Fantaro ny fiangonana mampirehareha ahy
1. milamina
(
30/03/2012 23:22)
Mampirehareha ahy ny fiangonako fa mpagoron-karena be. Ny fianakaviana mana-manjo aloha dia tsy afa-bela taminy mihitsy fa notakiany saosy be, amin'izay hono azo antoka fa lasa any an-danitra ilay nodimandry raha betsaka ny sola omen'ny fianakaviana (io fomba io no ianaran'ny polisy sy zandary mpisava papier tomobil amizao).
Ny reveko ao koa dia satria mandoa onitra lafo be ireo ny mpitarika fiangonana manodikodina zaza tsy ampy taona ka mety ho lasa mpanakarena ihany izahay raha mahita caméra caché ampitondraina ny ankizy. Tsy manaiky mantsy ry zalahy raha tsy misy porofo satria hono izy aza tsy manambady kanefa mahabevohoka sipa ahoana?
Fa anisan'ny mampiavaka sy mampirehareha amin'io fiangonako io dia ilay fatina mpitondra fiangonana noloharana tao am-pasana mba ho tsaraina sy melohin'ilay mpitondra fiangonana nandimby azy. Maro ny azo tantaraina fa ny milay indrindra dia be kill be io fiangonako io, tsy haiko na te hanakarena tampoka amin'ny fanimbazimbana ny zanany koa ny olona no mahatonga izany na tsy te hi s'engager amin'izany mariazy izany fa mianatra mangala-pihinana toa an-dry zareo mpitondra ao.
Iza ary io fiagonana mampirehareha ahy io?

novalian'i didi10 ny 04/04/2012 07:34
3. hery
(
31/03/2012 07:18)
Dia mba lazao izany fiangonan'i milanina izany... raha mbola azo antsoina hoe fiangonana ihany.
Nefa mety ho menatra ihany i milamina hiteny izany fiangonan'i milamina izany an. Sao dia mba izany ara no mahatonga ny sasany eto tsy milaza ny fiangonany eto

4. kiriah
(
31/03/2012 10:42)
Raha azoko tsara dia tsy fiangonanao lay izy ry Milamina , satria raha fiangonanao izy dia mba zavatra hafa ahay no noresahinao fa tsy "izany zavatra negatif be lazainao fa ireharehànao izany " ,mety ho diso ny fanombako raha hilaza aho fa FIANGONANA TINAO HO ESOESOINA fotsiny lay izy fa tsy fiangonanao . RAHA TSY IZANY manko dia tokony ho tary amin ny loha-hevitra nosoratan ' i Hery tary ianao no namaly sy nilaza izany fiangonanao zany fa tsy nanokatra loha-hevitra hafa eto.
Na izany na tsy izany anefa dia ZAY TINAO IHANY IO , saingy rehefa hiteny ihany maninona raha miteny hatramin ny farany fa miafina ao AMBAKIKY NY FANOTANIANA TOY IZAO ?.

5. niryna
(
31/03/2012 21:57)
milamina:Tss, tsy izay tiana ho tenenina moa tenenina e.
Mampirehareha ahy ny fiangonako fa mpagoron-karena be. Ny fianakaviana mana-manjo aloha dia tsy afa-bela taminy mihitsy fa notakiany saosy be, amin'izay hono azo antoka fa lasa any an-danitra ilay nodimandry raha betsaka ny sola omen'ny fianakaviana (io fomba io no ianaran'ny polisy sy zandary mpisava papier tomobil amizao).
Ny reveko ao koa dia satria mandoa onitra lafo be ireo ny mpitarika fiangonana manodikodina zaza tsy ampy taona ka mety ho lasa mpanakarena ihany izahay raha mahita caméra caché ampitondraina ny ankizy. Tsy manaiky mantsy ry zalahy raha tsy misy porofo satria hono izy aza tsy manambady kanefa mahabevohoka sipa ahoana?
Fa anisan'ny mampiavaka sy mampirehareha amin'io fiangonako io dia ilay fatina mpitondra fiangonana noloharana tao am-pasana mba ho tsaraina sy melohin'ilay mpitondra fiangonana nandimby azy. Maro ny azo tantaraina fa ny milay indrindra dia be kill be io fiangonako io, tsy haiko na te hanakarena tampoka amin'ny fanimbazimbana ny zanany koa ny olona no mahatonga izany na tsy te hi s'engager amin'izany mariazy izany fa mianatra mangala-pihinana toa an-dry zareo mpitondra ao.
Iza ary io fiagonana mampirehareha ahy io?
Tsara hofantatra fa tsy ny fiangonana no mahavonjy,tsy ny fiangonana no idirana any an-danitra,tsy ny fiangonana no tokony ho zahozahoana ,tsy mitovy ny fiangonana rehetra ary mora ho antsika ny mitsikera ny an'ny olona toy ny hoe ny adalan'ny olona hihomehezana fa ny an'ny tena tafian-damba.
Inona izany no vahaolana araka ny hevitrao ary fiangonan'izay io( aleo hianao no hiteny azy na efa fantatra aza izany fiangonana izany)
6. pissoa
(
02/04/2012 12:49)
Faly ery angamba izao Andriamanitra mahita ny nosoratan'i Milamina e ? hihihi
7. pissoa
(
02/04/2012 12:59)
Hay, izay vao hitako ilay lohahevitra nataon'i Hery hi hi hi. Mety tsy faly tampoka Andriamanitra ry Milamina a ! Anontanio izy hoe raha mahafatifaty azy ity lohahevitra ity ka tokony hotohizanao ve hi hi hi
8. didi10
(
04/04/2012 07:34)
Izay mirehareha, aoka ho Jehovah no reharehany. (Jer 9,23)
http://www.youtube.com/watch?v=blCYYCIMAPA