Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rasoaly, milahatra araka ny daty
Rasoaly ( 02/07/2011 02:59)
Fanentanana ny rehetra
Salama daolo o,manentana antsika rehetra mba hiara mivavaka isaky ny mipaika ny @3ora atoandro,dia samy angataka mafy isika ny famindrapon'Andriamanitra satria io ny ora voalaza fa nahafatesan'ilay mp... tohiny
novalian'i Ratoa ny 01/07/2012 19:54
Rasoaly ( 21/05/2011 01:37)
Ny fiafarana
Ny fiafarana dia fialana @ty tany fandalovana ity,ary fiandrasana ny fitsaran'Andriamanitra.Satria efa voalaza ao @ ny baiboly manao hoe:"any amparany any dia mbola ho avy ny Tompo hitsara ny velona s... tohiny
novalian'i Miharena ny 26/05/2011 12:45
Rasoaly ( 19/05/2011 13:22)
Ry Jesoa avy any Nazareta o,alaviro anay ny asan'ny ratsy rehetra sy ny forongony.Ianao ry Jesoa nanao sorona ny tenanao ho fanavotana anay mpanota,koa enga anie izahay mba hanana toetra mendrika sy h... tohiny
novalian'i Rasoaly ny 21/05/2011 01:27
Rasoaly ( 19/05/2011 05:53)
Manahoana daholo isika,tandremo ry reto fa maro ny endrika isehoan'ny asan'ny devoly eo @ fiainantsika,ka tokony samy hiezaka isika mba andositra sy iala @ ratsy fanaontsika,@ fahazarandratsy,ary mba ... tohiny
novalian'i Naouda ny 01/06/2011 21:44
Rasoaly ( 18/05/2011 07:00)
Manahoana daholo isika
Manahoana daholo isika,mahereza mivavaka ary ankino amin'izy Tompo foana ny fiainantsika isan'andro,aza misaraka Aminy.Jesoa o,mifona Aminao izahay tamin'ny fahotana rehetra vitanay,mamindrĂ  fo amina... tohiny
novalian'i Rasoaly ny 17/05/2011 23:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0211