Fivavahana, finoana
mepaka
(
25/10/2010 18:34)
mba tiako ho atao batisa ny zanako.zah eto usa no mipetra.ho anareo gasy mipetraka eto us .mba mangataka ny torohevitrareo raha azo atao.inona no tokony ho ataoko.@ krisimasy mantsy no eritreretako ha...
tohiny
novalian'i mepaka ny 26/10/2010 16:42
ziva6
(
25/10/2010 15:44)
misy ny mino ary misy ny misalasala
[youtube][http://www.youtube.com/watch?v=DFenxbHPVAQ&feature=player_embedded/youtube]...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/10/2010 05:40
RAR.DAGO
(
22/10/2010 21:03)
aleo ary tsy resahina aloha i Atra hoe construction sa créateur fa ireto kosa ary ny fanontaniana manaraka :
1. Ireo izay mino an'ilay Atra namorona an'i Adama sy Eva ve dia hafaka ny hanaiky fa ny ...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 15/11/2010 17:06
niryna
(
22/10/2010 19:19)
Tantara notsongoina tao anatin'ny boky iray miresaka ny androbe sy ny kalanoro
Narary voan'ny aretina "kasoa" izay lazaina ihany koe hoe ambalavelona ity ramatoa iray
Nampidirina hopitaly ity ramato...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/10/2010 05:17
fijo
(
20/10/2010 18:55)
Faratsiho : Zatovo 14 taona notazaonina ramatoa 45 taona tamin’ny ody PDF Imprimer Envoyer
Mercredi, 20 Octobre 2010 00:00
Voatery nosamborin'ny zandary sy natao famotorana ary natolotra ny...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 15/11/2010 16:32
niryna
(
20/10/2010 17:18)
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny sehatry ny serasera indray ny tenako.
Misaotra an'Atra lehibe aho noho ny fahasoavana tsy voatanisa omeny ahy isan'andro
Isaorako koa izy fa na dia maro aza ny ri...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 11/11/2010 21:15
rafahafahana
(
20/10/2010 12:51)
Gaga aho fa tsy mivoaka eto @ serasera ny hevitra sy ny lahatsoratra nosoratako tao @ fivavahana sy finoana, inona re no mety ho antony é, misy sivana ve sa ahoana, sa mety nanindrona anareo mpikarak...
tohiny
novalian'i zandry01 ny 27/10/2010 08:13
fijo
(
18/10/2010 21:31)
Ambohidahy Soavinimerina : Mitantara ny zava-nitranga ny mpitandrina Rabetokotany PDF Imprimer Envoyer
Samedi, 16 Octobre 2010 00:00
Be loatra ny feo mandeha momba iny raharaha nitranga tets...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 10:56
ydifas
(
16/10/2010 05:51)
Miarahaba anao amin'ny anaran'i Kristy indray,
[i]«Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na hetahetan-drano, fa faniriana* handre ny...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 11:16
RAR.DAGO
(
15/10/2010 20:56)
Raha mandeha moa ny fikarohana miaraka @ fahaizana rehetra ankehitriny ka voaporofo fa io no fatin'i Jesosy, izany hoe tsy nitsangana t@ maty akory izy fa tena maty tokoa dia mba ahoana re e?...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 04/11/2010 05:50
AndriambyII
(
15/10/2010 09:47)
A partir des mots et des sens saints .Amen !...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/10/2010 16:42
ydifas
(
15/10/2010 06:26)
Miarahaba anao,
Amiko dia tsy nisy namorona Andriamanitra fa efa nisy sy mbola hitoetra mandrakizay Izy. Tsy takatry ny sain'ny olombelona ny niaviany satria raha tsy izany dia tsy mitoetra ho amin'iz...
tohiny
novalian'i vonynive ny 28/10/2010 11:57
RAR.DAGO
(
14/10/2010 19:58)
Ho an'ny kristianina dia mety ho hetraketraka na dia ny fametrahana an'io fanontaniana io fotsiny any aza, ka dia hialan-tsiny mialoha amin'izay mety ho sadaikatra fa mipetraka foana tsinona ny fanont...
tohiny
novalian'i vonynive ny 26/10/2010 11:46
mirananirina
(
14/10/2010 10:31)
Raha @ izao fotoana izao tokoa moa no misy olona avy any Nazareta any bevohoka dia milaza fa zanak'Andriamanitra ny ao ankibony:Jeso 2 zany.Mino ve ianareo sa tsy mino fa tena marina io!Ataoko angamba...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2010 19:40
RAR.DAGO
(
10/10/2010 15:26)
Raha toa ka fanomanana ny fihainana ao arian'ity eto an-tany ity no tanjona, maninona moa ny kristianina no mitaraina rehefa ampijalian'i Ratsiraka, Ravalomanana na i Rajoelina?
Tsy tokony ho faly aza...
tohiny
novalian'i vonynive ny 26/10/2010 11:54
niryna
(
10/10/2010 01:53)
MIarahaba antsika rehetra indray aho androany.Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho eo amintsika mandrakariva.
Omeko tantara kely iray hianareo ary mitovy ilay zanaka very izy ity saingy hafa kely no fitrang...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/10/2010 16:06
nyhaingo
(
09/10/2010 08:31)
nefa fahalotoana tanteraka eo anatrehan'Andriamanitra izany
misy ireo filozof no milaza fa "Tsy misy ary tsy azo eritrereitina akory" izany Andriamanitra izany
fa nisy filozof sy psy4 taloha elabe ...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 11:45
vonynive
(
08/10/2010 09:15)
tsy mivaona @ fivavhana sy finoana a,
Mampiditra ity hevitra ity aho ho antsika mpivavaka sy mpino (ato @ finoana - fivavahana), mialohan'ny hamaliana ny oe IZA na AHOANA ny hamahana izao krizy izao ...
tohiny
novalian'i vonynive ny 14/10/2010 08:40
nyhaingo
(
06/10/2010 16:27)
Misy ny Fiangonana sasany dia mitahiry ireny sary vongana na statut n'ny olona efa lasanko razana ireny mba ho fahatsiarovana sy ahitana lalandava ireo olo-masina
mba ahoana ny hevitrao amin'izy iren...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/10/2010 19:49
ydifas
(
04/10/2010 07:03)
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'Ilay Avo indrindra ny tenako
Tamin'ny andron'i Mosesy (Môizy) dia nanome lalàna Andriamanitra dia ny didy folo izany. [b]Eksodosy 20[/b]. Satria hitan'Andriamanitra ...
tohiny
novalian'i diniho ny 06/04/2013 15:03
