Andriamanitra saro-piaro inona no hevin'izany? mitovy ny olona saro-piaro ve?
1. niryna
(
26/01/2011 06:36)
Ny teny ao amin'ny Eksodosy 20 :3-6 dia manambara amintsika ny Didy folo fa tsy tokony hanana Andriamani-kafa isika fa Izy Irery ihany ary dia mbola mitohy ihany koa ao fa Andriamanitra saro-piaro Izy ary mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatrany amin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Azy. Kanefa kosa dia mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Azy ka mitandrina ny didiNy.
1. Mba misy afaka hanazava izany hoe Andriamanitra saro-piaro izany ve isika e.
Mety tsy mitovy angamba ny hevin'ny hoe olona saro-piaro sy ny hoe Andriamanitra saro-piaro e sa ?
2.Inona no hevitr'izany hoe mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka mifandimby...
misaotra mialoha

novalian'i niryna ny 27/02/2011 06:33
2. RBNIR
(
26/01/2011 10:52)
Faly miarahaba anao : samy hotahin'Andriamanitra.
Tena otran'ny efa mazava b ny voasoratra ao an (mila mitandrina ny Teniny fotsiny isika dia tsy hiaran'izany hasarotapiarony izany ary koa tsy hatahotra izay mety hitranga amin'ny taranak'isika rehetra rahatr'izay ):
« Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany. » (Eksodosy 20:3)
« Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany. » (Eksodosy 20:4)
« Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy; » (Eksodosy 20:5)
« nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko. » (Eksodosy 20:6)
Ny fahasoavan'ny Tompo anie hirotsaka amintsika rehetra.

3. AndriambyII
(
04/02/2011 21:26)
Idée submersive be ny fanontaniana . Raha Atra daholo ny olona tsy efa hhmmmm !! Raha domaine naturel aloha dia sentiment voajanahary ny fahasarotam-piaro. Fa raha ampitoviana @ ilay goavana be iry toa tsy mety . Sa ????
4. niryna
(
06/02/2011 00:06)
RBNIR:misaotra anao,mety ho mazava be tokoa ilay izy saingy tokony tsara ho fantatra fa na vola na harena na ny vady na inona zavatra ka atao ambony noho ilay ATra nahary ny lanitra sy ny tany dia efa manana andriamaninkafa isika sa ?

5. niryna
(
06/02/2011 00:07)
AndriambyII:ka ilay fahasarotam-piaron'Atra anie eto tsy mitovy ny dikan'ilay fahasarotam-piaron'ny olombelona e sa ?
Idée submersive be ny fanontaniana . Raha Atra daholo ny olona tsy efa hhmmmm !! Raha domaine naturel aloha dia sentiment voajanahary ny fahasarotam-piaro. Fa raha ampitoviana @ ilay goavana be iry toa tsy mety . Sa ????
6. rijadolly
(
06/02/2011 04:31)
Raha ny fahazoako azy indray dia mitovy ny fisehon' ilay fahasarotam-piaro na ny an' Andriamanitra na ny an' olombelona, fa kosa samy hafa ny zavatra arovana, za zao ny famaritana ny maha Dolly ahy no maha saropiaro ahy, ohatra, vadin-dRahanonana aho ka raha vao misy maka iny toerako iny dia mirangaranga ilay izy, hihihihihih! Ka eo no ilazako oe tsy mitovy amin'arovan' Andriamanitra ilay arovako, indrindra ny valeur-ny .
Hevitro io an!
Hevitro io an!
7. bobone
(
07/02/2011 05:47)
Niryah:
bjr njy zoky an!
amiko aloha tsy mitovy ny hafasarotam-piaron'Atra sy ny olombelona e!
Ny olombelona .
Atra saropiaro ny zanany rehefa atao ambony kokoa ny fitiavana izao rehetra izao Izy !!!satria Izy ilay mpamorona no tokony ho tiana bebekokoa! ary tsy azo vadihana fa fitiavana mandrakizay !!! tsy azo afangaro zavatra hafa!ka raha mikapoka aza izy dia kapoka mitory fitiavana hahatsara ilay olona izay tiany hitia azy hatrany.
Fa ny olona mbola manafangaro zavatra hafa ! tia tena , raha saropiaro izy dia mety misy tombotsoa , na mety koa hoe manao zahatra ratsy amin'ilay olontiny ohatra dia tsy tiany hataon'ilay hafa toy ny hataony izy dia saropiaro fotsiny !!! noho izany rehefa misaraka na diso saropiaro loatra dia miteraka famonoana sy fahafatesana ary famoizam-po aza!
fa Atra hafa mihitsy e! mikapoka fa kapoka mitory fitiavana !
asa mety ve zoky an!
kiss mamy be njy an!

8. RBNIR
(
07/02/2011 07:05)
[/quote] misaotra anao,mety ho mazava be tokoa ilay izy saingy tokony tsara ho fantatra fa na vola na harena na ny vady na inona zavatra ka atao ambony noho ilay ATra nahary ny lanitra sy ny tany dia efa manana andriamaninkafa isika sa ?
[/quote]
Faly miarahaba antsika rehetra indray amin’ny anaran’I Jesosy Kristy Tompontsika,
Amiko tsy tokony hitady lavitra loatra ny saintsika satria izy anie efa mitanisa eo ambany ireo zavatra mety hahasaropiaro azy e :
1- Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany (taloha ny taranak’I Israely sady nanompo an’I JEHOVAH Andriamanitra no nisy koa nanompo izany Bala izany)
Mahasaropiaro an’Andriamanitra ny fanaovana toy izany.
2- « Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany. » (Eksodosy 20:4)
« Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro
Io dia mampalahelo fa misy fiangonan-dehibe kristianina (izay tsy hotononiko anarana eto) dia manao sy mampianatra an’io amin’ny olon’Andriamanitra (manao sary voasikotra ny mety ho endrik’ilay Zanak’Andriamanitra any amin’ny lanitra ambony) nefa dia tena mahasaropiaro an’Andriamanitra tokoa ny fanaovana izany raha araka ireo tenin’Andriamanitra ireo fa tsy araka ny hevitro an !.
Samy ho tahianan’ny Tompo anie isika rehetra.

9. bor2lais
(
08/02/2011 10:57)
niryna:
Ny teny ao amin'ny Eksodosy 20 :3-6 dia manambara amintsika ny Didy folo fa tsy tokony hanana Andriamani-kafa isika fa Izy Irery ihany ary dia mbola mitohy ihany koa ao fa Andriamanitra saro-piaro Izy ary mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatrany amin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Azy. Kanefa kosa dia mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Azy ka mitandrina ny didiNy.
1. Mba misy afaka hanazava izany hoe Andriamanitra saro-piaro izany ve isika e.
Mety tsy mitovy angamba ny hevin'ny hoe olona saro-piaro sy ny hoe Andriamanitra saro-piaro e sa ?
2.Inona no hevitr'izany hoe mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka mifandimby...
misaotra mialoha
Raha jerena ny voasoratra dia mety azo raisina ho fanehoana ny fiainana teo ambanin'ny lalàna sy ny ozona (testamenta taloha) no asehon'io andalana noraisinao io ... Soa ihany fa tsy nijanona teo ny tantara ... fa nalefaNY ny Zanany : fahasoavana izany !
Amiko azo raisina ihany koa fanehoana ny maha-Fitiavana Azy io : tia ny olombelona Izy nefa koa dia manaja mandrakariva ny safidy izay raisina Izy. AsehoNY eto fa mitondra amin'ny fahaverezana ny tsy fanarahana Azy na fisitahana amiNY. Nefa asehoNY ihany koa fa mivoha hatrany ny varavaraNY raha toa ka hiverina amiNY.
Fijeriko ihany anefa izay !
10. Miharena
(
12/02/2011 13:04)
Miarahaba ny rehetra indray ary mirary taona sambatra. Mba handray anjara kely amin'ity dinika ity. Raha ny marina dia voarin'Andriamanitra avokoa ny zava-drehetra ary isika olombelona no nomena fahafenoana satria endrik'Andriamanitra no nahariaNY antsika. Koa raha zany no izy dia resaka tsy fifankahazoan-kevitra ihany no mahatonga ny olona hihevitra fa misaraka amin'Andriamanitra izy. Ny Ray sy ny fofon'AINY napetraNY tamintsika dia tsy tokony hilazaNY akory ozona satria hiverina Aminy avokoa izany rehetra izany. Lasa faharatsiana no hitranga raha teny ozona no mihatra.
Ny tokony hasongadina bebe kokoa angamba araka ny fahitako azy dia ny fitiavana izay voalaza rehetra ao anaty Teni'n'Andriamanitra izay andraikiNY tokoa satria voariNY izay TENA IRAY AMINY no iresahany fa tsy misy hafa. Ny mampisaraka AMINY dia ny tsy fahazoana io hevira io satria mihevitra voafetra ihany isika fa tsy mihevitra AZY izay FENO miasa ao amintsika.
Ny fahasarotam-piaro dia ny fikarakaraNY ny voariNY fa tsy misy hevitra ambadika amiko satria tsy hisy hahasakana izay safidy omeNY ny voariNY tsirairay sy ny drafitra soritaNY ho azy avy.

11. reve
(
22/02/2011 09:14)
Miarahaba e! Ity aloha misy fanontaniana tsara valiana
ho an'iza no nitenenan'Andriamanitra ireo teny (toko sy andininy) voalaza etsy ambony iretsy sao mba tokony faritana aloha ny DOMAINE DE DEFINITION fa raha ny kely takatro dia ho an'ny Zanak'ISRAEL no nitenenany izany hoe misy "PARAMETRE" tsy azo hodiantsihita ao ohatra: tantara, fotoana, zava-nisy ... sns dia amin'izay dia mety ho Fantatrao hoe ahoana izany Andriamanitra saropiaro izany !

12. AndriambyII
(
23/02/2011 21:32)
>>>>>reve>>>>>Miarahaba e! Ity aloha misy fanontaniana tsara valiana
ho an'iza no nitenenan'Andriamanitra ireo teny (toko sy andininy) voalaza etsy ambony iretsy sao mba tokony faritana aloha ny DOMAINE DE DEFINITION fa raha ny kely takatro dia ho an'ny Zanak'ISRAEL no nitenenany izany hoe misy "PARAMETRE" tsy azo hodiantsihita ao ohatra: tantara, fotoana, zava-nisy ... sns dia amin'izay dia mety ho Fantatrao hoe ahoana izany Andriamanitra saropiaro izany !
Na tsy jiosy aza dia azo inoana fa niantefan' izany hafatra izany , ny tsy tokony hadino koa dia tsy ny jiosy ihany ange no nino sy mino A/tra tokana hatr@ izay nahatany ny tany é !!

13. reve
(
24/02/2011 06:22)
Misaotra namaly ny resaka e!
fa izao marina ny teneninao hoe nino an'Andriamanitra tokana koa ny olona maro teto ambonin'ny tany saingy izao nisy ny firenena nofidiny hanatanterahany ny programmem-pamonjeny. vakio dia diniho ny salamo 147/19,20 de ny romana 3/1,2 koa maro ny toko sy andininy fa ireo aloha e! de mazotoa!

14. niryna
(
27/02/2011 04:32)
RBNIR:/ataovy hoe tsy mahalala ny tena dikan'izany aza aho,tsy hoe akory raha teny gasy ilay izy dia ho azontsika,rehefa tsy nomen'Atra antsika ilay heviny dia tsy ho azontsika mihitsy na dia mamaky ilay teny eo aza isika
Faly miarahaba anao : samy hotahin'Andriamanitra.
Tena otran'ny efa mazava b ny voasoratra ao an (mila mitandrina ny Teniny fotsiny isika dia tsy hiaran'izany hasarotapiarony izany ary koa tsy hatahotra izay mety hitranga amin'ny taranak'isika rehetra rahatr'izay ):
« Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany. » (Eksodosy 20:3)
« Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany. » (Eksodosy 20:4)
« Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy; » (Eksodosy 20:5)
« nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko. » (Eksodosy 20:6)
Ny fahasoavan'ny Tompo anie hirotsaka amintsika rehetra.
Dia ahoana ary no anazavanao izany teny izany? misaotra mialoha
15. niryna
(
27/02/2011 04:35)
AndriambyII:ka izay no mahatonga ahy hanontany sa ahoana?
Idée submersive be ny fanontaniana . Raha Atra daholo ny olona tsy efa hhmmmm !! Raha domaine naturel aloha dia sentiment voajanahary ny fahasarotam-piaro. Fa raha ampitoviana @ ilay goavana be iry toa tsy mety . Sa ????
16. niryna
(
27/02/2011 04:36)
rijadolly:dia ahoana tsara ilay izy ry rija raha izany ?
Raha ny fahazoako azy indray dia mitovy ny fisehon' ilay fahasarotam-piaro na ny an' Andriamanitra na ny an' olombelona, fa kosa samy hafa ny zavatra arovana, za zao ny famaritana ny maha Dolly ahy no maha saropiaro ahy, ohatra, vadin-dRahanonana aho ka raha vao misy maka iny toerako iny dia mirangaranga ilay izy, hihihihihih! Ka eo no ilazako oe tsy mitovy amin'arovan' Andriamanitra ilay arovako, indrindra ny valeur-ny .
Hevitro io an!
17. niryna
(
27/02/2011 04:38)
bobone:manahoana njy
Niryah:
bjr njy zoky an!
amiko aloha tsy mitovy ny hafasarotam-piaron'Atra sy ny olombelona e!
Ny olombelona .
Atra saropiaro ny zanany rehefa atao ambony kokoa ny fitiavana izao rehetra izao Izy !!!satria Izy ilay mpamorona no tokony ho tiana bebekokoa! ary tsy azo vadihana fa fitiavana mandrakizay !!! tsy azo afangaro zavatra hafa!ka raha mikapoka aza izy dia kapoka mitory fitiavana hahatsara ilay olona izay tiany hitia azy hatrany.
Fa ny olona mbola manafangaro zavatra hafa ! tia tena , raha saropiaro izy dia mety misy tombotsoa , na mety koa hoe manao zahatra ratsy amin'ilay olontiny ohatra dia tsy tiany hataon'ilay hafa toy ny hataony izy dia saropiaro fotsiny !!! noho izany rehefa misaraka na diso saropiaro loatra dia miteraka famonoana sy fahafatesana ary famoizam-po aza!
fa Atra hafa mihitsy e! mikapoka fa kapoka mitory fitiavana !
asa mety ve zoky an!
kiss mamy be njy an!
tsy ratsy kosa ilay eritreritra izany an, fa samy mitovy daholo ve eto ilay fahasaro-piaro?
Andao ary aloha jerena ny hevin'izany hoe fahasarotam-piaro izany e?
18. niryna
(
27/02/2011 04:41)
RBNIR:misaotra anao,mety ho mazava be tokoa ilay izy saingy tokony tsara ho fantatra fa na vola na harena na ny vady na inona zavatra ka atao ambony noho ilay ATra nahary ny lanitra sy ny tany dia efa manana andriamaninkafa isika sa ?
[/quote]
Faly miarahaba antsika rehetra indray amin’ny anaran’I Jesosy Kristy Tompontsika,
Amiko tsy tokony hitady lavitra loatra ny saintsika satria izy anie efa mitanisa eo ambany ireo zavatra mety hahasaropiaro azy e :
1- Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany (taloha ny taranak’I Israely sady nanompo an’I JEHOVAH Andriamanitra no nisy koa nanompo izany Bala izany)
Mahasaropiaro an’Andriamanitra ny fanaovana toy izany.
2- « Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany. » (Eksodosy 20:4)
« Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro
Io dia mampalahelo fa misy fiangonan-dehibe kristianina (izay tsy hotononiko anarana eto) dia manao sy mampianatra an’io amin’ny olon’Andriamanitra (manao sary voasikotra ny mety ho endrik’ilay Zanak’Andriamanitra any amin’ny lanitra ambony) nefa dia tena mahasaropiaro an’Andriamanitra tokoa ny fanaovana izany raha araka ireo tenin’Andriamanitra ireo fa tsy araka ny hevitro an !.
Samy ho tahianan’ny Tompo anie isika rehetra.
[/quote] ireo notenenina ireo anie ka efa nolazainy fa e,e,mbola manao izany ihany isika e
Ny vola no maharangahy kanefa koa izay tsy miasa tsy mihinana
Izy no nahary izao rehetra izao kanefa mbola misy ihany firenena sasany manao ny biby ,ny zavatra hafa ambony noho izy
Na isika malagasy aza izao ary io no mety antony iray mahatonga ny firenena tsy mety hiadana dia ny finoana ny razana sy ny finoana an'Atra,miangona alahady fa mankany amin'ny mpimasy ny alatsinainy,manao joro sy ny karazany sa diso ve izany?
19. niryna
(
27/02/2011 04:43)
bor2lais:misaotra betsaka tamin'ilay fijerinao fa manampy antsika tokoa izany fitiavaNy izany satria Atra fitiavana Izy
niryna:
Ny teny ao amin'ny Eksodosy 20 :3-6 dia manambara amintsika ny Didy folo fa tsy tokony hanana Andriamani-kafa isika fa Izy Irery ihany ary dia mbola mitohy ihany koa ao fa Andriamanitra saro-piaro Izy ary mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatrany amin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Azy. Kanefa kosa dia mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Azy ka mitandrina ny didiNy.
1. Mba misy afaka hanazava izany hoe Andriamanitra saro-piaro izany ve isika e.
Mety tsy mitovy angamba ny hevin'ny hoe olona saro-piaro sy ny hoe Andriamanitra saro-piaro e sa ?
2.Inona no hevitr'izany hoe mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka mifandimby...
misaotra mialoha
Raha jerena ny voasoratra dia mety azo raisina ho fanehoana ny fiainana teo ambanin'ny lalàna sy ny ozona (testamenta taloha) no asehon'io andalana noraisinao io ... Soa ihany fa tsy nijanona teo ny tantara ... fa nalefaNY ny Zanany : fahasoavana izany !
Amiko azo raisina ihany koa fanehoana ny maha-Fitiavana Azy io : tia ny olombelona Izy nefa koa dia manaja mandrakariva ny safidy izay raisina Izy. AsehoNY eto fa mitondra amin'ny fahaverezana ny tsy fanarahana Azy na fisitahana amiNY. Nefa asehoNY ihany koa fa mivoha hatrany ny varavaraNY raha toa ka hiverina amiNY.
Fijeriko ihany anefa izay !
20. niryna
(
27/02/2011 04:54)
Miharena:
Miarahaba ny rehetra indray ary mirary taona sambatra. Mba handray anjara kely amin'ity dinika ity. Raha ny marina dia voarin'Andriamanitra avokoa ny zava-drehetra ary isika olombelona no nomena fahafenoana satria endrik'Andriamanitra no nahariaNY antsika. Koa raha zany no izy dia resaka tsy fifankahazoan-kevitra ihany no mahatonga ny olona hihevitra fa misaraka amin'Andriamanitra izy.
Marina izany nataony mitovy aminy isika: andeha isika hoy Izy(Andriamanitra telo izay iray ) anamboatra olona mitovy endrika amintsika(izany hoe efa hatrany amin'ny voalohany dia efa teo ny Ray ,ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.
Ny hoe resaka tsy fifankazahoankevitra indray dia tsy fantatro fa ny fantatro fotsiny dia isika mino Azy no mety hoe tsy lavitra antsika Izy fa miaraka amintsika eo foana ny Fanahy Masina,ny tsy manana Azy kosa dia tsy fantany izany fitsian'ny Fanahy masina miaraka amintsika izany ary tsy miaraka aminy tokoa izany satria izay mino azy ihany no hanana azy sy itoerana( angataho ny fanahy masina hoy ny mpampianatra)
.ahoana indray izany? ka ny tenin'Atra no manambara fa hozoniny( ny tarana boanjo ,ny fotony voanemba hoy isika malagasy) ary izay rehetra mino Azy no anapaka izany fatotry satana izany ka eo no manomboka ny fahasoavana izay efa nomeny ho antsika maimaimpoana fa moa ve mino izany isika ?
Ny Ray sy ny fofon'AINY napetraNY tamintsika dia tsy tokony hilazaNY akory ozona satria hiverina Aminy avokoa izany rehetra izany. Lasa faharatsiana no hitranga raha teny ozona no mihatra.
" Minoa fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao" mbola teny iray manamafy izany
Ny tokony hasongadina bebe kokoa angamba araka ny fahitako azy dia ny fitiavana izay voalaza rehetra ao anaty Teni'n'Andriamanitra izay andraikiNY tokoa satria voariNY izay TENA IRAY AMINY no iresahany fa tsy misy hafa. Ny mampisaraka AMINY dia ny tsy fahazoana io hevira io satria mihevitra voafetra ihany isika fa tsy mihevitra AZY izay FENO miasa ao amintsika.misaotra anao
Ny fahasarotam-piaro dia ny fikarakaraNY ny voariNY fa tsy misy hevitra ambadika amiko satria tsy hisy hahasakana izay safidy omeNY ny voariNY tsirairay sy ny drafitra soritaNY ho azy avy.ka ilay teny saro-piaro eto inona no heviny? misaotra