avent-advento-fiandrasana ...

1. bor2lais ( 10/12/2012 16:12)
Ity misy rohy miresaka io lohateny io 4 taona lasa izay ho an'izay mety liana ny amin'izany !
jereo eto
novalian'i bor2lais ny 12/12/2012 12:37
2. sitlo ( 11/12/2012 07:33)
Mianatra hira izany ny ankizy kely:

Dadabe noely ô,
omeo bômbô zahay,
Ataovy ao anaty satroka ô,
rehefa matory dôdôôôô

Dia hozy maranatha, nidiran'ny devoly, mpanompo an'i losifera, lasa any amin'ny afobe daholo.

Teo dia nitomany daholo ny ankizy.
Dia hozy indray manaratha: bibidia...

3. Maranatha ( 12/12/2012 11:14)

sitlo:

Mianatra hira izany ny ankizy kely:

Dadabe noely ô,
omeo bômbô zahay,
Ataovy ao anaty satroka ô,
rehefa matory dôdôôôô

Dia hozy maranatha, nidiran'ny devoly, mpanompo an'i losifera, lasa any amin'ny afobe daholo.

Teo dia nitomany daholo ny ankizy.
Dia hozy indray manaratha: bibidia...




Hay ve mba manaraka ity resaka ity koa i sitlo e! tena tsara mihintsy MBA HO VAVOLOMBELONA HO AMINAO KOA IZANY . Ezekiela 3:18 Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.19 Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny lalany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao.
4. bor2lais ( 12/12/2012 12:37)
Ity koa misy rohy iray hafa ho an'izay mety ho liana !
xmasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1514