Io ary hoa aho hametram-pilana i benoit XVI
1. Maranatha
(
11/02/2013 12:16)
Ho tohin'ny resaka 25 Decembre izay namoahan'i Benoit XVI fa diso io daty io , dia io tokoa ary izy fa hametram-pialana, sao kosa misy mamono eo koa. Fa ny hevitra hanasaronana hentina hialana dia mody hoe ny fahasalamana . harao ity rohy ity http://fr.news.yahoo.com/benoit-xvi-le-pape-annonce-sa-demission-110341406.html
Ny antony hialany dia efa nilaza izy fa tsy hatao ny 25 decembre intsony ny Krismasy. Raha mbola havela eo izy dia hiteraka korontana be izany indrindra fa hoan'ireo mpankalaza io fety io. Henjana ihany ry Tefigasy sy ny ekipany ireto ka. Izahay efa rafotsy be very laona niandry izay zavatra higadona fotsiny. Hoe rahoviana ny datin'ny Krismasy vaovao homeny??? hanaraka ihany ve ry tefigasy sa hitazona ny 25 Decembre ??
Tsy i tefigasy ihany fa ny mpanaraka io fety io rehetra .
Mbola kely ihany ny hitoeran'ny Mazava aminareo mandehana raha mbola manana ny mazava hianareo.

novalian'i Fitia2 ny 21/03/2013 10:29
3. hery
(
11/02/2013 12:48)
lol
Ny krismasy 25 désambra foana ka. Satria ho anay mankalaza an'io fety io dia tsy tena daty marina nahaterahan'i Kristy io fa daty nifanarahana fotsiny hankalazàna ny fahaterahany izay tsy maintsy nisy fa tsy fantatra ny daty.
Ary na miova aza io daty io dia tsy misy dikany satria daty nifanarahana io ka rehefa miaraka mifanaraka indray hoe hovaina ny daty dia afaka ovaina.
Fa tsy hitako izay tena hifanarahana hanova ny daty satria tsy misy dikany loatra ilay daty fa ny zavatra fonosiny no misy dikany.
Eritrereto hoe ireny dadabe né vers 1920 ireny izay tsy fantatra ny tena daty nahaterany nefa ankalazaina andro iray ao anatin'ny taona ny anniversaire-ny. Na miova aza ny daty tsy misy olana.
Fa aza manahy... milamina tsara izahay :-)

4. Tefigasy
(
11/02/2013 12:50)
Maranatha:
Ho tohin'ny resaka 25 Decembre izay namoahan'i Benoit XVI fa diso io daty io , dia io tokoa ary izy fa hametram-pialana, sao kosa misy mamono eo koa. Fa ny hevitra hanasaronana hentina hialana dia mody hoe ny fahasalamana . harao ity rohy ity http://fr.news.yahoo.com/benoit-xvi-le-pape-annonce-sa-demission-110341406.html
Ny antony hialany dia efa nilaza izy fa tsy hatao ny 25 decembre intsony ny Krismasy. Raha mbola havela eo izy dia hiteraka korontana be izany indrindra fa hoan'ireo mpankalaza io fety io. Henjana ihany ry Tefigasy sy ny ekipany ireto ka. Izahay efa rafotsy be very laona niandry izay zavatra higadona fotsiny. Hoe rahoviana ny datin'ny Krismasy vaovao homeny??? hanaraka ihany ve ry tefigasy sa hitazona ny 25 Decembre ??
Tsy i tefigasy ihany fa ny mpanaraka io fety io rehetra .
Mbola kely ihany ny hitoeran'ny Mazava aminareo mandehana raha mbola manana ny mazava hianareo.
Mampalahelo ahy ise !
1.Tsy misy hidiran'i Tefigasy ny fialan'i Benoit na ny mbola hanohizany ny andraikitra sahaniny ankehitriny. Azy samirery izany. Ny asan'izany Pape izany aza tsy haiko akory hoe otran'ny ahoana.
2. Tsy katolika i Tefigasy ka na iza na iza hitondra an'io fiangonana katolika io dia tsy misy fihatraikany amin'i Tefigasy.
3. Afaka tsy mankalaza an'i Jesoa zazakely, teraka nofo mba hamonjy ny olombelona izay tsy te hankalaza. Tsy olana amiko na tsy misy mankalaza an'Andriamanitra intsony aza izao tontolo izao noho ny fahatongavany tety an-tany, saingy izaho (Tefigasy) dia hidera Azy lalandava aho, na izaho irery ihany aza sisa no mankalaza azy amin'izany fahaterahany izany dia ampy ho fahasambarako izany.
4. Na 25 Desambra no ankalazaina ny krismasy na tsy 25 Desambra, tsy olana amiko koa izany , rehefa mbola misy mahatsapa ny maha-zavadehibe izany fankalazana ny mpamonjy izany dia efa mahafaly !
5. Tsy hevitr'olon-tokana no antony hankalazako an'Andriamanitra tonga nofo, ho fahazavan'izao tontolo izao rehefa 25 Desambra, ka na iza hihemotra na iza hanenjika, hitady anton-javatra entina midera sy mankalaza an'Andriamanitra aza atao, maika ve fa ny efa misy indray no ajanona .
6. Izay ny fomba fiderako an'Andriamanitra. Midera Azy foana aho na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana. En plus raha mahita ao anaty baiboly ise hoe aza mankalaza an'Andriamanaitra amin'ny fahatongavany ho nofo teto an-tany dia tsy ahano izany intsony aho. Averiko foana fa fankalazana no nataon'ny anjely, mpiandry ondry, mpanjaka avy any an-tsinanana tamin'ny fotoana nahaterahan'i Jesoa.
Miala tsiny fa HS ny hevitra sasany nefa noho ny fitenenana manokana ny amin'i Tefigasy dia tsy maintsy nambara ihany izany !
5. hery
(
11/02/2013 12:51)
Fa sao dia misy tokoa ara ny fanatika mieritreritra hoe tena indray 25 desambra i Jesoa no teraka e? Dia hisy olona toa izany tokoa ve? Dia tamin'ny firy? sa dia tena sasak'alina tokoa satria isaky ny sasakalina no manao krismasy? :-)
Raha misy olona tahaka izany kosa dia mila mihevi-tena tsara.

7. niryna
(
11/02/2013 17:32)
hery:marina ny an'i hery ,tsy ny daty no tadiavina fa ny fon'ny rehetra izay milaza azy ho mpino an'i kristy(kristiana) .Moa ve mba manana fotoana ahafantarana ny fisiany tokoa ilay olona raha milaza fa mpanaraka Azy? Toy ny andro nahaterahanao ,ny fankalazana ny mariage sy ny sisa,ny fahafatesan'ny havana aza misy mahatsiaro hoe herintaona androany no nahafatesany
lol
Ny krismasy 25 désambra foana ka. Satria ho anay mankalaza an'io fety io dia tsy tena daty marina nahaterahan'i Kristy io fa daty nifanarahana fotsiny hankalazàna ny fahaterahany izay tsy maintsy nisy fa tsy fantatra ny daty.
8. sitlo
(
11/02/2013 18:07)
Tsy dia misy idiran'ny 25 desambra loatra ny antony ialany.
Maro ny olana sedrain'ny papa amin'izao vanim-potoana izao. Marina ny azy fa mila herim-batana sy herin-tsaina izany.
Ka raha ny tsy matory indray alina aza tsy vitany, ahoana no ahafahany hitantana olona mihoatra ny 1 tsitaisa?
Ny hany idiran'ny resaka krismasy dia ny tsy nahatantesan'ny vatany niandry sasak'alina farany teo.

9. maranatha
(
12/02/2013 05:28)
Raha ny tokony ho izy dia toy ny t@ rafitra faha mpanjaka ny rafitra mipetraka amin'io rafitry papa-nareo io raha tsy maty tsy miala teo na inona na inona no manjo azy.
Fa mazava be fa vokatry ny nahitany ny zavamiafin'ny Babilona ary mitady hivadika @ bibidia izy dia noterena hiala aloha. Ry zareo Franc-maçon sy ny iluminati no manery azy hiala. raha mbola te hijanona eo dia mamerina sy manala iny heverindry zareo fa fahadisoana goavana iny izy. (Ny nahitana ny fahadisoana ny fankalazana ny 25 decembre). Ny fandavana izany dia fatapaha-tenda (vonoina, na poizinina na misy mitifitra mihintsy sns...).
Ry zareo ao vatican io Bibidia lazain'ny baiboly io . Fanjakana kely nefa mahafehy izao tontolo izao. Ny fampianaran-diso rehetra mivoaka avy ao no atao hoe marikany. manampy azy akaiky Ny maison blanche (ilay bibidia faharoa). Mba jereo ireny CD mikasika ny Nouvel Orde Mondial ireny fa aza minia mikipy.
Mivoaha tao aminy hianareo ry oloko fa aza miombona ota aminy (hoy ny Tsitoha).
Aza manao ny fanaony .

10. hery
(
12/02/2013 05:51)
Efa betsaka ihany izay ezaka (fanenjehana) nataon'i Maranatha izay fa ee e. Ampio mafy ny vavaka raha hihaino izay ivavahanao :-)
Fa araka ny naveriko hoe interessé matoa mitsikera (izaho izao tsy miteny ratsy ny fonoana Shoite satria tsisy hovakiako loha, sady tsy te ho anu aho) Koa raha toa mbola mieritrwritra ny h hiveria dia malakilaky ihany :-)

11. hadji
(
12/02/2013 15:04)
hery:25 desambra no neken'i maro an'isa hatrizay "mivavaha ka aza mitsahatra ary tano mafy ny finoanao" azo ovana koa zany ny filaharan'ny andro sy ny volana raha mety izany dia ampifamadiho ny rindrina sy ny varavarana

12. Maranatha
(
13/02/2013 10:43)
hadji:

Ny hoe manenjika arak' izay lazain'i hery aloha dia tsy izahay mihintsy, na hoe hiverina amin'ny lalana diso (sanatria izany ny alika no miverina amin'ny nalohany)na hoe interessé (tena manofy)
Fa noho ity tenin'ny Tsitoha ity no mahatonga ny fanahy ato anatinay hanery anay hilaza ny marina aminareo izay mbola voatazona ao Ezk 3:18 Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.
Ka raha hoy moa hianareo hoe tano mafy izay hino anao na hivarina any an-kady aza. dia efa nahavita ny adidinay izahay fa ho tonga aminareo ity teny manaraka ity Ezek 3:19 Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny lalany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao.
Dieny tsy mbola mahatonga ny aizina ny Tsitoha dia mibebaha
13. mirananirina
(
13/02/2013 11:48)
maranatha:
Raha ny tokony ho izy dia toy ny t@ rafitra faha mpanjaka ny rafitra mipetraka amin'io rafitry papa-nareo io raha tsy maty tsy miala teo na inona na inona no manjo azy.
Fa mazava be fa vokatry ny nahitany ny zavamiafin'ny Babilona ary mitady hivadika @ bibidia izy dia noterena hiala aloha. Ry zareo Franc-maçon sy ny iluminati no manery azy hiala. raha mbola te hijanona eo dia mamerina sy manala iny heverindry zareo fa fahadisoana goavana iny izy. (Ny nahitana ny fahadisoana ny fankalazana ny 25 decembre). Ny fandavana izany dia fatapaha-tenda (vonoina, na poizinina na misy mitifitra mihintsy sns...).
Ry zareo ao vatican io Bibidia lazain'ny baiboly io . Fanjakana kely nefa mahafehy izao tontolo izao. Ny fampianaran-diso rehetra mivoaka avy ao no atao hoe marikany. manampy azy akaiky Ny maison blanche (ilay bibidia faharoa). Mba jereo ireny CD mikasika ny Nouvel Orde Mondial ireny fa aza minia mikipy.
Mivoaha tao aminy hianareo ry oloko fa aza miombona ota aminy (hoy ny Tsitoha).
Aza manao ny fanaony .
Hay misy bibidia ao hihi, mahagaga izany fa aiza ihany ary no tany tsy misy bibidia mba handehanay?
14. Maranatha
(
13/02/2013 12:21)
mirananirina:
Hay misy bibidia ao hihi, mahagaga izany fa aiza ihany ary no tany tsy misy bibidia mba handehanay?
Tsy haiko hoe mananihany ve hianao?? fa raha izay no marina dia hoy ny Matio 7:6 Aza omena ny alika izay masina; ary aza atsipy eo anoloan'ny kisoa ny vato soanareo*, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.
15. tsitialainga
(
14/02/2013 09:03)
Salama daholo ny mpisera e!
Salanitra koa ianao namana sady rahalahy Maranatha.
Mampahery anao hatrany hanambara sy hampiseho ny FAHAMARINANA, ny Ray ao ambony hamaly fitahiana sy famindram-po ary hanampy fahasoavana ambony fahasoavana anao.
Raha manaraka tsara ny resaka etsy ambony aho dia tena tsy mampalahelo intsony fa tena mahavaky fo mihitsy raha ny hamafisan-katoky ny sasany. Ireo marina mihitsy ireo taranaka mpitady famantarana hafa voalaza ao @ Mat 12/38-39, fa manjary donto ny fony ( Rom 1/21), ary tsy mety miala aminy intsony ny fisalobonana ( 2Kor3/14).
Koa eto aho dia tsy sasatra foana mampahery an-tsika rehetra izay nifoha ho @ fahamarinana sy te hizara maimaim-poana ny FAHALALANA TSARA avy any AMBONY fa efa voalaza mialoha avokoa ny zavatra hoavy sy hiseho rehetra fa asakasak' izay jamba mana-maso sy marenina manan-tsofina.
Ny tena mpino dia ny mandinika sy ny manadray anatra @ zava-miseho rehetra manodidina sy maneran-tany sao efa manaroka ny aviavy sns dia ho faly izy satria tonga ny fotoana izay nampanantenaina hangalàna azy fa izay tsy taitra dia mazava hoazy fa mbola mankafy ny ety ambany izy. Ny Kolos 3/1-7 dia mbola manamafy fa tsy maintsy misy foana ny mandà sy mikafiry.
Ny hahatsikaiky mantsy namana Maranatha dia tsy ho taitra mihitsy ireto naman-tsika mafy fo sy hato-by mpanaraka calendrier ireto raha tsy hanao aveu mihitsy i Benoit fa fanompoan-tsampy tsy roa aman-tany no iainan'ny katolika. Aiza ka efa ny zokiny be mihitsy no milaza fa tsy izy io kanefa mbola miziriziry ihany ireto voky laingan-tsika ireto hoe tsy maninona io. Mitandrema ihany ianareo voky gaufrette fisaka isa-maraina ireo fa tsy azo vazivazina ny Tompon'ny Fanjakan'ny Lanitra.
Izaho namana Maranatha manahinahy hoe sao dia mba te-hamonjy ny fanahiny @zay àry Benoit ty? Fahafirin' ireo niova fo tahaka an-dry Elima sns t@ andron' i Paoly izy?
Ireo fanambaranao tery ambony mikasika ny fanerena mivantana natao taminy dia tena mitombina fa efa azonay (...) tsindrimandry 1 volana lasa io zava-niseho io.
Izaho manokana dia mivavaka ho azy mba tsy hisy hamono izy noho ny fahasahiana lehibe nasehony ary tsy mbolaa nisy nahavita izany ireo rehetra talohany fa niala t@zao fotsiny kanefa mino aho fa na hovonoina @zao aza izy dia tsy ahoany intsony fa SECRET DES MILLENAIRES no efa SAHINY NAMPAHAFANTARINA IZAO TONTOLO IZAO.
Mahereza foana isika mampita ny FAHAMARINANA rahalahy Maranatha fa tsy very fanantenana isika raha mbola misy koa ny F...

16. bor2lais
(
14/02/2013 12:25)
tsitialainga:
Ireo fanambaranao tery ambony mikasika ny fanerena mivantana natao taminy dia tena mitombina fa efa azonay (...) tsindrimandry 1 volana lasa io zava-niseho io.
Tsitialainga angaha naman-dry asdepika ao amin'ny vondron'ny mpaminany ao ? :-)
17. tsitialainga
(
14/02/2013 14:06)
bor2lais:
tsitialainga:
Ireo fanambaranao tery ambony mikasika ny fanerena mivantana natao taminy dia tena mitombina fa efa azonay (...) tsindrimandry 1 volana lasa io zava-niseho io.
Tsitialainga angaha naman-dry asdepika ao amin'ny vondron'ny mpaminany ao ? :-)
bor2lais kouou! sady tsy naman-dry asadepika no tsy naman-dry roidepika fa mpiray lova @ AS des AS sy ny ROI des rois e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Hi!hi!hi!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
18. hery
(
14/02/2013 15:38)
Maranatha:
Ezek 3:19 Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny lalany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao.
Efa nananatra anao ihany aho ary saika tsy hananatra anao intsony kanefa mahita an'io dia teny io hiezaka hananatra anao mba hialanao amin'ny lalana ratsy.
Dieny tsy mbola mahatonga ny aizina ny Tsitoha dia mibebaha
19. mirananirina
(
14/02/2013 16:33)
Maranatha:
mirananirina:
Hay misy bibidia ao hihi, mahagaga izany fa aiza ihany ary no tany tsy misy bibidia mba handehanay?
Tsy haiko hoe mananihany ve hianao?? fa raha izay no marina dia hoy ny Matio 7:6 Aza omena ny alika izay masina; ary aza atsipy eo anoloan'ny kisoa ny vato soanareo*, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.
Izany hoe miresaka alika sy kisoa ny baiboly eto? dia bibidia koa? Ary mananihany ianao milaza ny hafa bibidia io sa ahoana? Fa raha tsy izany dia feno bibidia sy kisoa eto antany
20. Maranatha
(
15/02/2013 05:28)
mirananirina:
Izany hoe miresaka alika sy kisoa ny baiboly eto? dia bibidia koa? Ary mananihany ianao milaza ny hafa bibidia io sa ahoana? Fa raha tsy izany dia feno bibidia sy kisoa eto antany
Hay ve miresaka @ zaza vao miana-mandeha ity izaho mbola ronono hay no fihinany.
Ny Biby= fanjakana
Daniela 7:19 Dia naniry hahalala izay fototra marina ny amin'ny fahefatra aho, dia ilay biby hafa noho izy rehetra sady mahatsiravina indrindra izay nanana nify vy sy hoho varahina sady nihinana sy nanotahota, ary ny sisa tsy laniny dia nohosihosen'ny tongony;......23 Izao no nolazainy: Ilay fahefatra amin'ny biby dia fanjakana fahefatra et? ambonin'ny tany, izay ho hafa noho ny fanjakana rehetra sady handrava ny tany rehetra ary hanosihosy sy hanorotoro azy.
Koa satria mbola ronono no fihinanao dia aza manadrakandrana Tolana mihintsy fa sao tsy haniry ny nifinao. na ny vetin-kanina sao harary ny kibonao.