Ho faty afaka 4andro isika e , manao veloma anareo fa hamonjy fianakams ah no hofaty
1. andrywui
(
17/12/2012 12:48)
LOZA ! .. LOZA..! LOZA
efa hita maso le NIBIRU ka ze manana jumelle defa afaka mahita azy mirimorimo be manatona ny tany !!
k'inona mou zany fa de efa hamaraparana ny resadresaka eto isika fa de veloma daholo zany ho an'izay ho any andanitra !!
ho an'ireo zay tsy tafiditra ny lanitra mou de mahereza fa sitrapo nenareo !!
zahay ho any andanitra ooooo

novalian'i RBNIR ny 03/01/2013 17:15
2. cbd
(
18/12/2012 09:07)
raha io bandy io no tafiditra any an-danitra d ts misy ny devoly
rehefa manao veloma ko d ts miverina eto tsony ! afaka maloto aloha ny ato

3. andrywui
(
18/12/2012 09:22)
cbd:olty ty le nandra ty ah ,,innn no idiran'ny pokitika eto amn resaka ho any andanitra lty ?? Sa amlah zany refa oe tgv de tsy mankany andanitra???; vendrana reto zanak i dada mody mba mpivavaka reto kah ,,dinio ane zany mba raison anlah e hahaha
raha io bandy io no tafiditra any an-danitra d ts misy ny devoly
rehefa manao veloma ko d ts miverina eto tsony ! afaka maloto aloha ny ato
4. andrywui
(
18/12/2012 09:24)
Vao tsy faraandro amn 21 less de miverina mampijaly anlah eto iany ah fa elah no ndana miainga any ....
5. leva2
(
18/12/2012 19:01)
Velona Jesosy!
Raha diso ny Tenin'Andriamanitra ny amin'ny andro farany namana dia ho nino izay lazainao aho!

6. didi10
(
19/12/2012 06:58)
cbd:
raha io bandy io no tafiditra any an-danitra d ts misy ny devoly
Tsy tonga hiantso ny marina anie ny Tompo fa ny mpanota mba hibebaka e!
I Kor 1,27
27 fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny hendry; ary ny malemy amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra hampahamenatra ny mahery
Rehefa tsy hibebaka isika kanefa izy nibebaka dia tsy maintsy izy no hialoha ansika any.
7. Nehemiah
(
19/12/2012 07:15)
Raha tena misy izany planety Nibiru mihamanatona ny tany, maninona no tsy tratry ny horohoron-tany sy tsunami BDB nohon'ny sintona gravitationnel ataon'izay planety izay ?
8. andrywui
(
19/12/2012 07:44)
Ka le izy angah planète ngezabe fa kely anie e 12km de diamètre fotsiny le izy ra tsy diso ah fa grave n'y impacte n'y midoboka ety , efa tena tazamaso mitsy ary le izy zao kou , any à Italy izy no hita be amzao , tonga de may n'y globe , miakatra n'y rano , horohorotany ,potika n'y surface rehetra ...vita tsika e ....veloma lehery à , veloma less lepikatti à , veloma mirana à ,veloma locl s'y mlammm be mokony veloma daolo fa ho kila forehatra
9. Miharena
(
19/12/2012 14:30)
Ny fifamoivoizan'ny planeta aloha dia efa vaokajy matoa nataon'Andriamanitra toy izay.
Fa tsy aleo ve amin'ny Sabotsy isika miresaka momba ny tsy fianjeran'io Nibiru io e!
Aza dia tonga dia mifanao veloma namana a! Eny e! diso aho! Veloma no mety satria ho velona daholo ihany e!
Mahay ihany ny Malagasy niteny hoe Veloma rehefa hisaraka an! tsy misy izany fahafatesana izany teo ami'ny finoany raha io no zohina satria na nodimandry aza atao hoe Veloma.

10. milamm
(
19/12/2012 17:49)
lool aleo imehezana tony resaky wui tony faita mintsiny oe olona mora vokisana lainga sy mpanely tsaho lool
12. Nehemiah
(
20/12/2012 05:24)
Raha 12 km fotsiny ny diam D tsy planety izany fa planétoïde (mety astéroïde mihitsy aza).
13. indro
(
20/12/2012 10:48)
Remerciements pour faveur obtenu,
"Que le sacré cÅ“ur de Jésus sois loué, adoré et glorifié, pour des siècles et des siècles. Amen !"
Dites cette prière 06 fois par jour pendant 09 jours et vos vÅ“ux seront exaucés méme si cela vous semble impossible. N'oubliez pas de remercier le Sacré cÅ“ur avec avec promesse de publication quand la faveur sera obtenue.
R. N. Andréa

14. leva2
(
21/12/2012 13:19)
indro:

Ary sao dia mba ity "astéroïde" ity ary ilay nangatahan'ny namana indro am-bavaka?
Fanamarihana hafa : ny kristiana anie namana ka tsy matahotra ny ho faty izany e, fa hoy i Paoly : «Fa Kristy no antony ahavelomako, ary ny fahafatesana no ahazoako tombony»
Fil 01/21.
15. andrywui
(
21/12/2012 13:29)
leva2:

Tsy mataoatra ho faty n'y kristiann ka marina zany , fa hery anga mataoatra toa tsy sahy miditra mitsy e ,sa mibebaka mafy i hery amzao? Ye marina nenao ka tsy misy maharatsy n'y miaiky n'y heloka vita alou e aleo mangina Sao de taraiky ety eo ..
17. didi10
(
21/12/2012 18:41)
tratran'ny 22 desambra wiwi a!
Mba aoka izay io fifampihatsiana ara-politika io e! tsy misy tombontsoa ho azonao ao tsy aleo ve manafana ny fanahy eto amin'ny fivavahana sy finoana e!
Jakoba 3;16
16 Fa izay misy fialonana sy fifampiandaniana dia misy fikorontanana mbamin'izay asa ratsy rehetra. 17 Fa ny fahendrena izay avy any ambony dia madio aloha, ary tia fihavanana, mandefitra, mora alahatra, be famindrampo sy be voka-tsoa, tsy miahanahana na mihatsaravelatsihy. 18 Ary ny vokatry ny fahamarinana dia afafy amin'ny fihavanana ho an'izay mampandroso ny fihavanana

18. cbd
(
21/12/2012 20:04)
mbola velona any nga lé bandy iny sa tapitra androany ny androny ? ahahahaha
mpamely tsaho mahatsiravina tsssssssssss

19. andrywui
(
22/12/2012 00:54)
cbd:
mbola velona any nga lé bandy iny sa tapitra androany ny androny ? ahahahaha
mpamely tsaho mahatsiravina tsssssssssss
o ry cbd dondombelona a ! fa za ve no miteny anzany ry lety sa ny internet a ! ?? mitatitra fotsiny ah no eto ozy hery zay !! ka zah no lazainlah fa mbola vell sy ny sisa eto !!! zay no mbola maha nandra anreto zanak'i dada ireto !! miteniteny foana otran tsy nandia fianarana leretsy kah !!! zah eto mitondra vaovao fa tsy za no lazainlah fa namorona anzany gggrrrrrrr !!!!
20. andrywui
(
22/12/2012 00:56)
cbd a ,
enga anie mba TSY hilatsaka eo ambonin'ny tafotranonlah any zany nibiru zany !!!