1. Rasoaly ( 19/05/2011 05:53)
Manahoana daholo isika,tandremo ry reto fa maro ny endrika isehoan'ny asan'ny devoly eo @ fiainantsika,ka tokony samy hiezaka isika mba andositra sy iala @ ratsy fanaontsika,@ fahazarandratsy,ary mba hanantona an'i Jesoa sy hanokatra ny varavaran'ny fontsika ho Azy,mba hanjakany tanteraka ao amintsika.Samia miezaka mandefitra,manetry tena,mifankatia,miala @ filandratsy ny nofo,dia ho hitantsika fa ahita fiadanana isika.Samy ho tahian'Andriamanitra daholo anie isika,ary ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika tsirairay avy,dia mahereza mivavaka,ary aza manadino an'Andriamanitra,mahaiza misaotra Azy @ny fitiavany antsika.
novalian'i Naouda ny 01/06/2011 21:44
2. mpikaroka ( 20/05/2011 10:58)
misaotra
3. Naouda ( 28/05/2011 23:48)
Salama dôôly ôôôh!
Momba ny zaza tsy mety miteny gasy tompoko ah:dia manana olana koa zà. Raha miresaka izahay mivady, tonga de misy mitsatsaingoka manohy an'le resaka @ ten frantsay , na manontany ny tohin'lay resaka.
Aôna no atao mba hitenenan'izy ireo gasy tsara????
4. Rasoaly ( 01/06/2011 20:02)
Salama Naouda,fanontaniana kely ny ahy,tsy miteny gasy mitsy angaha le zaza hatramin'izy mbola kely?Resao foana izy dia farany miteny gasy eo ihany e.
Naouda:

Salama dôôly ôôôh!
Momba ny zaza tsy mety miteny gasy tompoko ah:dia manana olana koa zà. Raha miresaka izahay mivady, tonga de misy mitsatsaingoka manohy an'le resaka @ ten frantsay , na manontany ny tohin'lay resaka.
Aôna no atao mba hitenenan'izy ireo gasy tsara????
5. Naouda ( 01/06/2011 21:44)
Salama ôôôh ! Misôtra an-Rasoaly nanome torohevitra fa dia ndeh hatao manombok'izao. Misaotra betsaka!*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5551