Fivavahana, finoana

lagoon ( 12/03/2011 12:01)
Ity alerte ity dia efa t@ voalohany volana Martsa no nivoaka ka halefako ho anareo eto. hampitao ny hafatra. vitsy ny olona hino.ary marobe kosa no hilaza fa minomino foana ny sasany. Efa ela aho no n... tohiny
novalian'i Miharena ny 25/03/2011 19:07
RBNIR ( 11/03/2011 06:54)
FA INONA MARINA MOA NY ATAO HOE FAMONJENA? HO VONJENA AMIN'INONA TOKOA MOA NY OLONA?? MANINONA RAHA MIJANONA AMIN'IZAO FA TSY MITADY NA HANDRAY IZANY FAMONJENA IZANY?? TOETSAINA MANAO AHOANA TOKOA MOA... tohiny
novalian'i Miharena ny 04/04/2011 14:36
AndriambyII ( 08/03/2011 21:45)
Ianareo izay manana havana na zanaka mipetraka @ firenena musulman ; fa tena manomboka hihova ny fihodin' ny tantara . Après la mort de deux d’entre eux, près de 4.000 musulmans ont attaqué la c... tohiny
novalian'i niryna ny 10/03/2011 17:37
ydifas ( 03/03/2011 08:20)
Faly mamangy antsika amin'ny Anaran'i Kristy amin'ny alalan'izao hafatra izao indray ny tenako. Iarahatsika mahita amin'izao vanim-potoana izao fa simba ny rafitra tsara rehetra misy, simba ny soatoa... tohiny
novalian'i Maranatha ny 01/06/2011 07:25
cyril ( 01/03/2011 11:33)
--- Misaotra anao RBNIR amin'ny fampitana hafatra etsy ambany amin'ilay resaka lalana ety fa tsy migodana no hizorana sy asainao izorana merci ! -------fa izao oa : tena i PETERA na i PIERA tokoa ... tohiny
novalian'i nyhaingo ny 11/03/2011 14:05
niryna ( 27/02/2011 06:53)
Fahiny raha misy olona mandratra anao dia ratranao toa izany koa izy: manala ny nifinao izy,dia esorinao koa ny nifiny: Vita hatreo tsy misy tohiny intsony Fa nahoana tokoa re e Raha mijery ireto te... tohiny
novalian'i niryna ny 19/03/2011 04:26
majesty ( 26/02/2011 08:15)
nafàna an, natao nanakoako eran'ny tanàna ilay hoe Madagasikara ho an'i Kristy taona vitsivitsy izay fa nankaiza ny niafàrany, nisy aza moa tanàna iray mihitsy teto Antananarivo no nivoy an'io fan... tohiny
novalian'i vonynive ny 10/03/2011 08:30
majesty ( 26/02/2011 07:59)
Hanao topi-maso kely ny fiaraha-monina aho androany, ry Jean Marc mivady vao noraisina ho mpandray herinandro vitsivitsy izay, arahabaina nahazo fahasoavana hoy ny sasany, mahareta hatramin'ny farany ... tohiny
novalian'i bor2lais ny 08/03/2011 11:17
ydifas ( 23/02/2011 09:48)
Faly mandroso eo amin'ny toerana amakianao izao hafatra izao ny tenako. Isaorana Ilay Ray Tsitoha nanome antsika izao fotoana izao. Teo am-pametrahana fanontaniana indrindra isika hoe: Anisan'ireo vo... tohiny
novalian'i majesty ny 03/03/2011 08:39
lagoon ( 22/02/2011 21:44)
Lybie,Yemen,Barhein...teo Egypta,Tonisia...efa mananontanona i Iran,Rwanda,Cote d'Ivoire,Chine,Djibouti,Gabon,....manomboka misy fiantsoana hikomy koa any Etazonia... Madagasikara koa efa hipoaka ny s... tohiny
novalian'i varygasy ny 24/03/2011 19:10
RBNIR ( 15/02/2011 09:38)
« Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna sy ny vohitra nampianatra sady nandroso hankany Jerosalema. » (Lioka 13:22) « Dia hoy ny anankiray taminy; Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 07/03/2011 10:27
ydifas ( 14/02/2011 11:32)
Faly manoratra aminao indray ny tenako. Ny fahasoavan'i Kristy anie hamonto antsika indray ao anatin'izao hafatra izao. Mipetraka amintsika ny fanontaniana: Velona ho an'ny inona isika? velona ho an'... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/02/2011 08:23
niryna ( 11/02/2011 16:43)
MIno fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao? Isan'andro isan'andro Izy dia momba antsika foana Na inona tranga amin'ny fiainana dia eo anilantsika foana Izy. Tsy nilaza anefa izy fa ra... tohiny
novalian'i majesty ny 26/02/2011 07:50
ydifas ( 08/02/2011 11:36)
Faly manoratra ho antsika indray ny tenako. Tononina amintsika sy ny ankohonantsika ny fahasoavan'i Kristy omban'ny fiadanany. Efa nambarantsika fa tsy hiady aman'olona no niantsoana antsika ([i]"... ... tohiny
novalian'i majesty ny 26/02/2011 08:01
newyork2007 ( 07/02/2011 14:02)
Raha ny fanaratsiana no nentin'ireo tsy mataho-tody mikasika ny raharaha FPVM , izay nataon'ireo mpanenjika ny Pasitera Randrianatoandro dia fantatry ny Malagasy fa fanaratsiana no tao ambadik'iny ... tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2011 14:49
lagoon ( 07/02/2011 13:17)
http://www.youtube.com/watch?v=G8U_ZQXGnX8&feature=player_embedded... tohiny
novalian'i niryna ny 19/03/2011 06:00
lagoon ( 02/02/2011 21:38)
http://resistance-catholique.org/videos_html/2010_VS-B16.html http://le-projet-juif.com/?p=3504... tohiny
novalian'i majesty ny 26/02/2011 08:09
Ydifas ( 28/01/2011 08:28)
ADY
Ho amintsika anie ny fiadanan'i Kristy Tohizantsika ny hafatra tamin'ny farany (Mitsangàna: [b]http://forum.serasera.org/forum/message/m4d3a9fe38c4b1[/b]). Rehefa nasaina nitsangana isika dia vonona ... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2011 00:55
niryna ( 26/01/2011 06:36)
Ny teny ao amin'ny Eksodosy 20 :3-6 dia manambara amintsika ny Didy folo fa tsy tokony hanana Andriamani-kafa isika fa Izy Irery ihany ary dia mbola mitohy ihany koa ao fa Andriamanitra saro-piaro Iz... tohiny
novalian'i niryna ny 27/02/2011 06:33
bor2lais ( 25/01/2011 11:13)
Ho an'ny mpino kristiana maro dia ao anatin'ny herinandro antsoina hoe "semaine de prière pour l'unité des chrétiens" isika izao. Eo amin'io teny "unité" io indrindra no tiako hitondrana ny dini... tohiny
novalian'i vonynive ny 09/02/2011 08:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.0997