1. Rasoaly
(
19/05/2011 13:22)
Ry Jesoa avy any Nazareta o,alaviro anay ny asan'ny ratsy rehetra sy ny forongony.Ianao ry Jesoa nanao sorona ny tenanao ho fanavotana anay mpanota,koa enga anie izahay mba hanana toetra mendrika sy hahay hanaradia Anao tokoa ary mba samy ho voavonjy rehefa iala @ity tany fandalovana ity.Jesoa o,rakofy @ ilay ranao masina sarobidy izahay ary arovy @ asan'ny ratsy rehetra indrindra @ faka-panahy.Amen.Ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika tsirairay avy.Miomana,miambena foana,fa tsy fantatra ny ora hiavian'ny Tompo,koa raha misy namana tena mbola tsy miraraha mihintsy any @ toerana misy antsika any dia ambarao azy io miomana,ary teneno fa Andriamanitra no niandohana dia Izy ihany koa no hiafarana.Mahereza mivavaka daholo.
novalian'i Rasoaly ny 21/05/2011 01:27
2. AndriambyII
(
20/05/2011 10:56)
Ny fiandohan' ny olombelona !
On est né de passage ,
on est né pour pleurer ,
on est né pour se sacrifier ,
on est né pour errer ,
on est né sans conscience ,
on est né pour pécher !
car tout lui appartient !
on réve pour rien ,
on prie pour rien ,
on s'inspire pour rien ,
on reflechit pour rien ,
on respire pour rien ,
on parle pour rien ,
on vit pour rien .
Qu'il vienne ;
prendre mon corps ,
prendre mes acquis ,
prendre mes follies ,
prendre mes soucis ,
prendre mes savoirs ,
prendre mes parts ,
prendre mon monde !
Pour soulager mon âme ,
de cette existence ,
et de son lourd fardeau !
Anxietés, angoisses ,dépressions !
Le mal-vivre , le mal-étre !
Le tout-mal !
Vers le compte final !
Izay ilay fiafarana ?
Tononkiran' i "Andy Razaf " original nisintonan' i "Shirley Bassey" ilay hira hoe "BORN TO LOSE" .
On est né de passage ,
on est né pour pleurer ,
on est né pour se sacrifier ,
on est né pour errer ,
on est né sans conscience ,
on est né pour pécher !
car tout lui appartient !
on réve pour rien ,
on prie pour rien ,
on s'inspire pour rien ,
on reflechit pour rien ,
on respire pour rien ,
on parle pour rien ,
on vit pour rien .
Qu'il vienne ;
prendre mon corps ,
prendre mes acquis ,
prendre mes follies ,
prendre mes soucis ,
prendre mes savoirs ,
prendre mes parts ,
prendre mon monde !
Pour soulager mon âme ,
de cette existence ,
et de son lourd fardeau !
Anxietés, angoisses ,dépressions !
Le mal-vivre , le mal-étre !
Le tout-mal !
Vers le compte final !
Izay ilay fiafarana ?
Tononkiran' i "Andy Razaf " original nisintonan' i "Shirley Bassey" ilay hira hoe "BORN TO LOSE" .
3. Rasoaly
(
21/05/2011 01:24)
Ny fiafarana dia fialana @ty tany fandalovana ity,ary fiandrasana ny fitsaran'Andriamanitra.Satria efa voalaza ao @'ny baiboly manao hoe"any amparany any,dia mbola ho avy ny Tompo hitsara ny velona sy ny maty".
4. Rasoaly
(
21/05/2011 01:27)
Ny fiafarana dia fialana @ty tany fandalovana ity,ary fiandrasana ny fitsaran'Andriamanitra.Satria efa voalaza ao @'ny baiboly manao hoe"any amparany any,dia mbola ho avy ny Tompo hitsara ny velona sy ny maty".
