiboly (Version audio)
1. moustaraf
(
01/11/2012 05:40)
Salama namana,
Mety mahaliana anao ny hihaino ireto manaraka ireto;
(misy ersion audio téléchargeable)
http://nosimiavaka.wifeo.com/fampianarana.php

répondu par moustaraf le 15/11/2012 04:09
2. leva2
(
02/11/2012 11:15)
Velona Jesosy!
Vao miainga ny lohahevitrao namana dia mivily any amin'ny tsy izy.
Tsy hijery na hihaino akory aho.
Tsy ny maha-malagasy no mahavonjy, fa jiosy lavitra noho ianao aho saingy tsy nitondra ninoninona teo amin'ny fiainako izany, afa-tsy Jesosy Kristy irery ihany.
Hafatra ho an'ny namana mpiserasera :
"Tout enseignement qui ne se dérive pas sur Jesus Christ, et qui ne propose pas Jesus Christ comme seule et unique solution EST FAUX"
Mitandrema namana!

3. moustaraf
(
02/11/2012 18:00)
Salama e!
Ny fahalalana dia tsy manao an-tery, fa mandondona moramora; ka raha ianao izay nomena tombon'andro hahalala no manentsi-tadiny, anjaranao irery izany ry Leva2.
-Tsy ny salama no mila fanafody fa ny marary....atao ahaona ny hampisotro rano izay tsy mangetaheta???
Betsaka kosa ireo izay afa-po t@ fihainoana, ary miantso an-telefaona ny mba itohizan'io.
"Fantaro ny zavatra rehetra, hazony izay tsara"
4. Miharena
(
03/11/2012 05:04)
Miarahaba ny namana Moustaraf,
Ny fanontaniana mipetraka dia hoe iza no mampianatra ny namana miresaka ao amin'ilay fandaharana? Ny olana manko eto dia hoe raha misy olona miresaka mazava fa fampianarani' Krsity mivantana no resahany dia tokony hanana izany koa fa tsy olon'ny boky ny mivoy fampianarana momba ny firazanana sy ny lalam-pamonjena.
Ankoatr"izay dia toa tsy ampy ilay audio ao amin'ilay rohy fa miverina indroa fotsiny ilay faharoa ary tapaka eo amin'ny resaka fizaran'ny fanjakana ho roa.
Ny tiana holazaina koa dia na iza na iza mamaky Baiboly dia mahita taratra io fizaram-panjakana io fa tsy ny finoana Judaisma ihany akory.
Ka ny fanontaniana dia hoe : taranak'i Joda sa taranak'iza marina izany ny Malagasy, sa izy ireo ialy resahano hoe notarihin'i Jeroboama?

5. moustaraf
(
03/11/2012 15:59)
Miharena:

1.Ny fandaharana dia miisa 15 ny isany, ka Introduction ireo andrana nalefa ireo,
-Ny fampianarana tapany voalohany dia miompana @ fampahafantarana ny tantara'ny Malagasy; taloha'ilay efa fantatra hatramin'izay dia ny hoe: "Ny malagasy dia avy ao Indonezia, Afrika, Arabia,...", Ny baiboly anefa dia manazava fa talohan'ireo toerana ireo dia Nisy toerana niaviany Ra-Malagasy, ka io no azavaina.
-Rehefa mazava tsara amintsika ireo tokony ho fantatra ireo dia, miresaka indray momba ireo faminaniana maro manondro ny Malagasy sy i Madagasikara (manokana) ao @ baiboly.
-Raha fantatra ireo faminaniana momba ny Malagasy, ny tantarany, ny tena identité-ny (izay nafenina) dia inona no atao?
-Tonga ny Mesia nitondra ny Fanekena vaovao; ho an'iza? Ahoana ny fandraisana izany?
2.Ny miresaka ao @ fandaharana dia, ho gaga ngamba ianareo fa "tsy nisy nampianatra"; antambanivohi-dahy (olona tena tso-piainana) miteny sy mamaky teny hebreo courament, afaka manazava @ antsipirihany izay tianao ho fantatra momba io baiboly io @ fomba fisainana hebreo.
3.Mazava fa tsy judaisme izany resahina izany, fa Hebreo. Averiko foana fa ny Judaisme dia fivavahan'ny taranak'i Joda izay niverina avy t@ fanandevozana tany BABYLONE (t@ andron'iDaniela, Ezra,...)-
Fa ny foko 9 (fa tsy 10 akory, IZAY VITSY MPAHALALA) dia babo tany ASYRIA ,ary niely manerana an'izao tontolo izao.
Ny mampiavaka an'i Malagasy (@ ireo lasa @ toeran-kafa) dia izy nomena faminaniana manokana (voafaritra hatramin'ny lalana nalehany, ny ho fiainany, ny fomba handraisany ny fanekena vaovao) aty @ Nosy lavitra.
4.Ny malagasy dia tsy JIOSY (Anglisy JEWS)avy @ firenen'i JODA irery akory fa HEBREO (=JODA foko 3 sy ISRAELY foko 9) ary manerana ny NOsy ireo foko 12 ireo, ary azo fantarina avokoa.
5.Miara-miaky isika rehetra fa tsy misy dikany ny fahalala ny maha-Hebreo, raha ho haitraitra na fisehosehoana no andraisana azy. Ny zava-dehibe dia ny fahafantaranao fa misy lalana voasoritra ho anao manokana hatramin'ny voalohany, Ary io no tsy tantin'ny Romana ( sy ny fiangonany maneran-tany) satria manala anao anatin'ny fahajambana ara-panahy.
-Raha fantatrao ny maha Hebreo anao dia misy SECRET ho anao voasoratra ao @ baiboly.
6. Tefigasy
(
04/11/2012 01:55)
moustaraf:
-Raha fantatrao ny maha Hebreo anao dia misy SECRET ho anao voasoratra ao @ baiboly.
Asa.2:15 : "Taranaky ny Jiosy isika , fa tsy mba mpanota avy amin'ny jentilisa , nefa nony fantatsika fa tsy hamarinina amin'ny asan'ny lalàna ny olona , fa amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy , dia nino an'i Kristy Jesosy koa isika mba hohamarinina amin'ny finoana an'i Kristy , fa tsy amin'ny asan'ny lalàna , satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna"
Kol 3 : 11 "Fa amin'izany dia tsy misy jentilisa [Grika] sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo , fa Kristy no zavatra rehetra sady amin'ny rehetra. "
7. moustaraf
(
04/11/2012 12:13)
Salama namana,
>Heritrereto kely ange, ny hoe " raha Ry zareo frantsay, na Amerikana no voalaza @ faminaniana ao @ baiboly e! Izao tontolo izao mihitsy angamba no handogalika sy hiankohoka
> Fa saingy, Malagasy mahantra kely no voasoratr ao, ary malagasy mavomavo no mitondra ny hafatra, ary avy eto Madagasikara fa tsy mba mipoapoaka avy any ivelany
>Dia "Tsy azo inoana izay hafatra entiny", na dia misoratra NOIR SUR BLANC anaty baiboly aza.
>tefigasy:
-Nahoana kay no 12 ny vavahady miditra @ ilay Jerosalema vaovao? ARY anaran'ny foko iza no misoratra eo? SA DISO NY FAHITANA AO @ APOKALIPSY?
-Iza moa ireo oliva maniriniry hoazy, ka atao grefy @ fototra tsara? Ny firenena Jentilisa;
Rehefa vita grefy ao izy vao mitombona ilay hoe" Tsy misy jiosy na jentilisa..."
-Nahoana no misy ny tena oliva, sy ny maniriniry ho azy?
Mahafaly anay ny milaza aminao, fa ianao dia oliva tena izy, ry Malagasy ka averina @ ilay fototra tsara.
Ilay Nahary anao no miantso anao ankehitriny hoe"Miverena amiko dia ho aminareo aho".

8. Tefigasy
(
05/11/2012 03:59)

Aleo aloha hazava ny resaka fa tsy hanisy commentaire amin'ity lohahevitra ity ny tenako.Izany hoe tsy misy hevitro manokana hoetiko eto fa izay voasoratra ao anaty baiboly ihany no ampatsahiviko aminao mba hahitanao hoe inona moa no tena zava-dehibe sy andrasana ankehitriny.
Noho izany raha manohitra izay soratako sy ampatsahiviko eto ianao dia manohitra ny baiboly manontolo mihitsy izay tsy inona fa tenin'Andriamanitra ary manohitra an'i Jesoa Kristy ilay Teny koa noho izany !
Tapitra hatreo ny commentaire kely fa aleo ny baiboly no asaiko miresaka aminao hatrany :
moustaraf:
Heritrereto kely ange, ny hoe " raha Ry zareo frantsay, na Amerikana no voalaza @ faminaniana ao @ baiboly e! Izao tontolo izao mihitsy angamba no handogalika sy hiankohoka
Apo 22 : 9 "Dia hoy izy tamiko : Tandremo , aza manao izao ; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman'ny mpaminany rahalahinao sy izay mitandrina ny teny amin'ity boky ity ; Andriamanitra ihany no ivavaho"
9. moustaraf
(
05/11/2012 04:39)
SALAMA NAMANA
Tsy mifandray ny hevitra sy ny commentaire nalefanao!
>ilay mandongalika sy miankohoka lazaiko eto dia ny "fankatoavana sy finoana avy hatrany, ary fandraisana izay lazainy ho marina, rehefa izy ireo no miteny sy mamoaka tsoak'evitra,
fa tsy ilay mivavaka sy miankohoka lazain'ny baiboly entinao eto akory!

10. Tefigasy
(
05/11/2012 05:53)

1.Jao.4 : 1"Ry malala , aza mino ny fanahy rehetra , fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia , satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao ."
11. Miharena
(
05/11/2012 06:59)
4.Ny malagasy dia tsy JIOSY (Anglisy JEWS)avy @ firenen'i JODA irery akory fa HEBREO (=JODA foko 3 sy ISRAELY foko 9) ary manerana ny NOsy ireo foko 12 ireo, ary azo fantarina avokoa
Mba tsy hanaovana adihevitra dia hazavao araka ny fahalalàna azonareo hoe iza avy àry ireo Foko Malagasy mifanandrify amin'ny taranak'i Israely? Ohatra Merina = taranak'i Joda sa Gada sa Isakara sa iza?
Ireo dia mila famantarana hoe inona marina no fototra mampifandray azy.
Ankoatr'izay dia nisy tokoa ny fandalovan'i Nenilava izay nampianarin'i Kristy ary naneho fijoroana tamin'ny taona 80 tany ho any ny amin'ny maha-Mpisoronabe azy (nampanamboaran'i Jesosy fitafiana araka ny Mpisorona Taranak'i Arona voafaritry ny Baiboly). Mety midika inona izany ?
12. didi10
(
05/11/2012 10:25)
Misaotra amin'ny finiavan'ny namana hizara.
Maro ireo porofo afaka entina eto fa manana fiaviana Jiosy tokoa ny gasy ary tena resy lahatra amin'izany aho.
Taoriana kely ny fotoana niantsoan'ny Tompo ahy dia nitsahatra tsy nandeha nivavaka tany aminn'ny fiangonana nisy ahy taloha aho ary tsy nandeha na taiza na taiza fa nangataka tamin'i Jesosy mba hitarika ahy ho an'ny amin'ny fampianarana tsy misy kilema... tsy nipetraka fotsiny aho fa tena nandalina ireo fironam-pinoana maro, TJ, Judaisme méssianique, ny sabatista ...ny fanamarinana hitako voalohany dia ity:
Mampiverina ny olona handeha amin'ny làlana ka mampihemotra amin'ny finoana ny fanindraindrana tantaram-pirazanana, zava-misy io (réalité) fa tsy théorie fotsiny araka ny voalaza ao anaty Baiboly.
Manaiky aho fa manana firazanana Jiosy fa tsy hitondra famonjena na ho an'iza na ho an'iza ny fanindraindrana izany.

13. badboy
(
05/11/2012 11:52)
Manaiky aho fa manana firazanana Jiosy fa tsy hitondra famonjena na ho an'iza na ho an'iza ny fanindraindrana izany.
Ekekeo tanteraka ary ampiko kely fotsiny : tsy ampitombo ny vary ao anaty kapoakan'ny efa zara raha misakafo akory izany! loooooooooooooooooooool
14. moustaraf
(
06/11/2012 07:45)
Salama namana,
"ho an'izay ho very dia fahadalana ny fahamarinana" enga nie ka tsy hisy iray amintsika ireto izany!
>Diso be ny fiheverena fa "Tsy midika na inona na inona ny maha Hebreo":
Ny teny hoe Hebreo dia avy @ teny Ivrit niavian' ny anaran'ny Avraham, nomena azy sy ny taranany ny teny fikasana ; zava-maivana ve izany? sa isika no manamaivana azy noho ny fampianarana nalentika tao an-dohantsika? Natsentsina tao an-dohantsika ny hoe:Efa nifindra ny fifidiananan efa nolavina ny Jiosy,.....
>vakio kely ny ROMANA 11 "Ny mbola handraisana ny jIOSY indray rahatrizay", vakio manontolo. Mazava tsara ny fanavahana ataon'ny Paoly ny Jiosy sy (Ianareo) Jentilisa.
>and.7 :Izay notadiavin'Isaraely dia tsy hitany, FA NY VOAFIDY IHANY no nahazo izany, fa NOHAMAFISINA kosa ny fon'ny sisa"
Tsy gaga izahay raha miezaka mafy ny sasany tsy handray satria "Efa voasoratra koa anie izany e!". Na ianao hebreo (taranaka) aza mandà mafy ary manamaivana ny momba anao, Iza no andrasanao hanome lanja anao?
>and.11"...ny fahatafintohinany (Israely) no nahatonga famonjena ho an'ny Jentilisa MBA HAMPIALONA AZY.....maika fa ny fahafenoana (dikan-teny original= ny fiverenanay).
>Zava-panahy no resahina eto ry namana isany, fa tsy resaka kapoakam-bary sy izay zavatra ambany ara-nofo tahaka izany, tsy novakianareo ve" Katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany dia hanampy ho anareo izao rehetra izao."

15. badboy
(
07/11/2012 08:40)

Hoy ny didy faha11 : katsaho aloha ny mahamalagasy vao misavitsaranga ho hebreo.
Hoy ny didy faha12 : tadiavo lalandava ny sakafon'ny nofo fa rehefa noana ny kibo mivezivezy ny fanahy.
Hoy ilay iraika lahy taloha : ambarako aminao atoroko aminao fa vary tsisy loaka laniko @ zao : Any ka ts'izany va? marina any io!!!!!!
looooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooool
16. moustaraf
(
08/11/2012 03:48)
Salama namana,
>Rehefa à court d'idée dia lasa miteniteny foana ny farany!
i badboy(zazaratsy...) dia isan'ireo tsy mikatsaka ny ara-panahy fa manome lanja ny ara-nofo, satria io no ivavahanany sy tompoiny ka tsy mahagaga ny valin-teny!
>Ilay endrika familiana hevitra entin'ny sasany eto @ forum dia endrika fahalemen-tsaina satria midika tsy fahafahana maneho hevitra @ fomba tsotra sy mahitsy, na koa tsy fahatantesana ny filazana marina ataon'ny hafa.
>Ny fanaovana valin-teny boraingina= fohy saina sy tsy ampy herijika @ fandinihana
>Efa dingana voalohany raha ianareo no miaiky fa Hebreo ny Malagasy! Io fiverenana @ tanatara io dia tsy azo sakanana na holavina satria EFA VOASORATRA AO @ FAMINANIANA.

17. moustaraf
(
15/11/2012 04:09)
SALAMA NAMANA,
Rohy azo henoina sy jerena
Audio:
http://nosimiavaka.wifeo.com/fampianarana
Video:
http://www.youtube.com/watch?v=CROl_LggYlk