Ho faty afaka 4andro isika e , manao veloma anareo fa hamonjy fianakams ah no hofaty
21. cbd
(
22/12/2012 02:22)
andrywui:
k'inona mou zany fa de efa hamaraparana ny resadresaka eto isika fa de veloma daholo zany ho an'izay ho any andanitra !!
rehefa manao veloma ry doma d ts miverina tsony a ! mba mahalalà menatra !
22. Miharena
(
22/12/2012 05:51)
Miarahaba ny namana Andrywui e!
Veloma hoy ny antsoiny. Io teny io hoy aho tsy misy miresaka hoe tsy miverna intsony izany fa fahavelomana no tian'ny Malagasy ifandaozana
Fa ity resaka 21 desambra ity dia fiovam-po no takiana. Fiovan'ny fomba fijery rehetra satria tonga ny fanovana lehibe eo amin'ny isam-batan'olona. HIatrika ny fanahy iombonany amin'ny Ray ny olona tsirairay. Io no fitsarana farany. Izay aloha no fahitako azy fa asa ny fiheveran'ny namana hafa azy.

23. andrywui
(
23/12/2012 00:09)
miharena --)) merci a
cbd __))asa na misy saina enao ry frere na aona ! mitatitra ny zavatra itako sy lazain'ny vaovao eto france ah ka ze fandraisanao azy de anao !!sa everinao fa zah no mamorona anireny vaovao ireny !!!zah ry akama de eto foana fa tsisy miaka eto zany aa ! an'i toi ngah ty serasera ty sa an'i rain'i toi no mandroaka olona eto zah miverina eto manomboka zao ary matetitetika eto mihitsy ka aza mifanena amiko ao amn politika ao fa ataoko mamay be

24. AndriambyII
(
24/12/2012 14:20)
Nantelin'i Arkanjely Gabriel hono le nibiru fa noraisiny hoe poma rakena.Loll
25. RBNIR
(
03/01/2013 17:15)
Faly miarahaba antsika hatrany ,
Ianaro tsara ity http://forum.serasera.org/forum/message/m507bdfc0e9c94#m50af4e1872312 dia rehefa tena miseho ilay Evènement faharoa dia miandrandrà amin'izay fa ho tonga ny farany.
Ny daty sy ora no tsy misy mahalala fa ny famantarana dia hisy ary izay rehetra mino dia hahafantatra tsara fa tena tokony hiomana tsara amin'izay.
Samia ho tahin'ny Tompo ry namana isany