Fivavahana, finoana

hery ( 09/05/2011 09:52)
Ity volana ity, ny volana mey, ho an'ny Katolika :-) isantaona dia volana natokana hanajana manokana an'i Masina Maria. Betsaka ny zavatra azo atao amin'izany. Ny tena fanao matetika dia ny hasivianan... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 17/05/2011 11:25
0uioui ( 05/05/2011 09:18)
Efa nilaza mialoha ve i pape Joany paoly 2 io tamin'izy mbola velona hoe [u]rehefa maty aho ry zanako isany de atsangano ho olotsambatra afaka dimy taona ??[/u] - sa de nahimpon'ny mpino sy ny eveka s... tohiny
novalian'i mpive ny 21/06/2011 20:54
rekinbelo ( 05/05/2011 09:01)
Isika rehetra tafiditra ato dia manohana ny mitsdy y fomba rehetra hanamporofoana fa ny azy no marina fa ny an'ny sasany diso. Raha ny tena izy mantsy dia 1 ihany no fivavahna noforoniny Jesosy Krist... tohiny
novalian'i Maranatha ny 06/06/2011 07:44
rahery08 ( 03/05/2011 11:32)
Miarahaba ny namana rehetra! Hitako tany @ forumhafa tany ity dia zaraiko eto! Dia mba samy maka izay tandrifiny eo! : hafatra ho anao > Ny voninahitra dia ho an’An... tohiny
novalian'i rijadolly ny 04/05/2011 15:35
blackj521 ( 03/05/2011 06:58)
Tongava maro ao @ palais de sport Mahamasina @ 7 mai fa tsy hanenina isika e ... tohiny
novalian'i blackj521 ny 06/05/2011 06:42
RUZ9 ( 02/05/2011 13:24)
ianao ve ny hahalala misimisy kokoa mikasika ny ara-panahy? ho hitanao ato ny atao hoe "Ny fanahy no olona" http://cyrius.centerblog.net (VERSION MALAGASY); http://cyrius.over-blog.com (VERSION FRANCA... tohiny
novalian'i bichette ny 09/05/2011 15:20
ydifas ( 02/05/2011 03:45)
Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavany tsy manam-pahataperana. Avy nankalaza ny paska isika ary mino aho fa tsy tamin'ny fahazàrana na fombafomba fotsiny no nentintsika nanatan... tohiny
hery ( 28/04/2011 22:27)
Vaovao mahafaly koa itony :-) (mivonto zao ny oron'ny sasany kanefa ny vaovao mahafaly tsy maintsy lazaina). Hatsangana ho olontsambatra amin'ny 1 mai izao eto Roma ny papa Joany Paoly II. Atao ahoana... tohiny
novalian'i hery ny 09/05/2011 15:33
christian777 ( 28/04/2011 07:25)
Christ-mas: church-ceremony for babylonian sungod-child... Nowhere in the Bible birthdays are celebrated; not even the birthday of Christ. And we know that Christ wasnot born on Christmas-day at all,... tohiny
novalian'i Maranatha ny 31/05/2011 11:19
christian777 ( 28/04/2011 07:13)
(Daniela 2:31) « Hianao, ry mpanjaka ô, nahita fa, indro, nisy sariolona lehibe anankiray. Izany sary izany dia lehibe sady namirapiratra tsara, nijoro teo anatrehanao izy, ary ny tarehiny dia ... tohiny
Miharena ( 27/04/2011 14:49)
Te hampamaofy ity fanehoana nataon'ny mpandinika ny soratra isan-karazany ity aho, izay nahitana ny ankamaroan'ny boky ao anaty Baiboly, dia ny tao QUMRAN izany. Ny mpanadihady dia nilaza fa ny vavaka... tohiny
novalian'i Miharena ny 28/04/2011 12:26
vonynive ( 22/04/2011 06:05)
miarahaba antsika rehetra, raha mamaky ireo faminaniana voalaza teo aloha isika dia manontany tena hoe ho tanteraka ve izany ? ary iza no hanatanteraka azy ? miara-miasa mandrakariva @ olona ety ambon... tohiny
novalian'i Miharena ny 23/04/2011 04:12
rekinbelo ( 19/04/2011 11:17)
Mba te hihaino ny hevitrareo momba io Babylona lehibe voalazan'NY Apok io za e! dia manantena serasera mahafinaritra avy aty aminareo... tohiny
novalian'i daran ny 12/05/2011 17:06
ydifas ( 16/04/2011 02:04)
Ny fiadanan'i Kristy anie no handroso ao anatitsika izay mamaky. Miarahaba antsika. Indro ny tohin'ilay hafatra ara-paminaniana efa naroso teto. [i]"Ho avy ny andro, hamangy ny mpitondra fivavahana e... tohiny
Miharena ( 13/04/2011 15:45)
Miarahaba ny rehetra mpandinika sy mpandalina rehetra indray amin'ny Anaran'ny Tompo. Tiana havoitra kely ity lohahevitra ity mba hamantarana izay dingana vitan'ny tsirairay na antoko samihafa momba ... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 27/04/2011 07:52
RUZ9 ( 11/04/2011 12:18)
Fantatrao ve ny tena atao hoe NY FANAHY NO OLONA? Araho ato ny fanazavana http://cyrius.centerblog.net Fanazavana ara-tsiantifika no ho hitanao araka ny fahalalan'ny Razantsika ho hitanao ao koa n... tohiny
novalian'i Miharena ny 11/04/2011 15:58
bor2lais ( 08/04/2011 09:26)
Averiko eto ity lohateny nataon'i Hery ity mba "hakan-drivotra" kely ! Ialako tsiny amin'i Hery ny famerenana azy eto. -copier/coller- hery - 09/09/2010 15:47 Mazava ho azy fa mifanohitra ny olona ... tohiny
novalian'i Dan23 ny 16/04/2011 09:30
Miharena ( 08/04/2011 08:00)
Manokatra kely ity loha-hevitra ity indray aloha aho fa mahita fa adino ny mahasamihafa an'Andriamanitra sy Lucifer. Andriamanitra dia tsy manavaka fa Lucifer dia manavaka. Nahoana hoy ianao? Ny anat... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/05/2011 05:58
ydifas ( 08/04/2011 03:10)
Faly miarahaba anao ary mampita ity hafatra ity amin'ny Anaran'i Kristy ny tenako. Ho tohin'ilay hafatra ara-paminaniana nalefa tamin'ny farany dia indro indray ny tohiny. Amafisiko eto fa tsy avy ami... tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/04/2011 19:07
christian777 ( 07/04/2011 13:06)
Matio 24:4) « Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hœ: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo. » (Matio 24:5) « Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hœ: Izaho no Kristy, ka maro no ... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/05/2011 13:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1436