Fivavahana, finoana

niryna ( 03/01/2012 17:48)
Tsotra ihany ny valiny: Efa notenenina ombieny ombieny ny tokony hiverenana amin'Andriamanitra sy ny fanaovana fibebahana ary ny fiaikena ny fahotana raha tiana ho sitranin'Andriamanitra ny tany rehet... tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 18:13
didi10 ( 01/01/2012 07:50)
Tsara ny Tompo Faly miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona 2012. Raha mino ny fitahiana avy amin'i Jehovah angatahana amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianao dia aminanio, soraty eto ny fahasoav... tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2012 04:33
rijadolly ( 31/12/2011 01:27)
VITA OMALY TENY AMIN'NY FIANGONANA ANATY ROVA NY OMALY 30 DEC 2011 NY ANTANANARIVO HO AN'I KRISTY. [url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-30-desambra-2011-5855494]JEREO ETO 27mn 52-30mn raha... tohiny
novalian'i niryna ny 03/01/2012 17:35
ndenn ( 29/12/2011 23:45)
Mbola roritina ihany ve izany resaka izany ? ... tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2012 06:10
zokieva ( 27/12/2011 11:20)
Mba asio resaka kely aloha io e! fa izaho dia resy lahatra fa tena JIOSY ny razambentsika ary misy porofo betsaka tsy azo lavina izany ka izany no anton'izao rehetra mitranga eto @ firenena izao!... tohiny
didi10 ( 26/12/2011 08:46)
Tsara ny Tompo Misy tantara kely ity hampieritreretana antsika. Misy Lehilahy iray, efa nandray an'i Jesosy ho Tompo sy mpamonjy azy, tena mivavaka ary efa nametraka ny fiainany iray manontolo eo am... tohiny
novalian'i danielio ny 17/01/2012 05:09
rijadolly ( 25/12/2011 15:46)
SASAKALIM-PIDERANA TVPLUS, TCR, ANTSAN'I KRISTY, VENTSON-KIRA,... [url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/sasakalim-piderana-24-d%C3%A9c-2011-5846095]tsindrio eto[/url] ... tohiny
novalian'i bor2lais ny 26/12/2011 10:18
didi10 ( 20/12/2011 06:30)
Tsara ny Tompo Ampanetre-tena no somary ampianarako "droit constitutionnel" kely ny mpisera namana rehetra. Ny lalana fototra na "constitution' ntsika amin'izao fotoana izao dia manambara fa ny "De... tohiny
novalian'i danielio ny 18/01/2012 04:58
LazaDaddy ( 20/12/2011 01:34)
Araka ny Soratra Masina dia fantatra fa tsy mifidy asiana i Satana ary nokendreny hatramin'i Kristy mihitsy aza. Tsy tafiditra anefa izy tamin'izany satria nidian'i Kristy tsara ny varavarana fidirany... tohiny
novalian'i bichette ny 27/12/2011 00:16
didi10 ( 17/12/2011 06:00)
Tsara ny Tompo, Maro ny tanora malagasy no fatram-paka tahaka ireo fomba vahiny entin'ny rivotry ny taona arivo vaovao izay miely tsy misy sivana amin'ireo fantson'ny fifandraisana maro isan-karazan... tohiny
novalian'i Miharena ny 28/12/2011 07:32
didi10 ( 13/12/2011 06:30)
Tsara ny Tompo Ataoko fa maro ny mitovy amiko ka mametram-panontaniana amin'ny tian'i Jesosy ho lazaina eto. Raha misy manana hevitra dia misokatra ny famakafakana raha sitrakareo. ... tohiny
novalian'i Miharena ny 24/12/2011 03:32
rekinbelo ( 10/12/2011 14:44)
Raha tsy nanota i adama sy eva, dia nanao ahoana ny fiainantsika olombalona teto an-tany? raha ny lazain'ny baiboly no jereko aloha dia lasa paradisa ny tany ary feno ny taranak'izy ireo salama sy ts... tohiny
novalian'i rijadolly ny 25/12/2011 03:00
miarana ( 08/12/2011 12:01)
D’où vient le mot Noël ? Dans L'Ancien Testament il est écrit: Car un enfant nous est né, un fils nous est donné, Et la domination reposera sur son épaule; On l'appellera Admirable, Conse... tohiny
novalian'i miarana ny 19/12/2011 19:10
RBNIR ( 07/12/2011 09:41)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=9p3-rloaxVQ[/youtube] 1. O ! Izany diako mahitsy hatrany re Ho any Aminao (Aminao ry Tompo) Fa ny hany tiako Ka hotompoiko anie dia Ianao. 2. Na hisompatra a... tohiny
novalian'i RBNIR ny 09/12/2011 12:31
LazaDaddy ( 06/12/2011 01:02)
Nankaiza ianareo fiangonana no toa anjakan'ny ratsy ny firenena? Mpanolana ankizy, jiolahy mitam-basy, valifaty, vono olona, mosavy, halatra, fifampiantsian’ny mpanao politika, fitiavam-bola sy voni... tohiny
novalian'i rijadolly ny 25/12/2011 02:48
didi10 ( 05/12/2011 16:42)
Tsara ny Tompo Efa mba nandinika ny Batisa natao tamintsika ve isika ka nanontany hoe: Ankasitrahan'Andriamanitra sa tsia? Samy manaika angamba isika fa ny Batisa dia dingana tsy maintsy atao handov... tohiny
novalian'i Prime ny 12/09/2018 14:22
didi10 ( 05/12/2011 16:41)
Tsara ny Tompo Efa mba nandinika ny Batisa natao tamintsika ve isika ka nanontany hoe: Ankasitrahan'Andriamanitra sa tsia? Samy manaika angamba isika fa ny Batisa dia dingana tsy maintsy atao handov... tohiny
novalian'i rijadolly ny 16/12/2011 16:21
christian777 ( 05/12/2011 12:17)
I Jehovah Andriamanitra no manorina ny Fivavahana marina. Tsy ny olombelona no manapaka izany na dia anao ahoana aza ny fahalalan'izany olona izany. Tsotra no tena hamatarana izany : - Ny fitandremana... tohiny
novalian'i Prime ny 28/03/2017 06:10
niryna ( 29/11/2011 17:28)
Ary nilaza zavatra maro tamin'ny fanoharana Izy ka nanao hoe : Indro,nivoaka ny mpamafy mba hamafy s ry raha namafy izy: ny sasany dia voafafy [b] teny amoron-dalana[/b] dia avy ny vorona ka nandan... tohiny
novalian'i niryna ny 09/12/2011 16:50
rijadolly ( 27/11/2011 03:31)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xb7ue5_hiara-hivavaka-isika-rija-rasolondr_music#rel-page-9[/dailymotion] Ho anjakan'i FIFAMELANA tanteraka izay eo ambany fahefan'i JESOA KRISTY anie ... tohiny
novalian'i Prime ny 10/12/2011 10:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.9905