Ho an'io milaza fa tsy azo ekena ho teraka andro ririnina i Jesosy
1. sitlo
(
21/02/2013 03:26)
Ilay izy aloha tsy dia misy olana sa andro inona izy no teraka na adro inona.
Fa misy kosa ireo miizingizina sy mitady hitarika olana hoe andro mafana ihany no azo ekena.
Tsy dia iditra amin'ny resaka satanika sy ny sisa aho fa manefo fotsiny tsy dia mangatsiaka araka tahaka ny any Eoropa, Rosia, Amerika avaratra... ny any Israely rehefa ririnina.
Jereo tsara amin'io saritany io fa mitovitovy amin'i latituden'i Ejipta avaratra i Jerosalema. Ambany lavitr'i Turkey, sy Aleppo any Syria.
Andro ririnina tsara izao any Aleppo. Jereo ary hoe ahoana izany ririnina any izany.
jereo eto
Tsy dia mangatsiaka akory kay an.
Lozanareo izay mamafy lainga ho an'ireo tsy mahalala.

novalian'i Nehemiah ny 23/02/2013 05:23
2. nilex
(
21/02/2013 06:21)
Amiko dia izao fomban'ny olona te hanorina fiangonana sy hitarika olona no mandrirotra zavatra toy ireny mba hamiliana fomba fijerin'olona maro.Tsy io andro io ihany fa ny tenin'Atra ao amin'ny baiboly mihintsy no haodikodin'ny olona maro mba hahazoana manangana fiangonana vaovao.Ny mampalahelo dia tena mifototra amin'ny resaka fitadiavam-bola izy ireny ary toa mety tokoa raha jerena.
Ny tena fiheverako azy anefa dia ny fananana an'i Jeso kristy ao ampo ihany no tena zava-dehibe dia tsy ho voarebirebin'ireny resaka ireny ianao.
Ohatra akaiky.Inona moa no tombotsoan'ny olona iray na ririnina na fahavaratra no teraka ny Tompo nefa Izy aza tsy raisinao ao am-ponao akory.Ny fandraisana Azy eo amin'ny fiainana no zava-dehibe fa fanampim-pahalalana fotsiny angamba ny ambiny.
Samy ho tahian'ny Tompo daholo e.

3. Nehemiah
(
21/02/2013 06:46)
Ka ahoana no ahazoana antoka fa nitovy t@ toetr'andro @'zao fotoana izao ny toetr'andro t@'izany andro izany ? Tsy hay anaovana fanandramana ny lasa fa ny présuppositions-ntsika foana no iaingantsika handinihana ny lasa, na dia ny manam-pahaizana goavana indrindra tsy afa-bela @'izany.
Mbola sub judice foana ny adi-hevitra.
Mbola sub judice foana ny adi-hevitra.
4. sitlo
(
21/02/2013 07:20)
nilex:
Inona moa no tombotsoan'ny olona iray na ririnina na fahavaratra no teraka ny Tompo nefa Izy aza tsy raisinao ao am-ponao akory?
Marina aloha izay amin'ny lafiny iray. Ho an'ny olona tsy mihevitra hafa tsy ny tenany.
Fa kosa, maro ireo zandry aty aoriana, ao koa ireo efa lehibe fa tsy mahalala. Matetika ireny tena lasibatry ny mpitondra fivavahana.
Ka ny vahaolana hitako dia ny mizara ny fahalalana, avy eo azy ny safidy.
5. sitlo
(
21/02/2013 07:26)
Nehemiah:
Ka ahoana no ahazoana antoka fa nitovy t@ toetr'andro @'zao fotoana izao ny toetr'andro t@'izany andro izany ? Tsy hay anaovana fanandramana ny lasa fa ny présuppositions-ntsika foana no iaingantsika handinihana ny lasa, na dia ny manam-pahaizana goavana indrindra tsy afa-bela @'izany.
Mbola sub judice foana ny adi-hevitra.
Mety hoe tsy nisy akory ilay Jesosy e. Mety villa milay be koa ny tranon'omby tamin'izany.
7. sitlo
(
21/02/2013 08:26)
Tsy hifandritra ela be aho fa efa hitako isaky ny dinika ny fomba firesakao. Fa rehefa tsy takatrao ilay izy dia anao izay.
Teny atsipy amin'ny manam-panahy ny ahy.

8. Nehemiah
(
21/02/2013 08:33)
Ianao koa @'izany tsy mahay manohana ny resakao afa-tsy @ alalan'ny ironie, esoeso sy fanarabiana.
9. sitlo
(
21/02/2013 08:37)
hitanao izany? tsy tiakoho hors sujet ny diniko no antony tsy hizazoako be amin'ny resakao.
10. Nehemiah
(
21/02/2013 08:44)
Hors sujet ve ny manohana ny hevitrao e ?
Mahafaty ve ny mikaroka kely @ Google momba ny docs manohana ny fisian'ny toetr'andro tsy dia mangatsiaka tany Israely 2 000 taona lasa ?
Na ny nahitàna fôsilina zava-maniry nodatiana t@ izany andro izany ka tsy maniry @ toetr'andro mangatsiaka (na dia somary idiran'ny subjectivité ny fidatiana, na dia 2 000 taona lasa monja ary) ?

11. sitlo
(
21/02/2013 09:22)
Tsy mila tohanako ny hevitro satria mitombina ary fototra.
Raha mazoko ianao dia ndana migoogle sy mitady fosily. Fa rehefa leo avy any ianao dia ho hitanao fa kay mitombina ihany ny noteneniko.
Raha hiditra amin'ny fombanao tsy reveko aho dia izao, asainao mandeha manao an'izao sy izao ny olona rehefa miresaka aminao eto. Ohatra akainy, tatsy ambadika ny mpisera iray nasainao namaky ny dinik'i hery fa asainao ovaina FJKM fotsiny ny katolika. Fantatrao fa raha handany fotoana amin'izany ilay olona dia tsy hahavaly anao. Isaky ny misy mamaly anao dia asianao terme tsy fantampantatra any, dia raha tsy mahazo ilay olona dia asianao hoe google is your friend sns. Dia eo ianao hoe naharesy lahatra satria misaoaka ilay olona.
Izay no tsy dia idirako loatra amin'ny resakao fa resaka fifanindrina tsy idirako firy. Taperiko eto fa hors sujet. Raha mazoto higoogle ianao dia googleo ny fosily any israely fa fomba tsotra no nomeko teto. Aza avadika ny resaka, aza asaina mandany fotoana ny olona refa miresaka...
Ekeko hoe mandefa teny mitapody aho eto fa fomba ialako amin'ny soratra lava be izany. Jereo koa io ranilex mba manao an'izany fa teny atsipy any ampon'ny mahalala ireny.
Raha tena tsy azonao ary ny noteneniko dia hoe:
hoy ianao: tsy misy afaka manaporofo ny lasa
Dia hoy aho: Jesosy izany mety tsy nisy koa
Midika io fa raha vitanao ny milaza fa nisy Jesosy 2000 lasa dia diso ny teninao hoe tsy misy afaka manaporofo ny lasa. Sarotra be ve?

12. didi10
(
21/02/2013 09:42)
sitlo:
Ilay izy aloha tsy dia misy olana sa andro inona izy no teraka na adro inona.
Fa misy kosa ireo miizingizina sy mitady hitarika olana hoe andro mafana ihany no azo ekena.
Tsy dia iditra amin'ny resaka satanika sy ny sisa aho fa manefo fotsiny tsy dia mangatsiaka araka tahaka ny any Eoropa, Rosia, Amerika avaratra... ny any Israely rehefa ririnina.
Jereo tsara amin'io saritany io fa mitovitovy amin'i latituden'i Ejipta avaratra i Jerosalema. Ambany lavitr'i Turkey, sy Aleppo any Syria.
Andro ririnina tsara izao any Aleppo. Jereo ary hoe ahoana izany ririnina any izany.
jereo eto
Tsy dia mangatsiaka akory kay an.
Lozanareo izay mamafy lainga ho an'ireo tsy mahalala.
Tsy voatery resaka ririnina sy andro mafana ihany no ahafantarana ny fotoana nahaterahan'ny Mpamonjy.
Ny tena indice mitombina dia ilay tsy nahitana trano fandraisam-bahiny hiterahana fa tany an-tranon'omby no teraka.
Matoa feno toy izany ny trano fandraisam-bahiny dia manakaiky fety Jiosy ary misy fivahinianana "en masse". Rehefa jerena anefa ny "liste"ny fety jiosy dia tsy misy ny volana desambra.
13. Nehemiah
(
21/02/2013 12:45)
Sitlo >> Ny mahavoa anao dia mieritreritra fa sound bite dia ampy (na dia mety izay no lamaody any aminareo ihany) fa na olona tsy nianatra na olona kamo ara-tsaina no tsy mahavita manohana ny heviny. Tsy ianao moa no namaly ny fanoritako ny fotopinoan'ny FJKM hoe fampianaran-diso ? Nefa avy eo tsy omena akory ny antony nitenenana an'izay. Sa mety aminao ny manendrikendrika sy ny miampanga tsy mitondra porofo ?
Tsy hivaky loha tafahoatra @ vanintaona nahaterahan'i Kristy aho fa ianao no nametraka ny lohahevitra, anjaranao ny miaro azy, fa tsy ny mpamaky no hino anao sur parole na alefanao mitety net. @'izay ho hitan'ny rehetra fa tsy nalatsaka avy any an-danitra ilay izy.
Fanampiny kely : fantantsika fa tena nisy tokoa i Jesoa Kristy satria misy docs be dia be mitantara ny @ ary azo raisina ho vavolombelona mahatoky. Na dia ny mpanoratra tsy kristiana sasany tahakan'i Pline le Jeune sy Flavio Josefa dia nitantara ny momba @. Nefa tsy misy docs toy izao izay manohana ny hevitrao hoe tsy dia nangatsiaka ny andro t@'izany, fa vao mainka milaza ny manam-pahaizana fa angamba mamirifiry ny hatsiaka t@'izany. Sa misy ihany ? Omeo ary ny rohy miresaka momba an'izay. Satria ny rohy nomenao tsy mahalaza inona na inona momba ny lasa.
Fa raha ny fanaonao no fanaon'ny arkeologa dia tsy hisy tantara vanona eto.

14. sitlo
(
21/02/2013 19:40)
.
mahavoa anao -> voa aho no dikany
ianao dia mieritreritra fa -> hainao ny eritreritro no dikany
sound bite -> inona izao no dikan'io? dia asaina googleko
mety izay no lamaody any aminareo -> mpanara-damaody aho no dikany, tahaka ny voalaza amin'ny mpisera hafa hoe mpanara-drenirano
na olona tsy nianatra na olona kamo ara-tsaina -> na izaho tsy nianatra, na izaho kamo ara-tsaina
Amiko ireo dia fanambaniana ary tsy mendrika ho valiana fa manary hasina ahy.

15. sitlo
(
21/02/2013 19:45)
Tsy ianao moa no namaly ny fanoritako ny fotopinoan'ny FJKM hoe fampianaran-diso ? Nefa avy eo tsy omena akory ny antony nitenenana an'izay. Sa mety aminao ny manendrikendrika sy ny miampanga tsy mitondra porofo ?
haha, amin'izay hainao tsara ny fihetsem-pon'ny olona katsananao isaky ny dinika amin'ny hoe fampianaran-diso.
Raha nandinika ianao, im-piry talohan'iny ianao no nanoratra hoe fampianaran-diso, dia im-piry taorinany.
16. sitlo
(
21/02/2013 19:59)
Tsy hivaky loha tafahoatra @ vanintaona nahaterahan'i Kristy aho fa ianao no nametraka ny lohahevitra, anjaranao ny miaro azy, . @'izay ho hitan'ny rehetra fa tsy nalatsaka avy any an-danitra ilay izy.
Tsy haiko hoe mba misy dikany ve ity.
Raha tsy mivaky loha amin'ny vanintaona nahaterahan'i Kristy ianao, inona no nidiranao tamin'ity dinika ity?
ianao no nametraka ny lohahevitra, anjaranao ny miaro azy
miaro ny dinika notaritiko aho no antony mbola amaliako eto
Raha diso aho, porofoy. Ary izaho imbetsaka no nanaiky fa diso, sady mbola vonona ny hanaiky. Efa nolazaiko ombieny ombieny fa tsy nisy nahay tany ankibon-dreniny.
fa tsy ny mpamaky no hino anao sur parole na alefanao mitety net
ka ataoko ahoana izany, hino ahy sur place no mety sa alefa mitety net?
@'izay ho hitan'ny rehetra fa tsy nalatsaka avy any an-danitra ilay izy
ny rehetra angamba mahita fa tsy nalatsaka avy any an-danitra ny nosoratako
Izaho mantsy tsy Moizy.
17. sitlo
(
21/02/2013 20:19)
Fanampiny kely : fantantsika fa tena nisy tokoa i Jesoa Kristy satria misy docs be dia be mitantara ny @ ary azo raisina ho vavolombelona mahatoky. Na dia ny mpanoratra tsy kristiana sasany tahakan'i Pline le Jeune sy Flavio Josefa dia nitantara ny momba @. Nefa tsy misy docs toy izao izay manohana ny hevitrao hoe tsy dia nangatsiaka ny andro t@'izany fa vao mainka milaza ny manam-pahaizana fa angamba mamirifiry ny hatsiaka t@'izany. Sa misy ihany ? Omeo ary ny rohy miresaka momba an'izay. Satria ny rohy nomenao tsy mahalaza inona na inona momba ny lasa.
Iaraha-mahalala fa taorinan'ny "ère glaciaire" dia +/- stable ny hafanan'ny tany fa ny latitube sisa no mitondra ny saison. Raha ny docs no tadiavinao amin'izany dia tsy ahagaga raha lava be tsy ho voavaky ny dinika. Indrindra mbola mila porofoina koa hoe mitovy ny inclinaison-n'ny tany tamin'izany sns?

18. sitlo
(
21/02/2013 20:28)
Simple kely io dinika nentiko io. Nisy olona nilaza volana maromaro lasa izay fa mangatsiaka be any Jerosalema rehefa ririnina. Dia nino aho.
Kanjo tonga ity ny ririnina dia iny misy video mampiseho fa tsy mangatsika be ny manodidina any rehefa ririnina.
Hafahafa ny olona sasany ka! Tonga hatramin'ny hoe kamo ara-tsaina aho sns

19. Nehemiah
(
22/02/2013 06:07)
sitlo:
.
mahavoa anao -> voa aho no dikany
ianao dia mieritreritra fa -> hainao ny eritreritro no dikany
sound bite -> inona izao no dikan'io? dia asaina googleko
mety izay no lamaody any aminareo -> mpanara-damaody aho no dikany, tahaka ny voalaza amin'ny mpisera hafa hoe mpanara-drenirano
na olona tsy nianatra na olona kamo ara-tsaina -> na izaho tsy nianatra, na izaho kamo ara-tsaina
Amiko ireo dia fanambaniana ary tsy mendrika ho valiana fa manary hasina ahy.
Ianao aloha mahay mipotikana fanontaniana e
20. Nehemiah
(
22/02/2013 06:10)
sitlo:
Tsy ianao moa no namaly ny fanoritako ny fotopinoan'ny FJKM hoe fampianaran-diso ? Nefa avy eo tsy omena akory ny antony nitenenana an'izay. Sa mety aminao ny manendrikendrika sy ny miampanga tsy mitondra porofo ?
haha, amin'izay hainao tsara ny fihetsem-pon'ny olona katsananao isaky ny dinika amin'ny hoe fampianaran-diso.
Raha nandinika ianao, im-piry talohan'iny ianao no nanoratra hoe fampianaran-diso, dia im-piry taorinany.
Ianao koa ve hody fanona ? Nomeko foana ny antony mafa-fampianaran-diso azy. Fa ny anao dia finiavana hanisy ratsy fotsiny izao. Tsy haiko ny antony, lolom-po na zavatra hafa, fa izay no izy.
Izaho koa @'izany dia manana ny mari-drefy mafy orina hahafantarako hoe izao no marina izao no diso dia ny Baiboly izay Tenin'Andriamanitra. Ianao kosa tsy manana.