Fivavahana, finoana
RBNIR
(
20/07/2011 14:45)
http://www.youtube.com/watch?v=PNsqxLFwWuw&feature=player_detailpage
MAMIKO LOATRA IANAO TOMPO O!...
tohiny
RBNIR
(
15/07/2011 13:43)
http://www.youtube.com/watch?v=zM75r96dYec&feature=related
MISAOTRA BETSAKA TOMPO! MISAOTRA BETSAKA! VONINAHITRA ANIE HO ANAO IRERY IHANY
« Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'And...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 15/07/2011 14:55
RBNIR
(
15/07/2011 13:10)
http://www.youtube.com/watch?v=mpoGhOqRe3A&feature=share
ANDEHA HANAIKY DAHOLO E!
samy ho tahin'i Jesosy indray...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 15/07/2011 15:00
RBNIR
(
15/07/2011 09:25)
http://www.youtube.com/watch?v=cyh6nZ5w4MA&feature=player_embedded
MISAOTRA BETSAKA TOMPO O! MISAOTRA BETSAKA ANAO AHO NAMONJY AHY SY NY ANKOHONAKO
MISAOTRA BETSAKA,
VONINAHITRA ANIE HO ANAO MANDRAK'...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 15/07/2011 15:03
YDIFAS
(
14/07/2011 21:49)
Atolotra ny arahaba ary isaorana Andriamanitra nanome antsika izao fotoana izao. Ny fahasoavany anie hamonto antsika sy izay rehetra ataontsika.
Ambeti-teny sy averimberina matetika ny hoe tsy ny ana...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 15/07/2011 14:05
rijadolly
(
13/07/2011 17:53)
http://www.baiboly.org/
Ho an' rehetra , raha ohatra ianareo ka mitady teny izay efa tafiditra ao anatinareo ka somary sahirana hoe aiza moa no misy an' zay dia io rohy io hampasaina, eo amin' havia...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/08/2011 17:41
RBNIR
(
13/07/2011 14:04)
Faly miarahaba namana isany,
Hafatra manokana ho an-tsika kristianina tokoa izy ity,
« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny s...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/07/2011 11:16
niryna
(
13/07/2011 12:18)
Raha nandeha izy roa lahy teny amoron-drano dia tongatonga ho azy ilay adiady kely.Nanao sangy mahery tokoa mantsy ilay ranamana iray ary tena narary tamin'ilay iray ilay izy.Tsy niteny izy fa nosorat...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 04/08/2011 13:59
Veloo
(
07/07/2011 16:46)
ary tena ita fa efa kely sisa ny androny ka tandremo ry reto a:
Vakio ange, tsy haka hafa-tsy 2mn amin'ny fotoananao.
ÂÂ
Nanao fivoriambe niantsoana ny miaramilany rehetra i Satana. Ny
fifanaÂÂ...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 13/07/2011 11:46
niryna
(
07/07/2011 16:27)
Tato ato dia lasa toa mivoana tsikelikely ny fampianarana soratra masina,manjary lasa mahamonamonaina indray aza e.Ny antony : lasa ilay fiangonana sy ny rafitra ao aminy no lazaina ka rehefa tsy mana...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/08/2011 21:41
YDIFAS
(
05/07/2011 20:12)
Faly tafaray amintsika amin'ny alalan'izao hafatra izao. Tononina ho amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra.
Rehefa mitory ny filazantsara isika matetika dia mifototra amin'...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 14/07/2011 05:32
rekinbelo
(
05/07/2011 12:19)
Miarahaba namana,
adi-hevitra sy olana mateti-mitranga ny mikasika ny sabata namana ka ilaiko ny hevitrareo aloha, ao no manizingizina fa lalà na mandrakizay izy io ka tsy foana fa mbl arahintsika kri...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 01/08/2011 09:08
rekinbelo
(
01/07/2011 16:24)
Tiako mba hazavaina kely izy io satria eo foana matetika no miteraka tsy fitovian-kevitra amin'ireo tsy mitovy finoana, lasa mifanakiana sy mifanejika ireo antoko isan-karazany.
[u]Fanekena taloha:[/u...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 20/07/2011 05:56
rahery08
(
30/06/2011 06:33)
miarahaba ny namana rehetra!
Voaraiko ity dia zaraiko eto, dia samy mandini-tena eo isika
AZA MANOTA FA MISY NY HELO
FA NY KANKANA TSY HO FATY ARY NY AFONY TSY HO VONOINA (Isaia 66 24 b)
Tanora Ma...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/07/2011 01:39
Maranatha
(
27/06/2011 12:14)
Teny nalaina ao amin'ny Isaia 58:12 manao hoe " Ary ny taranakao no hanagana ny efa rava ela, ary ny nahorina hatramin'ny fahagola no hamboarinao; ary ianao atao hoe mpanamboatra ny rava mpamelon-dalÃ...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/07/2011 05:11
rijadolly
(
24/06/2011 19:44)
NOFO, FOFONAINA(Aina), FANAHY, FANAHY MASINA
Mba mangataka ho antsika rehetra hitondra hevitra na fanazavana ireo teny ireo aho raha azotsika atao, fa tena mifamaofao be loatra ato an-tsaina ny fomba...
tohiny
novalian'i bichette ny 20/07/2011 20:18
Miharena
(
24/06/2011 06:49)
Io indray no entina hamohazana kely izay maha-zanak'Andriamanitra antsika tsirairay.
Tanisaina kely ny tantaran'i Davida sy Goliata. Ny an'i Goliata dia fiheverana ivelany no maharo azy (vy mavesatra...
tohiny
novalian'i bichette ny 12/07/2011 11:40
YDIFAS
(
23/06/2011 21:30)
Faly tafahaona amintsika amin’ny alalan’izao hafatra izao. Ny fiadanan’i Kristy anie hanenika antsika tsirairay avy.
Misy antony manokana ny itsofana ny trompetra:
Amin’ny fifampifehezan’n...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 21/07/2011 10:37
ravakamalala
(
23/06/2011 19:31)
Ity zareo misy rohy tena mahafinaritra sady azo podcaster-na hohenoina eny andalana. Mihainoa finaritra
http://www.delamoureneclats.fr/spip/spip.php?rubrique31...
tohiny
novalian'i Miharena ny 24/06/2011 03:16
rijadolly
(
23/06/2011 18:50)
[quote=Rekinbelo]
tsy manatanteraka lalà na intsony isika satria tsy misy olombelona mahavita izany fa kristy irery no nahavita izany matoa izy sahy nilaza hoe hanatanteraka ny lalà na aho.toy ny mana...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 05/07/2011 12:28
