Fivavahana, finoana
RBNIR
(
26/05/2011 08:24)
Aleho ny Baiboly no hamaly azy:
« Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro. » (Lioka 14:16)
« Ary naniraka ny mpanompony izy tamin'ny fo...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 10/06/2011 19:12
Miharena
(
24/05/2011 15:07)
Ny tiana resahana amin'y loha-hevitra dia misy ireo Teny Fototra ao anaty Baiboly ary misy ireo tantara niainan'ny olona voalaza ao. Ataontsika hoe tantara an'arivo taona vitsivitsy no hita ao.
Ny les...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 15/06/2011 07:36
RBNIR
(
23/05/2011 14:09)
Inty no teny napetrak'i ny Tompo,
« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (...
tohiny
novalian'i Miharena ny 26/05/2011 13:03
RBNIR
(
23/05/2011 11:01)
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Matio 6:33).
Tokony andinin-tena lalina isika sao dia tsy arak'io ny fiainan-tsika, Moa v...
tohiny
novalian'i Miharena ny 25/05/2011 15:42
Rasoaly
(
21/05/2011 01:37)
Ny fiafarana dia fialana @ty tany fandalovana ity,ary fiandrasana ny fitsaran'Andriamanitra.Satria efa voalaza ao @ ny baiboly manao hoe:"any amparany any dia mbola ho avy ny Tompo hitsara ny velona s...
tohiny
novalian'i Miharena ny 26/05/2011 12:45
RUZ9
(
20/05/2011 13:30)
Samy manana ny heviny ny tsirairay sy ny isam-piangonana raha fivavahana no resahina. Toa tsy hitan'ny tsirairay akory fa lasa ny DOGME no tena zava-dehibe ary ny hahazo olona maro fotsiny no lasa ta...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 22/05/2012 10:55
daran
(
20/05/2011 11:20)
Nivavaka i Jesosy mba ho iray ny mpianany (jaona 17:21). Ny fivavahana anefa ity to tsy mitsaha-mitombo, mifampitsikera, misaratsaraka. Dia aona no hahatanteraka ny vavaka izay nataon'i Jesosy?...
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/05/2011 16:26
Rasoaly
(
19/05/2011 13:22)
Ry Jesoa avy any Nazareta o,alaviro anay ny asan'ny ratsy rehetra sy ny forongony.Ianao ry Jesoa nanao sorona ny tenanao ho fanavotana anay mpanota,koa enga anie izahay mba hanana toetra mendrika sy h...
tohiny
novalian'i Rasoaly ny 21/05/2011 01:27
Mpanazava
(
18/05/2011 15:19)
EFA tratran’ny orana ve ianao, ka nitady ï¬alofana teny ambany lavarangana? Mety
ho voaro tsara ianao teo ambanin’izy io, satria orana fotsiny ilay izy. Tsy ho voaro kosa
anefa ianao eo ambany...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 27/05/2011 11:19
Rasoaly
(
18/05/2011 07:00)
Manahoana daholo isika,mahereza mivavaka ary ankino amin'izy Tompo foana ny fiainantsika isan'andro,aza misaraka Aminy.Jesoa o,mifona Aminao izahay tamin'ny fahotana rehetra vitanay,mamindrà fo amina...
tohiny
novalian'i Rasoaly ny 17/05/2011 23:08
daran
(
17/05/2011 16:21)
Iza no nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo?...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 01/06/2011 17:45
Mpanazava
(
17/05/2011 06:01)
«Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy. ... Fa ny mpandeï¬tra kosa no handova ny tany, ka tena ho ï¬naritra amin’ny ï¬adanam-be.»â€”SALAMO 37:10, 11.
[img]h...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 20/05/2011 11:40
YDIFAS
(
14/05/2011 06:28)
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy. Ny fiadanany sy ny fahasoavany anie hanenika ny fotsika sy ny fiainantsika manontolo.
Ambara ombieny ombieny fa izay nandray an'i Jesosy dia tonga zanak'And...
tohiny
novalian'i vonynive ny 19/05/2011 08:49
Mpanazava
(
13/05/2011 12:48)
«Ao am-pon’ny olona mankato ny Fanjakan’Andriamanitra», hoy ny Papa Benoît Faha-16
tao amin’ny bokiny hoe Jesoa avy any Nazareta (anglisy). Misy tokoa mihevitra fa ny
Fanjakan’Andriamanit...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 01/06/2011 19:24
RBNIR
(
13/05/2011 11:47)
1. O ! Izany diako mahitsy hatrany re
Ho any Aminao (Aminao ry Tompo)
Fa ny hany tiako
Ka hotompoiko anie dia Ianao.
2. Na hisompatra ahy izay tsy tia
Mankahala, manadala
Dia tsy mampanahy Tompo ô...
tohiny
0uioui
(
13/05/2011 08:48)
- Tena marina io voalazako io fa betsaka ireo Teny izay voasoratra mazava sy raisina aminkitsipo(mahitsy) no misy manodina mba hifanaraka amin'izay eritreretiny sy ahazahoany tombotsoa na tombotsoan'n...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 25/05/2011 21:40
0uioui
(
11/05/2011 18:17)
- [u]Maranitra toy ny sabatra roa lela[/u] !...(baiboly)
- Endrey ny hamamin'ny [u]Teninao raha nandramako [/u](baiboly), fa nanoatra ny tantely tato ambavako aza !...
- fa velona sy Mahery ny[u] T...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 13/05/2011 18:15
hery
(
11/05/2011 09:12)
Zavatra vitsivitsy mety mahatonga io fanontaniana io ireto ambany ireto... dia ery ambany ny valiny. Efa natsipiko tsindraindray teto ihany.
- Ny baiboly dia fitambarana boky nosoratana tao anatin'ny...
tohiny
novalian'i patacoull ny 25/10/2011 12:40
RBNIR
(
10/05/2011 16:29)
Faly miarahaba an-tsika rehetra indray,
Inty mba misy aingam-panahy kely ry namana isany :
Nisy hono Mpanjaka lehibe anankiray (Mpanjakan'ny mpanjaka mihitsy Izy ity satria ny mpanjaka rehetra dia eo ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 12/05/2011 05:12
