Fivavahana, finoana

didi10 ( 05/10/2011 07:25)
Maro ny olona no mieritreritra fa raha mandaingalainga kely dia tsy de "GRAVE" eo anatrehan'Andriamanitra mihoatra amin'ireo mpamono olona sy ny mpamosavy ohatra, ity vakiteny ao amin'ny Asan'ny Apost... tohiny
Maranatha ( 04/10/2011 09:28)
Fiadanana ho aminareo! Mety efa nandalo trangan-javatra toy izao angamba ny Fiangonanao. Raha mahita fahotana hataon'ny mpiray fanantenana ianao. Na hianao mihintsy no hiharan'izany. na nisy mpiray ... tohiny
novalian'i Maranatha ny 10/10/2011 10:54
didi10 ( 03/10/2011 07:53)
Miarahaba antsika rehetra. Valio am fo tony sy am-panetretena ireto fanontaniana ireto, Mino ve ianao fa mila mibebaka ny olom-belona raha te handova ny fanjakan'Andriamanitra? Raha eny Fantatrao v... tohiny
novalian'i didi10 ny 13/10/2011 10:16
Miharena ( 29/09/2011 16:13)
Mametraka io fanotaniana io ho antsika aho satria matetika tsy mitovy ny fomba fandraisana an'Andriamanitra. Ny an'ny sasany dia antsoina any an-danitra any IZY ary mety tena ny maro no manao io fomb... tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/10/2011 11:32
Miharena ( 24/09/2011 05:44)
Anisan'ny fenitra farany amin'ny finoana ny resaka fampakarana. Izay midika hoe fihaonana vaovao eo amin'Andriamanitra Mpamorona izao rehetra izao. Mitarika ireto fanontaniana ireto izany: - Inona no ... tohiny
novalian'i Miharena ny 04/10/2011 05:30
zokieva ( 22/09/2011 11:49)
http://www.youtube.com/watch?v=DJ6WG_lqqHI&feature=mfu_in_order&list=UL... tohiny
novalian'i zokieva ny 24/09/2011 05:52
YDIFAS ( 22/09/2011 03:48)
Finaritra indrindra, tompoko. Tononina amintsika rehetra ny fiadanan'i Kristy. Ny tanjontsika rehefa mamafa trano dia mamafa sy mandroaka ny vovoka ka manary azy any amin'ny fanariam-pako. Toa midik... tohiny
novalian'i niryna ny 21/10/2011 16:27
Maranatha ( 20/09/2011 05:40)
Miarahaba ny namana rehetra indray! Betsaka ny fiangonana no manao fahagagana, manasitrana sns... Ilaina ve izany vao haharesy lahatra olona ny fahamarinana ??? Ahoana ny hevitrareo!... tohiny
novalian'i fitiar ny 16/07/2015 06:37
RBNIR ( 19/09/2011 08:14)
« Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy. » (1 Jaona 3:7) Ary ho an'ny mifanohitra amin'izay kosa dia izao : « Fa izay manao n... tohiny
ainafitia ( 18/09/2011 13:54)
tena mba mila fanampiana ry zareo sao de mba misy mahay ny tonon'ity hira ity.kely ihany no tadidiko fa mba omeo zay tohiny e! Ny fahazavan'ny lanitra ;manjelanjelatra Amin'ny aizin tsy hita , ety ant... tohiny
novalian'i nenina ny 23/09/2011 15:15
rijadolly ( 18/09/2011 04:54)
SAMBATRA AHO JESOA MANANA ANAO, Za koankoa, za koankoa... [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=l3boW_XT1e0&feature=related[/youtube] ... tohiny
novalian'i zokieva ny 19/09/2011 08:13
zokieva ( 17/09/2011 09:02)
http://www.youtube.com/watch?v=744TqjeDKCA Mivavaha ka aza mety sasatra!... tohiny
RBNIR ( 16/09/2011 13:28)
1- « Hoy Pilato taminy: Inona no marina? ........ » (Jaona 18:38) Valiny ? efa novalian'i Jesosy Tompo : « ............., ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanamba... tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/10/2011 08:03
pulm ( 14/09/2011 05:44)
toa gaga oa za mahita ireny afisy mipetraka eny @ arabe milaza hoe:" fanetsehana an'Andriamanitra" fanga efa tsy misy atao intsony ireny mpitarika ireny no zavatra ohatrizany no hitarihana ny olona, f... tohiny
novalian'i ichtus47 ny 10/04/2012 07:48
zokieva ( 13/09/2011 11:04)
http://www.youtube.com/user/zokieva1... tohiny
zokieva ( 12/09/2011 06:21)
http://www.youtube.com/watch?v=tl0G2s3KZ5k Manasa anao hitsidika. Mahereza daholo!... tohiny
zokieva ( 09/09/2011 09:06)
HIAINO NY ANDRO ANIO,TAHAKA NY HOE: ANIO NY FARA ANDRONAO KANEFA KOA HIAINO NY ANDRONAO ANIO TOY NY HOE: MBOLA HO ELA VELONA Fil.4:4-7 1-MIFALIA: -Mba diniho anie ny tarehin'ny olona rehetra... tohiny
miarana ( 06/09/2011 17:07)
Inona kay ny "verset" tinao indrindra ao amin'ny Baiboly ?... tohiny
novalian'i rijadolly ny 09/09/2011 03:35
Miharena ( 06/09/2011 05:01)
Lohahevitra tiako raisina manokana ity satria mety ahafahantsika mamantatra ny tena vontoatin'ny fahamarinana iainantsika. Ara-tantara dia izany tokoa isika tamin'ny fotoana nahalavo an'i Adama sy Ev... tohiny
novalian'i didi10 ny 05/10/2011 09:36
niryna ( 05/09/2011 04:14)
Rehefa mandinika amin'ny fiainana isika dia mety miteny anakampo hoe fa maninona ary ireny olona manao ny tsy mety ireny na tsy matahotra an'Atra na tsy mino an'Atra no ambinina? Ny baiboly aza dia m... tohiny
novalian'i niryna ny 14/09/2011 15:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1709