Fivavahana, finoana
ydifas
(
22/01/2011 09:14)
Ny fahasoavana omban'ny fiadanan'i Kristy anie hanenika antsika rehetra.
Hoy Izy amintsika: [i]"Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao. Fa, i...
tohiny
novalian'i vonynive ny 25/01/2011 09:26
zetsarazony
(
14/01/2011 15:02)
Miarahaba antsika,
mila fantatra ny dikan-teny fampiasan-tsika rehefa mivavaka satria hay izy ireny hatrizay dia tsy mba nodinihina loatra,kanefa raha lazaina amin'ny fomba tsotra sy mivantana dia man...
tohiny
novalian'i Zetsarazony ny 14/07/2011 20:56
ydifas
(
11/01/2011 03:10)
Ampitomboina ao amintsika anie ny fahasoavan'i Kristy ary manonona ny fiadanany ho antsika rehetra ny tenako.
Voalohany indrindra, isaorana Andriamanitra nanome tombon'andro sy taona vaovao antsika. ...
tohiny
AndriambyII
(
05/01/2011 23:12)
D’abord, deux averses aux Etats-Unis. Des milliers de cadavres en Arkansas, quelques centaines en Louisiane. Cette fois, troisième averse en Suède.
«Mercredi, plusieurs dizaines d'oiseaux mo...
tohiny
novalian'i ndenn ny 04/02/2011 23:36
diloo
(
01/01/2011 06:33)
Bonne Année 2011 daholo
diloo...
tohiny
novalian'i cyril ny 07/01/2011 09:54
fijo
(
28/12/2010 21:17)
raha jerena tsara ny fotokevitr'i ralavavolo,dia tsotra.
izy dia jiosy ,ary tsy nihevitra ny hiala tao anatin'io finona jiosy io.saingy niezaka kosa izy hanova ilay fomba finoana sy ny rafitra nisy ta...
tohiny
novalian'i Ilo ny 01/02/2011 11:42
diloo
(
26/12/2010 15:44)
Tratrin'ny Krismasy iaby.
Nivangy teto aho fa tsy nanadino akory. Mandalo miserana.
A+...
tohiny
novalian'i cyril ny 07/01/2011 09:54
lagoon
(
21/12/2010 17:20)
Izao koa no antony nanidin'i Ravalomanana io FPVM io.
Fa dia lasa mpanongam-panjakana daholo ry leirony !!!
http://collectif-gtt.org/content/21122010-fpvm-antaninanandrano-fanalana-devoly-miendrika-...
tohiny
novalian'i ainania19 ny 04/02/2018 16:26
Miharena
(
17/12/2010 14:39)
Efa maro ireo fanadihadiana sy fandalinam-pinoana nataon'ny olombelona. Niteraka antokom-pisainana maro samihafa izany. Misy ireo izay mifikitra amin'izany antokom-pisainana izany ary mety maro no vao...
tohiny
YDIFAS
(
15/12/2010 11:31)
Bonjour,
Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 16/12/2010 13:52
andry44
(
15/12/2010 02:12)
Manahoana daholo!
Sokafan any ady hevitra hoe: aiza ho aiza ny toerana misy ny Franc maçon eto Madagasikara eo @ resaka politika?
Any ivelany mantsy ny FM io tena midirigé ny politika ary mametra...
tohiny
novalian'i cyril ny 15/02/2011 12:21
ydifas
(
11/12/2010 17:48)
Ny fahasoavan'i Kristy anie ho amintsika ary hanjaka ao am-potsika anie ny fiadanany.
Nanao ahoana ny fijerintsika ity taona ity? Tao ny fahombiazana, tao ihany koa ny fatiantoka, tao ny fahakiviana,...
tohiny
ydifas
(
03/12/2010 08:23)
Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavany.
Inoako fa nahavita nandini-tena isika rehefa avy namakivaky ity taona ity sy ny lasa rehetra teo amin'ny fiainantsika.
Ho avy ny krismasy ...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 10/12/2010 15:11
RBNIR
(
01/12/2010 13:54)
« Ny zanaka manaja ny rainy, ary ny mpanompo ny tompony; koa raha Ray Aho, aiza ary izay hajako? ary raha Tompo Aho, aiza izay tahotra Ahy? hoy Jehovah, Tompon'ny maro, aminareo, ry mpisorona, i...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/01/2011 06:58
rahery08
(
30/11/2010 09:31)
Miarahaba ny namana rehetra!
Araka ny lohateny dia hoe iza no ratsy fanahy?
Fa hoy indrindra ny tenin'ny Tompo hoe:
« Moa sitrako akory va ny fahafatesan'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah Tompo, fa ts...
tohiny
novalian'i Miharena ny 06/12/2010 06:44
RBNIR
(
26/11/2010 08:39)
Hoy Jesosy Tompo :« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21)
Mila ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/11/2010 04:48
RAR.DAGO
(
25/11/2010 04:13)
Ity misy interview iray ho an'ireo izay mihevitra fa mitàna ny marina.
le Dalaï Lama interrogé par le théologien de la libération, le brésilien Leonardo Boff. Texte reproduit par Philippe de ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 12/12/2010 10:50
ydifas
(
24/11/2010 07:20)
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy.
Iray volana mahery sisa dia hifarana ity taona folo amby roarivo ity. Fotoana fanaovana jery todika (bilan) ny fifaranan'ny taona toa izao. Na ho an'ny isam-...
tohiny
novalian'i vonynive ny 30/11/2010 07:51
ydifas
(
24/11/2010 07:18)
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy.
Iray volana mahery sisa dia hifarana ity taona folo amby roarivo ity. Fotoana fanaovana jery todika (bilan) ny fifaranan'ny taona toa izao. Na ho an'ny isam-...
tohiny
RBNIR
(
22/11/2010 15:06)
« Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Matio 22:29)...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 04:14
