BONJOUR;
MBA FANTATRAO VE FA
NY CONSOMMATION D'EAU DANS LE MONDE
1 300 000 litres chaque seconde
78 000 000 litres chaque minute
4 680 000 000 litres dans une heure;
et chaque Jour? et chaque année? et depuis des siècles ?
AVY AIZA DAHOLO ARY ZANY?
AVY AMIN'ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY. ARY OMENY ANTSIKA OLOMBELONA MAIMAIMPOANA!
TIN'ANDRIAMANITRA IZAO SY IANAO NA DIA MPANOTA AZA.
MBA SAINO ANIE E. MIVIDY RANO AMINY ISIKA VAO MAHAZO ( orana, loharano, ranomasina,...).1200 Ariary izao ny 1.5 litre amin'ny eau vive. kanefa ny olona iray farafahakeliny mampiasa 20 litres isan'andro.
NY FAHASOAVAN'ANDRIAMANITRA NO NAHA TOY IZAO ANTSIKA
MISAORA AZY AMIN'NY ZAVATRA REHETRA. TIANAO JESOA
(SALAMO 103)