Lioka 14, 26 MISY FIFANOHERANA (contradiction) VE NY TENIN'ANDRIAMANITRA?
1. didi10
(
26/12/2011 08:46)
Tsara ny Tompo
Misy tantara kely ity hampieritreretana antsika.
Misy Lehilahy iray, efa nandray an'i Jesosy ho Tompo sy mpamonjy azy, tena mivavaka ary efa nametraka ny fiainany iray manontolo eo am-pelantanan'Andriamanitra.
Manana olana anefa izy satria ny vadiny sy ny zanany dia mbola tsy nifoha, tena mbola milomano ao anatin'ny fahotana, ny fimamoana, fangalarana sy famonoan'olona, ny fijangajangana, ny homosexualité ary ny rendrarendran'izao tontolo izao.
Mananatra azy ireo mafy ity lehilahy ity isanandro isanandro kanefa vao maika niteraka elanelana teo aminy sy ny vady aman-janany izany.
Nikaroka hevitra ara-baiboly izy mba handaozany ireto fianakaviany ireto fa tsy hitany intsony izao atao ka ity no taratasy napetrany teo ambony latabatra dia lasa izy:
Lio 14 : 26
26 Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.
Misokatra ny fanehoan-kevitra!

novalian'i danielio ny 17/01/2012 05:09
2. rijadolly
(
26/12/2011 10:20)
Mahavarina ihany indraindray ny fandraisana fepetra ohatry izany matetika izay ataon'ny Mpino kristianina. Ary ny zavatra voamariko dia ny olona miova fo izay voaovan'ny fiangonana zandriny. Zavatra voamariko io fa tsy mitsara aho an.
Tsara ilay fanampahan-kevitra raha toa ka midika tsy fiarahana amin'izy ireo amin'ny zavatra tsy mety ataony. Fa raha ohatra kosa fialana amin'izy ireo izay midika fandaozana tanteraka ka amela azy noho ny tsy faharetana hanitsy, ka hilazako fa fahatahorana hifanandrina amin'devoly dia hoy aho hoe tsy mety. Ny tsara sy araka ny tokony ho izy dia izy ireo no miala fa tsy isika mpino velively. Ny olana mantsy dia izao:
MIALA ILAY ASA ISIKA KA ANDEHA HITADY ASA.
Afaka manazava aho raha tsy azontsika ny hevitr'io teniko io. Mino anefa aho fa afaka amanazava amintsika ny Fanahy Masina raha toa ka tena tiatsika ny olona eo anilantsika izay tiatsika ho vonjena.
Ho an'Andriamanitra sy Jesoa Kristy irery ihany anie ny voninahitra Amen!

3. bor2lais
(
26/12/2011 10:37)
Miombon-kevitra amin'i Rijadolly aho eto !
Ny fifanoherana misy eto tokoa dia :
sy ny hoe :
Noho izany dia ekeko ny hoe
Izany hoe "Jerosalema" aza mbola tsy vita dia "Samaria" no ndeha hiazakazahana ! :-)
Mba tsy nampiny ny Lioka 9.60 (na Matio 8.22) indray ary ! ;-)
Ny fifanoherana misy eto tokoa dia :
didi10:
Misy Lehilahy iray, efa nandray an'i Jesosy ho Tompo sy mpamonjy azy, tena mivavaka ary efa nametraka ny fiainany iray manontolo eo am-pelantanan'Andriamanitra.
sy ny hoe :
didi10:
Nikaroka hevitra ara-baiboly izy mba handaozany ireto fianakaviany ireto fa tsy hitany intsony izao atao
Noho izany dia ekeko ny hoe
rijadolly:
MIALA ILAY ASA ISIKA KA ANDEHA HITADY ASA.
Izany hoe "Jerosalema" aza mbola tsy vita dia "Samaria" no ndeha hiazakazahana ! :-)
Mba tsy nampiny ny Lioka 9.60 (na Matio 8.22) indray ary ! ;-)
4. didi10
(
26/12/2011 11:20)
Misaotra tamin'ny fandraisana anjara,
Marina tokoa ny teninareo satria tonga amin'ny fahendren'ny ntaolo hoe: "Ny adan'ny olona aza va rakofan-damba mainka fa ny adalan'ny tena".
Marina fa hoy Jesosy hoe (Matio 11;57):" : tsy misy mpaminany tsy hajaina, afa-tsy amin'ny taniny sy ny mpianakaviny ihany. 58 Ary tsy nanao asa lehibe maro teo Izy noho ny tsi-finoan'ireo". fa adinony ilay famenony hoe (Mat 10;22) "22 Ary ho halan'ny olona rehetra hianareo noho ny anarako; fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena."
Tsy misy mifanohitra ny tenin'Andriamanitra fa isika Kristianina no mamolaka ny soratra masina araka izay mety amintsika fa tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra.
Mahereza namana amin'ny fitoriana, aza kivy, aza mihemotra fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena!

5. bichette
(
26/12/2011 23:58)
Ny tena atao voalohany dia mivavaka, mametraka ilay situation ao amin'i Andriamanitra, mangataka revelation ; nahoana no important izany ???
ohatra : misy olona marary mafy dia mafy tena hoe marary, dia handeha ity kristianina hoe hamangy sy hitondra fampaherezana ka manontany tena izy hoe "inona no atao, hitory ny famonjena ka hentanina ilay olona hibebaka mba handovany ny fiainana mandrakizay satria efa ho faty atsy ho atsy ve sa toriana azy fa rien n'est impossible a Dieu ka mivavaka sy mamporisika izy hino satria Andriamanitra manasitrana, velona sy mitazona ny teniny Andriamanitra ary ny finoana mahafindra tendrombohitra ???"
raha miteny hoe manasitrana ny Tompo, ary tena manasitrana mihitsy ny Tompo ekena izany, kanefa efa ao anaty planin'ny Tompo fa ho alainy ilay olona, ho faty zany ilay olona, nohon'ny antony izay Izy irery no mahalala azy, anefa ianao tena mitory ny fanasitranana, ka satria efa planin'i Tompo fa ho faty io olona io ka dia maty anefa na dia nitolona ambavaka mafy aza !!!!
raha toa indray anefa ka ao anatin'ny planin'i Tompo indray anefa ny hanasitrana ilay olona hanehoany ny fahalebiazany sy hoe Andriamanitra RAPHé Izy fa ianao no tiany homena hosotra hametra-tanana azy hahasitrana ilay olona, ianao anefa mieritreritra fa hoe ho faty ilay olona ka tsy manao na inona na inona akory ianao ary tsy sahy akory miteny fa Andriamanitra mahagaga anie ity Andriamanitra !!!! hmmm !!!! raha ianao no tratran'io situation io dia inona no ataonao ?
izay izany no maha zava dehibe ny mangataka revelation avy amin'Andriamanitra mba ho Izy no hitarika ny vavanao, ny vavakao mba ho araky izay sitrapony. Mba hatorony anao ny plan-ny hoe ho alainy ve ilay olona ka noho izany mila toriana ny filazantsara ilay olona mba handovany ny fiainana mandrakizay sa sitrak'Andriamanitra ny hivelomany ary te hampiseho ny voninahiny Izy ka resaka fanasitranana, vavaka fanasitranana no tokony atao ?
Dia toa izany koa ilay tantaran'i Didi10, inona no tokony ataon'ilay olona ? mandao ny fianakaviany ve ? sa hoe mijanona eo ihany ka hitondra azy ambavaka ?
Misy situation maro no otran'io tantaran'i Didi10 io, maro ny nandeha satria raha mijanona izy dia mety hanimba azy mafy izany fa tsy hiova ireto vady aman-janany, mety hoe tokony hijanona ihany izy fa kosa mivavaka ary mifady hanina aza angamba ... mety koa mantsy hoe amin'ny zoma hoy ny Tompo no hanokatra ny masom-panahin'ireto vady amanjanaka ho tonga saina amin'ny ataony, anefa satria ity ralehilahy tsy nanontany an'i Tompo dia nandao ny tokatranony ny alakamisy alina !
Somary ni illuster-ko ilay izy mba hahitantsika tsara ny mahazava dehibe ny mivavaka alohan'ny hangalana fanampahankevitra, mila mahazo revelation avy amin'Andriamanitra, manontany an'Andriamanitra, mi consulter an'Andriamanitra aloha. Tsy avadibadika ny baiboly ka mitady tena hampamandrimandry saina, na tena hi justifier ny efa ao an'eritrerintsika na izay mifanarakaraka amin'ilay situation !!!
Mila halalinina tsara koa ny tenin'Andriamanitra hoe "fa maninona Jesosy no miteny an'ito eto anefa otran'ny mifanohitra amin'ny noteneniny tatsy"
Ny havaliko amin'ilay fanontanin'i Didi10 dia hoe mila mivavaka, raha tokony zaraina amin'olona ilay olana dia zaraina amin'ny olona mba tena hitolomana ambavaka manontany an'i Tompo ny tokony atao, ny sitrapony, ny planiny, ny tokony ataon'ity lehilahy izay tena very hevitra ity ;-) tsy mandray fanapahan-kevitra raha tsy tena hoe tena resy lahatra fa nahazo valiny avy amin'Andriamanitra fa tsy ny eritreritra na ny sentiment sy emotion no mi dictée

6. didi10
(
27/12/2011 07:37)
Tsara ny Tompo
Misaotra Bichette
Ny antson'Andriamanitra tokoa dia mitaky "sacrifice", toa an'i Abrahama izay ,nasaina nandao ny taniny, ny ankohonany, ny sakaizany sy izay rehetra nananany mba hanaraka an'Andriamanitra, toa an'ireo Apostoly izay nasaina nandao ny azy rehetra ihany koa;
Hanamafisako ilay tenin'i Brichette dia "Révélation" io antson'Andriamanitra io fa tsy izay te hitsoaka adidy, sy handositra olana rehetra dia afaka milaza fa voaantson'Andriamanitra avokoa.

7. Miharena
(
03/01/2012 06:20)
Miarahaba ny rehetra ao amin'ny Tompo indray amin'ity taona vaovao ity e!
Tsara ilay loha-hevitra ahafahana mandray ny foto-pisainan'ny krsitiana sasany izay heverina fa tsy manana fiorenana loatra amiko satria tsy ara-bakiteny akory ny fandraisana ny teny fa misy FOTOTRA iorenany hatrany.
Raha ny resaka hoe fankahalana ny fianakaviana amin'ny fanarahana an'i Kristy dia midika fotsiny io hoe banjino ny Tompo eo amin'ny ataontsika rehetra fa aza miherikerika amin'ny hafa. Ny anjarantsika dia ny matoky ny Tompo amin'ny fikasihany ny fanahin'ireo manodidina antsika ary maneho fitondran-tena mazava sy taratry ny hafa fa maha-te-ho tia ka ahafahan'izy ireo mifoha koa avy eo. Ny fandaozana dia tsy eo amin'i Kristy velively ary io no ilaina amin'ny Krisitana. Izany no nilazaNY hoe : tiava ny fahavalonareo sy ny nahatongavaNY nisedra ny hazo fijaliana tsy nanana famaliana na dia kely akory aza.

8. danielio
(
16/01/2012 06:02)
Faly miarahaba ny panaraka ny forum rehetra fa izaho dia milaza fa tsy misy fifanoherana ny tenin'Adriamanitra fa mazava ny vavaka nataony Jesosy Jaona17:15 hoe tsy hampiala ny mpianatra amin'izao tonotolo izao no mangatahany fa ny hiarovana azy ireo @ ratsy izany ireo ankohonana izay manodidina dia mbola izao tontolo izao ihany.
9. Miharena
(
16/01/2012 13:52)
Ilay izao tontolo izao tokoa dia tokony faritana tsara. Marina ve fa ny ankohonana sy ny manodidina dia izao tontolo izao? Eny ny valiny ary ny vatabentsika koa dia izao tontolo izao. Saingy mila fantarina tsara hoe ireo izao tontolo izao voalaza ireo no mila asandratra eo anatreahan'Andriamanitra Ray. Izany hoe miaraka fa tsy hoe ny sasany ihany.
Ny fanavahana izany dia efa anisan'ny tsy mety raha ny fikasan'i Kristy no lazaina. Araka ny Teniny hoe ho iray ihany anie izy rehetra toa Azy iray ao amin'ny Ray. Io ilay fiombonam-panahy ao amin'ny Ray izay tanjona farany an'i Kristy sy Andriamanitra Ray nipoirana.

10. danielio
(
16/01/2012 16:36)
Ra hasiana fanazavana ilay hoe izao tontolo izao ao amin'ny baiboly dia ny fihainana eto antany feno faharatsiana JAKOBA 4 4 - 4 Ry mpisintaka mpijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra izy.
11. bor2lais
(
16/01/2012 17:32)
Dia mitovy ve izany ny hevitry ny teny hoe "izao tontolo izao" marobe ao amin'ny vavaka nataoNY voalazan'io Jaona 17 io ? ;-)
Jaona_17:
5 Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin'ny tenanao, dia amin'ny voninahitra hiarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao.6 Nasehoko tamin'ny olona izay nomenao Ahy avy tamin'izao tontolo izao ny anaranao; Anao ireny ka nomenao Ahy; ary notandremany ny teninao.7 Fantany ankehitriny fa avy taminao izay rehetra efa nomenao Ahy.8 Fa ny teny izay nomenao Ahy dia nomeko azy kosa, ary noraisiny, ka fantany marina tokoa fa avy taminao Aho; ary nino izy fa Hianao no naniraka Ahy.9 Izaho mangataka ho azy; tsy mangataka ho an'izao tontolo izao Aho, fa ho an'izay nomenao Ahy, satria Anao izy.10 Ary izay Ahy rehetra dia Anao; ary izay Anao dia Ahy; ary efa ankalazana eo aminy Aho.11 Ary tsy ho eo amin'izao tontolo izao intsony Ahy, fa izy ireto no ho eto amin'izao tontolo izao, ary Izaho mankany aminao. Ray masina ô, tehirizo ireo amin'ny anaranao izay nomenao Ahy, mba ho iray ihany izy, tahaka ny mahiray Antsika.12 Raha mbola teo aminy Aho, dia nitahiry azy tamin'ny anaranao izay nomenao Ahy; ary notandremako izy ka tsy misy very, afa-tsy ilay zanaky ny fahaverezana ihany; mba hahatanteraka ny Soratra Masina.13 Fa ankehitriny mankany aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin'izao tontolo izao, mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.14 Efa nomeko azy ny teninao; ary halan'izao tontolo izao izy, satria tsy naman'izao tontolo izao, tahaka Ahy tsy naman'izao tontolo izao.15 Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin'izao tontolo izao, fa ny hiaro azy amin'ny ratsy. [amin'ilay ratsy].16 Tsy naman'izao tontolo izao izy, tahaka Ahy tsy naman'izao tontolo izao.17 Manamasina azy amin'ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana.18 Tahaka ny nanirahanao Ahy ho amin'izao tontolo izao no mba nanirahako azy kosa ho amin'izao tontolo izao.19 Ary ho an'ireto no anamasinako ny tenako, mba hanamasinan'ny fahamarinanao azy.20 Nefa tsy ho an'ireto ihany no angatahako, fa ho an'izay mino Ahy koa noho ny teniny;21 mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan'izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy.22 Ary nomeko azy ny voninahitra izay nomenao Ahy, mba ho iray izy, tahaka ny mahiray Antsika:23 Izaho ao aminy, ary Hianao ato amiko, mba ho tanteraka ho iray izy, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa Hianao efa naniraka Ahy sady efa tia azy tahaka ny nitiavanao Ahy.24 Ray ô, tiako mba ho any amiko amin'izay itoerako ireo izay nomenao Ahy, mba hahita ny voninahitro nomenao Ahy izy; fa efa tia Ahy Hianao, fony tsy mbola ary ny fanorenan'izao tontolo izao.25 Ray marina ô, tsy nahalala Anao izao tontolo izao; fa Izaho nahalala Anao, ary ireto efa mahalala fa Hianao no naniraka Ahy.
13. danielio
(
17/01/2012 05:09)
rijadolly:
Tsy mitovy
Tsara haintsika ny manavaka tsara ireo hevitra ny teny hoe izao tontolo izao isaky ny partie ao @ baiboly satria misy fotoana izy manondro ny "monde" ohatra JAONA 17/5 Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin'ny tenanao, dia amin'ny voninahitra hiarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao ,ary ny dikany izao tontolo izao faharoa koa dia manondro ny fomba fiainany jentilisa izay voalaza ao @ JAKOBA 4/ 4 Ry mpisintaka mpijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra izy.