Fomba mahomby anampiana ny ankizy hankato Ray sy Reny

1. jajajaly ( 09/11/2012 07:11)
Fomba tsara sy mety hahatonga antsika hahomby amin'ny fitazainjanaka ity. Amin'ny teny Sakalava izy ity fa misy koa ny teny Merina, Tandroy ary Vezo.
http://youtu.be/dhDjuN3s9Hc

novalian'i niryna ny 10/11/2012 21:29
2. niryna ( 10/11/2012 21:29)

jajajaly:

Fomba tsara sy mety hahatonga antsika hahomby amin'ny fitazainjanaka ity. Amin'ny teny Sakalava izy ity fa misy koa ny teny Merina, Tandroy ary Vezo.
http://youtu.be/dhDjuN3s9Hc


Misaotra anao nizara e
Maro tokoa ny fomba hanampiana ny ankizy ary anisany iray ny fampianarana azy hankatoa sy ahalala an'Atra.Ny miaraka milalao ny ankizy na manana fotoa kely hiarahan'ny mpianankavy.Mampianatra azy hirahira ary tafiditra amin'izany ny hira masina,efa misy ny hira masina ho an'ny ankizy ary ny mamarana ny andro amin'ny fotoam-pivavahana.
Ny ray aman-dreny koa no taratra hita amin'ny fankatoavin'ny ankizy ka raha tokantrano mikorontana dia aza mety tsy ahitana vokatsoa ny fitaizana ny zaza fa ho tebiteby sy tahotra no hiainany.Fivavahano moa no sehatra misy eto ka dia ny fiarahana miaraka mamaky baiboly ary efa misy ny baibolin'ny ankizy ka na tsy misy aza izany maro ny tantara ao azo tsoahina ny fiainana ka zarina tsikelikely izy ireo.Zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza .....
izay aloha no mba azoko omena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2559